Tsy misy olona ambony lalàna na tsy maty manota izany fa mitovy daholo !

1. andrywui ( 20/01/2012 23:45)
rehefa tsy filoha intsony dia mitovy amn rehetra ihany rehefa nanao hadalàna sy nangalatra namono olona !! jereo ny natao an'i chirac !!

raha tsy miotsana amzao i dada de afaka mivoaka avy any amin'ny misy azy any i LAMA fa malalaka ny lalana ,Lama aza mba tsy mamono olona fa paitra de samy afaka !!

i dada niampy vonoolona io no aharatsy azy !!! mbola tsisy ninonnn alou zao mamitsaka tsara daholo ny rehetra !! fa vao re oe io fa ao tokoa oe !! de efa misy olona 50 mahery ao efa vonona amin'ny fitoriana tamle teo Ambohitsorohitra ireny , efa misy fitoriana 5 taminle vola nanjavona tao amn tresor , efa misy fitoriana 20 nataon'ireo olona nalaina tany ankeriny (alaotra , anjajavy , soalala ,antonibe analalava ...)

-hiditra an'Ambohidepona enao ry dada fa be kiry loatra !!

ry fidy sy ny namany efa nanao bon -na gilet anti-balle tao am Toby daholo !! misy 50 lahy tsara ofana ao ,manginy fotsiny ny element an'i Andry ao Ivato zay efa mazava ho azy fa hanotsana koa !!

ka de ny aina no matezà fa hifety isika rahapitso eee
répondu par bazylou le 21/01/2012 11:39
2. hery ( 20/01/2012 23:53)
:-)

wawawa daholo izany.
3. ravatorano ( 21/01/2012 06:33)
ary lery diso bien renseigné kle hahahaha !
4. bazylou ( 21/01/2012 11:39)
tsy valable io aty mada ry baina,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.229