MAPME !!tsy hanao zavatra ! aza manankim-po be amireo tsony ee

1. andrywui ( 23/01/2012 10:22)
zah ry zalah tsy TGV iringiriny zany !!! tsy TGV ah fa tsy te hanovanova lava fotsiny ah satria lany andro manova ,mandrava , manova,mandrava foana nefa tsisy resultat mitsy isika malagasy ,
-faly mandrodana fotsiny de aveo manangana ndray !!
kelikely eo de misy mitarika mahay miresaka ndray tonga de handrodana ndray , tamin'ny dada niakatra teo amn fitondrana tam 2002 reny anie defa tena nieritreritra daolo mihitsy isika mianakavy oe "trafo-kena no atao toko e!" saingy ireny no zavabitan'i dada !!
ny asa kely mba nataon'ny olona aza nopotehiny daolo , tsy nantenaina hanirina mihitsy izy zany !! vao maika niha vizana le olona ,
---ny TGV kou ty tsy hita be iany ze tena heviny satria de nanala baraka tena tamle notam speed be teo , tsy aleo ary mba navoaka 2 na 3 jrs mialoha le izy ra hanao iany , tsy fahafehezana zavatra ko izay de lasa napme be le notam otran'ny tsinaikena teo ! ..

-ka tsaratsara mihitsy samy tsy mampiankim-po aminireo bandy roalahy ireo tsony isika fa miala an'akatso de ambohidempona , otran'ny mitovy iany ny stratejia entin'izy roalahy de le fanaovana be mokony ! mitady OLOMARINA MAHAVITA AZY i madagascar sy ny malagasy fa arirariran'ilereto eto fotsiny !!
- mitovy iany izy roalahy ireto fa Mangazafy sy i Zafimanga olona iray iany fa nisolo malabary fotsiny !
-zao ty ihitsoka ndray ny firenena fa ry mamy rakotoarivelo sy ny ekipany tsy hanatrika kongresy tsony sady hiala amn fivoriana handinihana rehetra !! ka inona fa tsy vao maika hihamafy ndray ny krizy iainan'ny malagasy ry mpitondra ! - ka na mamy aza ny zanaka refa manaikinono de akifika ka !!

répondu par jesuisla le 29/01/2012 14:57
2. andrywui ( 23/01/2012 10:24)

meditation !!!!!!!
3. mirananirina ( 23/01/2012 16:42)
De ahoana zany andrywui ilay olona maty i TGV iny tsy tokony ho gadraina ve rajoelina sa ahoana????sa refa izy de tsy diso
4. andrywui ( 23/01/2012 22:19)
marina zany tenin'i mirana zany !
manaona lou ndry tratrin'ny taona bizzouu !!!

ka refa diso de aotsana daolo na iza na iza kou !! ka zay mitsy ane le resaka dada oe ho samborina e nanao fahadisoana de mijinja ny nataony !! de otrizay ko lavanify ho tsaraina ko izy ra izy marina no nampaniraka namono an'ilay rangah teo talatamaty iny !! fa ra resaka oe mpitsena mamondrongony nanao bagara tany kosa de zavatr hafa !! otrizay ko nen'i dada raha tena tsy namono olona teo ambotsirohtr izy de afaka sady tsy nangalabolapanjakana sady tsy nanao ninonnn fa nadio de afaka zany i dada ee afaka manao fifidianana izy
5. trondrogasy ( 24/01/2012 19:50)
io ra wiwi tsy maintsy hongotana io ,ary tsy hongotana mora foana izany ,atao raoka mopera mihitsy mba ho atao lecon eto @ firenenana
6. andrywui ( 25/01/2012 22:57)
Aleo lesy bainn samy iala any reo à ...aleo hamafisina le kozy patrick vatofototra iny de aleo samy iparitaka reto bandy samy maimbo reto fa tsy hanano raha ...
7. jesuisla ( 29/01/2012 14:57)
Nisy olona niampita rano, ary tsy tody teny @ farany. Fa satria nahoana? Ny rano ve no homena tsiny? Lay rano mihitsy ve no tena lalina.

Tena lalina zany. Mba lalina koa zany.

D inona no hevitra? Inona no atao? Iza no sahy hamonjy lay olona ao anaty rano ao?

Mila olona sahy, sy vonona ary mahay ny fireneny. Zany hoe, mila olona feno fahendrena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1227