Misy olona tsy azo hianteherana intsony @ lafiny politika malagasy !
Raha ohatra ka "ny heloky ny ray tsy heloky ny zanaka" , dia ekena ny hevitr'izany ohabolana malagasy izany , ary nefa koa "ny tarana-boanjo hono foto-boanemba", mbola ohabolan-drazana mbola mandaitra ihany koa izany @ izao fotoana izao .
Raha expiation de faute parentale no tadiavin' io rangahy io sy ireo zanaka voanjo manta maro hafa koa ohatra azy , dia tsy hisy filaminana ao Mada ao , tokony sivanina ireo mpikambana ao @ GNOST , sy ity CDE ity , na foanana mihintsy aza ny notoriété -ny .