Betsaka ireo olona mamo no mandeha bus rehefa avy miasa @ hariva. Inona no miseho sy ny ho ataon'ny bus raha toa ka mandoa eo @ ankanjon'olona ireo mamo ireo?
Tsy mino aho hoe, tsy te ahalala ny bus, ary mody fanina izy. Samia àry mitandrina.
Ka matetika rehefa tafiditra ao anaty bus enao vao miditra le mamo. Raha taxi-be sarotra be ilay miala, surtout hoe efa nilahatra ela be.
Fa ny lalàna dia tokony tsy avelan'ny saofera miditra ilay mamo. Ary raha tsy mety mamoaka ilay mamo ilay saofera dia tokony afaka miantso polisy ny olona hanala ilay mamo ao anaty fiara.