JOURNAL 24....NOV 2011
1. rijadolly
(
24/11/2011 17:49)
JOURNAL 24 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-24-novembre-2011-5765182
répondu par sitlo le 01/12/2011 16:34
2. rijadolly
(
24/11/2011 23:49)
VAOVAO 24 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-24-novambra-2011-5765505
3. rijadolly
(
25/11/2011 02:24)
Nigadona an-tanindrazana androany ny amiraly Didier Ratsiraka.
Tonga nitsena ny amiraly ny Pr Zafy Albert ary nanambara fa miandry ny fahatongavan'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ihany koa.
Samy nilaza i Roland Ratsiraka sy Tantely Andrianarivo fa nisy ny sakantsakana nataon'ny HAT mba tsy ahafahan'ny Amiraly niverina an-tanindrazana.
Azo lazaina fa nilamina ny teny Ivato, na dia tomefy olona aza manodidina ity seranam-piaramanidina ity.
Mino ny hery afivoany, fa hitondra vahaolana ny fiverenan'ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka.
Ny fahefana avon'ny tetezamita no namela ny amiraly hiverina an-tanindrazana, hoy ny avy amin'ny TGV.
Entina an-tsary ireo zavatra hafa kely nitranga teny Ivato, nandritra ny fiverenan'ny Amiraly an-tanindrazana.
Nitondra ny heviny manoloana ny fitsanganan'ny governemanta atoa Eddie Fernand.
Tafaverina ho minisitry ny Fitsarana indray Razanamahasoa Christine. Nolazainy tamin'ny mpanao gazety ny laharam-pahamehana ho an'ity departemanta izay iadidiany ity.
Nanome ny heviny mikasika ny zava-nitranga omaly teny Behoririka Maître Avoko Rakotoarijaona. Tsy adinony ny niresaka ny raharaham-pirenena amin'ny ankapobeny, indrindra ny fampiharana ny tondrozotra.
Notontosaina androany ny famindram-pahefana teo amin'ny minisitry ny Filaminana anatiny teo aloha Ranaivoson Dieudonné sy ny minisitra vaovao Rakotondrazaka Arsène.
Ny fivelaran'ny tanora amin'ny alalan'ny fanentanana azy ireo handray andraikitra ho an'ny firenena no laharam-pamehana ho an'ny minisitra vaovao hisahana ny tanora, Jacques Ulrich Randriatiana.

4. sitlo
(
01/12/2011 16:34)
Nankaiza daholo ireo vidaka tato. Nisy iray saika nataoko ref izay momba ny finoana sy ny famelan-keloka atsy.
Tsy milay koa izany ataon'ny MaTv izany, hanao soa ihany ka manao soa tapany.