vaky barara ry le8
1. bazylou
(
06/11/2011 21:34)
ohatran'ny deba ihany e, ny arema misiska fa izy deba tsy mety dia i le8 koa tahak'izay. ny tim efa nivaky ary efa misy tim manaiky an'i tgv, fa i le8 ihany no be zesta oeee, maketsy makeroe a.
Alahelona seza fotsiny ilay iny.
Tokony avela hirepla any daholo ireo fatina goaika sy voron dolo ireo fa mamoetra firenena.
Na ny fitenin'i le8 aza dia hita hoe olona mpiady an tsena izany.
beuuurrrk
Alahelona seza fotsiny ilay iny.
Tokony avela hirepla any daholo ireo fatina goaika sy voron dolo ireo fa mamoetra firenena.
Na ny fitenin'i le8 aza dia hita hoe olona mpiady an tsena izany.
beuuurrrk
répondu par bazylou le 09/11/2011 22:20
3. nilex
(
07/11/2011 11:41)
Raha marina izany voalazanao izany maninona ny hat no tsy sahy mampidy azy eto dia samborina izy.Asa na inona no atahorana io rangahy io fa raha vao hoe hody izy dia ny NOTAM no mahamaika ny hat.Be zesta fotsiny hoe handeha hisambotra azy any afrika atsimo nefa tsy sahy akory.Tsy eto ary ve izy no mora samborina.Misy antony lehibe ao matoa matahotra mafy ny hat.Mbola fantany tsara fa mbola mamim-bahoaka tsara io olona io ka hanahirana azy ireo raha tonga eto indrindra moa fa hilatsaka ho fidiana izy.Iza moa no mba antoko matanjaka sahy hifaninana aminy amin'ireo mpanohana ny hat ireo,ny and Rajoelina aloha efa io hita fa matahotra azy io ary ireo antoko kely be dia be ao ambadika dia tena tsy misy manana valeur mihintsy fa dia zara raha manana mpikambana.Tsy ho lasa mihintsy raha ny fifidianana no handrasana hakana toerana ka dia aleo manararaotra izao fitondrana tsy miady izao.Mangalatra daholo satria tsapa ihany fa zavatra tsy hateza io fitondrana io.Izaho tsy miteny hoe tsara akory ra8 fa ity fitondrana ankehitriny ity kosa tena vao maika loza.tena tafaraka ao daholo ireo mamba noana sy ny jiolahimboto politika rehetra ka mandrovitsihy.Ho entina aiza ity firenena ity?
4. milamm
(
07/11/2011 12:02)
ekena fa tsy filoha Ravalomanana manokana ihany na i deba na lavanify na ny filoha Zafy io fa samy jambany ady saritaka izy rehetra ary samy malahelo seza, efa atr@ androny itpkl Tsiranana io fitiavantena sy seza tsy ankizara ze tonga eo de sahy milaza fa tompony na ny voafidy na ny nangalatra ankeriny ny seza. Olana any @ rafimpisainana le izy soavaly tapakofehy ireo mpitondra nifandimby tsy nisy fitsarana afaka nisambotra na nanasazy izy ireny fa voavidy iasa ho azy ireo ny mpitsara mpanoa lalana, lasa kilalao ny lasa ny ankehitriny ary ny ho aviny taranaka, ireo miaramila sy tafika lasa biby mifototra @ tompony (vahoaka) ireo manambola no manapaka ny rivotra iainany olompirenena 20 tapitrisa. Hitsangana sy hiady ireto marobe voaitsakitsaka safidy rehefa mahatsapa fa tonga ny fotoana fa atreto aloha de miaritra ny orambaratra avy ao atampony loha.
5. locl
(
07/11/2011 12:49)
Tsy afa-miala amin'ireo lazainao ho goaika antitra raha tena te hivoaka aminy crise. Raha afaka nanao be loha teo ve moa ny HAT tsy efa vitany io, fa tsisy hapoaka izy.
6. nilex
(
07/11/2011 13:11)
Ratsiraka,Ra8,Zafy,Ireo aloha izao no tena mbola mpanao politika manandanja eto madagasikara ary fantatry ny malagasy rehetra.Tsy afaka miala amin'ireo isika,ny antokon'ireo olona ireo aza no ataon'ny sasany fitaovana hametsena ny olona any ambanivohitra.Fa ny antoko hafa nefa maro an'isa dia tsy misy ilavana azy avokoa ary tsy hahazo 1% raha any amin'ny fifidianana.Ohatra ny antokon'i voninahitsy .Ho aiza moa izany tsy misy olona.sns.....
