O ry sivily aa mahaiza manaja tena eee

1. andrywui ( 28/12/2011 00:12)
samy manana ny toerana misy azy sy ny andraikiny fa aza mifandrangitra sy mifampila kisa !!! .... ny prà , bodega , zandaka ...natao hiaro anareo !!! nareo sivily nomena toerana hitsara natao hitsara !! ka aza manaonao foana re fa ataovy izay andraikitrareo fa raha mipoaka eo ane io gidra io ka nareo no goagoaka voalohany eo ee itanareo ihany fa eny amin'ny be boty le mipoaka ka sao hanenenana asio firesahana fa tsy be loha lava zao eeee
répondu par a256011 le 28/12/2011 04:43
2. andrywui ( 28/12/2011 00:15)
hafatra alefa itony mba ho tonga eny antsofin'ny oul mahalala sy tonga saina !!! zavatra tsisy dikany no ilana vannn sy ilana kisa efa ambolana eto amn firenena nefa ny firenena zao zavatra hafa mitsy no iainana krizy aratsosialy hafa mitsy no mbola vahaina !!! nen'ny sasany hanakorotana sy hiady !!!!!!
aoka e aoka e aoka e

aona ozy tsiranana tsakitsaky zato tsakitsaky arivo
3. a256011 ( 28/12/2011 04:43)

Nanomboka t@ fanonganam-panjakana t@ 2009 ny Krizy, ary tsy mbola mifarana hatra@zao. Nampananten Ra-Jo t@ zany fa ho manga ny lanitra, ho mora ny menaka, vary, sns... Lesona hafa anef no hain rehetra : dia ny tsy fanarahan-dalàna. Samy manao zay mampetipet azy e! Tsy voafeh intson izy ity. I Le 8 ve no maozatra? Sa Ra-Jo no domelina? Matoa tsy mbola levon foana i le 8 hatr@ zao, ary tsy tafavoak foan le Jo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2233