marina fa @ politika ny promesse dia natao hoan'izay mino azy ihany saingy le auto route 11.000km presque impossible,diniho fa eto france firenena matanjaka 10.000km auto route plus de 50millions de VAM,dia @ fomba ahoana no hanantanterahanao an'izany any dago ,3 a 10millions d'euros/ km auto route .Iza no hampiasa ny volany hoamin'izany Indrindra @ izao crise be izao ???
Iza @ isika malagasy no mba tsy haniry hoe handeha auto route tana diego ou tana tulear ???
oui vitantsika io par theroie fa realité non