Fa raha ra8 ohatra na tsy filoha intsony aza ka milatsaka mbola mampatahotra mihintsy ny hahalany azy satria mbola manana olona betsaka mihintsy izy ary matahotra izay ny hat.
Ny olona vaovao tena azo antenaina koa anefa toa tsy mba misy fa ireo ihany aloha no eo.
Ireto antoko maivana ireto dia ny hanongana ihany no ao andohany mba hananganana tetezamita hahazoana seza sy hangalarana dia toy izay hatrany no misy eto.

7. rijadolly
(
07/11/2011 16:05)
Ny olana anie Bazylou dia izao e! andininy faha-20 amin' tondro zotra e! Za mino fa tsy misy miraharaha ny seza ny mv Ravalomanana fa ny fanantanterana ny tondrozotra no takiany. Tanterao fotsiny anie hoe , mahazo mody an-tanindrazana tsy misy fepetra ireo nanao sesitany ny tenany e? Hitan'se tsara fa tsy misy mangataka seza izany ny avy amin' Ravalomanana. Porofo akaiky ny fanekeny an' Andry Rajoelina hitondra irery ho filoan' tetezamita tena izy, tsindriko tsara tena izy. Dia eto indray 1er Ministre, Manaiky an'io ny mv Ravalomanana raha maha sahy miteny ny andininy faha-20 ny tondrozotra io 1er Ministra io. Fa izao no olana tsy sahy hatramin'izao, inona ny antony? Mampiseho ny firaisan-doha amin'ny FAT teo aloha ve? Tsy mahagaga raha izany. Sa misy fanerena ankolaka mahazo azy tsy hiteny izay ao am-pony mba hanatanterahany ny adidiny amin'ny fialana ny Krizy? Raha izay, miala dia mazava ny olon-drehetra ny zavatra manavetra anao.
8. andrywui
(
08/11/2011 20:19)
kakakakakak masika less elah ty rabazy kah ,,ka ny blemm ane less bazily ny vorondolo tsy mivoaka andro e
Tokony avela hirepla any daholo ireo fatina goaika sy voron dolo ireo fa mamoetra firenena.
Na ny fitenin'i le8 aza dia hita hoe olona mpiady an tsena izany.
-de innnn fa tsy miady irery ny goaika sady efa kely aina fa mihena ampitoerana sy mivakivaky fotsiny ::: efa lasa fomba fitenenana zao ny hoe "mihena ampitoerana otran'ny Magro tsy tonga vola ...!! " kakakkakakaka
9. nilex
(
09/11/2011 05:35)
Ny mahagaga anefa anefa dia izao ry andrywui raha raisina tokoa ary hoe mihena ampitoerana marina ny olona eo amin'ny magro,nefa ny hat tena matahotra mafy ireo olona vitsy an'isa ireo,manao izay fomba rehetra handravana ireo.Maninona izy raha toa ka avela haneho ny heviny eo e dia mody ry zareo avy eo.Miaramila firy camion no ampiandrasana ireo olona vitsy kely ireo,fa inona no tena hatahorana e?sa olona kanosa nefa te hanao.Asa na iza no tena vendrana amin'izany raha mitsara ianao.
Ny mpangalatra sy ny mpandroba izao manararaotra ery satria ny mpitandron'ny filaminana asaina miandry ery anosy sy analakely fotsiny isan'andro.Ny sezandry zalahy no harovany mafy fa ny vahoaka na vaky trano any daholo aza tsy raharahany.
Ity no tena hatahorandry zalahy mafy :Voamarina tokoa izao ilay filazan'ny olona hoe "efa vitan'ny hat ny propagandin'dra8 ka tsy mila manao izany intsony izy rehefa hilatsaka ".Efa hitan'ny olona tsara izao na tsy miteny aza ny vahoaka hoe iza no tena manao zavatra eto amin'ny firenena ka matahotra ry zalahy ireo.

10. bazylou
(
09/11/2011 22:20)
o ry zalahy.
raha mbola ireo vorondolo sy goaika ireo foana no ekena sy vokisana dia aza manahy fa krizy foana mada na taona 6000 aza.
aminay rehefa tsy te hody ny olona dia aleo hirepla any fa mandoto rano fotsiny. olona efa tsy tehody ve rangahy no ilana vaniny eo .
Tsy aleo maka an'i ramora favori !!!!! lery izao vao anahazo 4x4 any.
tsotra fotsiny ny vahaolana, doroy any daholo i ambohitsirohitra sy ny ambasady frantsay dia andao ikombaka fa raha io foanano antenanaina eo dia hofaty noana foana isika. ary ny mpitondra hangataka vola am bazaa foana.
beuuurrrk