Mpino ,mpiandry , mpitandrina , mpandray , mpandrindra , mpiaro,mpanantanteraka , mpikarakara ,mpampitohy .
1. AndriambyII
(
05/02/2012 02:31)
Ho an ' ny ortodokisa , ny anglikanina , ny adivantisita , ny jezoita , ny amorabita , ny amarika , ny sionita , ny siita , ny mezopotamika , ny kretoazy , ny katolika , ny mitapy sy vendrana , ny ets ets ,... dia samy manana ny fandikany azy ny tsi 11 isambatan'olona , sy isambatam-panahy , araky ny tahiry hita t@ ireo ranomasina maty , sy mena , ary mainty.
Aiza no misy finoana malagasy nentin-drazana mpiandraikitra @ izany ? Efa voahitsakitsaka , sy notsiratsiraina ve ,? sa efa hadino tanteraka ? Ny fahitana azy dia tena navela sy adino tanteraka ny finoana nanabeazana sy nifampitondrana fahiny , natakalo ny an 'ny olona tsy vanona ho olombelona , ary tsy mendrika ny hahazo ny fitahian' ny lanitra .
Aiza no misy finoana malagasy nentin-drazana mpiandraikitra @ izany ? Efa voahitsakitsaka , sy notsiratsiraina ve ,? sa efa hadino tanteraka ? Ny fahitana azy dia tena navela sy adino tanteraka ny finoana nanabeazana sy nifampitondrana fahiny , natakalo ny an 'ny olona tsy vanona ho olombelona , ary tsy mendrika ny hahazo ny fitahian' ny lanitra .
répondu par miraj le 20/02/2012 12:20
2. Miharena
(
05/02/2012 04:20)
Nahoana tokoa moa no tsy hita ny an'ny Malagasy? Ny an-dry zareo lazainao fa tsy vanona ho olombelona ireo dia natosiky ny hery iray hizara izy dia nahazo olona samihafa firenena fa ny Malagasy nitana ny azy ve mba nisandrahaka sa niandry izay manatona azy fotsiny ihany, sa ny fampitana ilay fahendrena tsy an'ny sarabebem-bahoaka fa ho an'ny mpian-kazomanga ihany?
Aiza tokoa no misy ny mpitory fomban-drazana Malagasy afa-tsy ny mpikabary ankehitriny saingy misy ve vahiny izay hitoriana izany hiparitahan'izany fomba izany?
Aiza tokoa no misy ny mpitory fomban-drazana Malagasy afa-tsy ny mpikabary ankehitriny saingy misy ve vahiny izay hitoriana izany hiparitahan'izany fomba izany?
3. niryna
(
05/02/2012 21:06)
AndriambyII:
Ho an ' ny ortodokisa , ny anglikanina , ny adivantisita , ny jezoita , ny amorabita , ny amarika , ny sionita , ny siita , ny mezopotamika , ny kretoazy , ny katolika , ny mitapy sy vendrana , ny ets ets ,..
inona no sokajianao ireo voatanisa eo ambony rehetra ireo? satria tsy vitan'ny mitapy ilay olona fa mbola vendrana ihany hi,hi
. dia samy manana ny fandikany azy ny tsi 11 isambatan'olona , sy isambatam-panahy , araky ny tahiry hita t@ ireo ranomasina maty , sy mena , ary mainty.
dia ahoana izany no fandikanao azy
Aiza no misy finoana malagasy nentin-drazana mpiandraikitra @ izany ? Efa voahitsakitsaka , sy notsiratsiraina ve ,? sa efa hadino tanteraka ?
mba zareo hoe izany finoana malagasy nentin-drazana izany,inona no hinoany ary inona no hivavahany ary iza no antsoiny ?
Ny fahitana azy dia tena navela sy adino tanteraka ny finoana nanabeazana sy nifampitondrana fahiny ,ka inona ilay finoana nanabeazana sy nifampitondrana fahiny aloha,farito ilay izy vao mety afaka mamaly araka izany ny olona,izaho anisany
tsy vanona izany ilay olona satria ahoana,tsy mendrika ny hahazo fitahian'ny lanitra izany fa misy hery angaha ilay lanitra no hitahy ?
natakalo ny an 'ny olona tsy vanona ho olombelona , ary tsy mendrika ny hahazo ny fitahian' ny lanitra .
mba afaka valianao ve ireo rehetra ireo dia hiroso amin'ny dinika amin'izany isika
misaotra tompoko
4. miraj
(
20/02/2012 12:20)
mampalahelo ianao ry tsy mpino. tsy ho ampy mandrakizay ny fotoana na hanazava impiry aminao eto aza satria sy mino ianao. ny hany azo atao dia mivavaka ho anao hoe: Tompo ô mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony.Amen
