Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon-kihantra .
Ho avy tsy ho ela ry zareo handrendrika ny firenena tsy zarizary sy tsy fanta-pototra .( Fotom-pisainana kominista mena)