Vehivavy ho filohan'i Madagasikara
1. hery
(
26/02/2012 17:06)
Mbola tsy vonona ny ho filohan'i Madagasikara ve ny vehivavy?
Iza ohatra no eritreretinareo efa mety hahavita an'izany andraikitra be izany?
Iza ohatra no eritreretinareo efa mety hahavita an'izany andraikitra be izany?
répondu par manoasoa le 25/09/2012 10:47
5. LazaDaddy
(
29/02/2012 02:35)
hery:Io ve dia tsy ho vitan'i andrywui e?
Mbola tsy vonona ny ho filohan'i Madagasikara ve ny vehivavy?
Iza ohatra no eritreretinareo efa mety hahavita an'izany andraikitra be izany?
6. mirananirina
(
10/03/2012 09:17)
Zay maka an i Noue!lasa aiza ary izy zay,ilazao aho izay mahita azy ô
7. sipagasy
(
10/03/2012 17:50)
iza tokoa ny vehivavy mpanao politika malagasy afaka ny hitondra?? ny hany haiko @mpanao politika vehivavy mantsy dia i tompokovavy Nadine ihany aloha hatreto.
10. kotobelouh
(
17/05/2012 07:26)
Betsaka ao fa na izy varian misera, na variana mitady vady na koa mitaiza!
twing:
tsy mbola zakan ny vehivavy zany toerana zany ka
12. manoasoa
(
25/09/2012 10:47)
Izaho mazaka.Vonona ny vehivavy ka!jereo amin'ny ao an-tokoatrano fotsiny e!
Io zany rehefa olona mahay manao intersection entre:
Economie,Culture,Environemment,Social dia izay no lafatra na lahy na vavy.Sady tsy misy soratra ihany koa anie ao lehilahy ihany e!
Anisany mahavoa ireo olona mpanao politika io tsy fahaizana mandalanjalanja ireo 4 ireo.Mety hazava ve sa mila fanazavana fanampiny.
vehivay mantsy ny tena