Tsy tanteraka aloha ny faminanian'i Mailhol voalohany :-)
1. hery
(
13/01/2012 17:12)
http://www.famfrance.fr/index.php?news&nid=25
Raha araka ny faminanian'i Mailhol izany dia tokony efa nisy prezidà i Madagasikara tamin'iny faran'ny 2011 iny... izany exilé politique izany (sao de saika tanteraka tam Deba nandeha tany? sa i Tantely?)... saingy indrisy.
D’après les prophéties du pasteur, après la crise de 2009, Madagascar n’aura pas son président démocratiquement élu que le premier semestre 2011. Selon toujours les messages divines, le président élu pour 2011 sera un ancien exilé politique ; seulement ce dernier ne terminera pas son mandat car les rancunes des différentes crises feront naitre une nouvelle crise en 2012. Cette crise future sera plus violente que celles de 1991, 2002 et 2009. Et c’est là qu’on fera appel au Pasteur Mailhol.
Raha araka ny faminanian'i Mailhol izany dia tokony efa nisy prezidà i Madagasikara tamin'iny faran'ny 2011 iny... izany exilé politique izany (sao de saika tanteraka tam Deba nandeha tany? sa i Tantely?)... saingy indrisy.
répondu par tsioka le 04/02/2012 16:49
3. bor2lais
(
14/01/2012 09:20)
etsy_ambony:
D’après les prophéties du pasteur, après la crise de 2009, Madagascar n’aura pas son président démocratiquement élu que le premier semestre 2011. Selon toujours les messages divines, le président élu pour 2011 sera un ancien exilé politique ;
Bilan 2011 :
Président : nisy 4
élu démocratiquement : nisy 3
en exil : misy 2 ...
Hatreo kosa toa misy marina ihany a ! :-)
etsy_ambony_ihany:
seulement ce dernier ne terminera pas son mandat ...
Eo amin'ilay temps (daty,"futur") no misy hic ! :-)
4. Miharena
(
15/01/2012 18:16)
Tsy azontsika tsinontsinoavina mihtisy izay hetsika ataon'ny Pastera Mailhol satria fantantsika fa ny situation amin'izao fotoana izao dia mihitsatra be ihany ka handeha any amin'ny fipetrahany tampoka eo amin'ny fitondrana ihany no iafaran'ity tantara ity raha tsy mbola matotra toy izao ny mpisehatra politika ankehitriny an!
5. andrywui
(
16/01/2012 23:19)
zah kosa maita fa presk tateraka daholo ny faminanian'i mailhol e ,,,otran mipetrapetraka daholo zany ndray ary le izy surtt le nialan'i ratsiraka de ozizy oe olon'ny ffkm no itondra eo tena tonga pilpoal mitsy ka !! hery angah mahavita otrizany ???
6. RBNIR
(
17/01/2012 09:43)
Faly miarahaba ry namana isany,
Izaho indray kosa mba te hitaona ny rehetra hoe: tsy aleo v mba faminaniana ny amin'ny fiainana mandrak'izay no mba handrandraintsika fa tsy ny faminaniana ny amin'izay mety ho fiainana eto an-tany?
Hoy tokoa mantsy ny Soratra Masina hoe : « Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. » (Kolosiana 3:2)
Samy ho tahin'ny Tompo ry namako isany.

7. bor2lais
(
17/01/2012 10:34)
Jaona_17:
15 Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny hiaro azy amin'ny ratsy. [amin'ilay ratsy].
:-)
8. niryna
(
18/01/2012 05:53)
Ity mba misy fanontaniana izay mba afaka mamaly e !
Nahalasa ny saiko ilay nijery ireny fandaharana avy tany Ambondrombe ireny.
Rehefa tonga ny fotoana fandehanana any amin'ny toby na fiangonana misy fanasitranana(asa sy fampaherezana) dia mandeha eo ny karazana hira mandrapahavitan'ireo mpiandry misolo akanjo ary dia mihira sy mangataka ny fanahy masina no atao ary dia marobe izany hira izany .Ilay rangahy indray na ilay pasitera toa miteny ilay tovolahy hoe aiza daholo hianareo (toa mitady ilay fanahy maloto maro indray izy ho avy eo ,kanefa ny mpiandry toa mandroaka ny fanahy maloto na aretina sns ao amin' ireo olona izay tonga eo .Kay ,mahakely finoana ilay izy,
Iza iny ankizy lahy nolazaina nipetrahan'ny fanahy maro teo iny?Iilay manao akanjo orange sy fotsy ) Sa olona niaraka tamimy dia tonga tao anatiny ilay fanahy ? Toa manao akanjo madio be mantsy ilay izy fa tsy toa araka ilay fiteny hoe nipetraka tao anaty fasana nandritra ny roa taona moa izy izay. misaotra mialoha

9. zokieva
(
18/01/2012 11:35)
Fa inona moa no problema raha filoha ary i Maihol rehefa zay no fantatr'Andriamnitra ho mety dia tanteraka foana izany!(Romana13)
10. hery
(
18/01/2012 11:43)
zokieva> Izao zavatra rehetra tanteraka izao ve dia fantatr'Andriamanitra fa mety daholo?
Mety ho lasa filoha i Mailhol na dia tsy fantatr'Andriamanitra fa mety aza.
Jereo fotsiny, lasa filoha Ratsiraka, nisy maty, lasa filoha Ravalo, dia nisy mat, dia niongana Ravalo, dia lasa filoha Rajoelina, dia nisy maty etsetra.
Dia iza amin'ireo no fantatr'Andriamanitra fa nety?

11. tsioka
(
03/02/2012 17:51)
Miarahaba antsika rehetra , fa inona moa no antony izany hiandrandratsika azy ho filoha , isika ve matilolo @ ilay faminaniana sa hoe ahoana
12. tsioka
(
04/02/2012 16:49)
tsioka:Ary voafitany @ ilay faminaniana daholo ny olona raha izao a ! fa raha dinihina tsara dia tsy faminaniana ireny fa analise politika fa omeko fanazavana fohy ihany ianareo mba hanampy sy hisokafan'ny mason'ny sasany
Miarahaba antsika rehetra , fa inona moa no antony izany hiandrandratsika azy ho filoha , isika ve matilolo @ ilay faminaniana sa hoe ahoana
Andriwy milaza hoe tsisy nivoana ilay faminaniana na t@ faminaniana ny fialandratsiraka sy ny ahalany ny olon'ny FFKM . De aleo hazavaina fohy ary
Taorian'ny 11 septembre 2001 dia niteniteny foana i Ratsiraka hoe