LALAM-PANORENANA # TONDRO ZOTRA
1. rijadolly
(
28/12/2011 02:42)
Nankatoavin'ny fitsarana avon'ny lalampanorenana, ny 26 dec 2011, ny tetibolam-panjakana 2012, izay nohamarininy fa mifanaraka amin'ny lalampanorenena.
Inona marina no arahina e! Tondrozotra sa Lalampanorenana? Satria mantsy efa lany tao amin' CT fa ny tondrozotra no izy, koa inona indray ary ty? sa ny lalampanorenana tondrozotra kosa angamba ka...
Inona marina no arahina e! Tondrozotra sa Lalampanorenana? Satria mantsy efa lany tao amin' CT fa ny tondrozotra no izy, koa inona indray ary ty? sa ny lalampanorenana tondrozotra kosa angamba ka...
répondu par rijadolly le 29/12/2011 09:52
2. Rabefitia
(
28/12/2011 05:48)
ka izay mety amin'ny tombontsoan'ny mpanao politika ihany no hampiharina, fa rehefa tsy izay dia tsy izy io.
3. milamm
(
28/12/2011 14:52)
mankasitraka ny fampitambaovao hatrany rijadolly a tohizo fa mahafinaritra
4. rijadolly
(
29/12/2011 09:48)
ITY ARY NY VALIN'ILAY FANOTANIANA E!
Namoaka ny fanapahan-keviny momba ny fampidirana ho lalam-panjakana ny tondrozotra ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana, na ny HCC. Mitondra ny heviny Atoa Honoré Rakotomanana, izay filohan'ny HCC teo

5. rijadolly
(
29/12/2011 09:52)
Mbola misabaka ihany hatreto fa tsy izay izy no tokony ho ambara, Henoy tsara ilay hevitr'ilay mpanao gazety farany.