VAOVAO LEHIBE!!!!!!!!!

1. papala ( 02/11/2011 12:47)
to tsy de misy vaovao lehibe firy intsony ato ???????/
- EFA DIFITRY NY FAHANTRANA TANTERAKA NY OL : - NOANA
- TSY MISY ASA HO HATAO - : HANY ka tsy misy mahasoratra intsony.
- ny pomba any le lava nify, lava sanga ( le domelina) mpiatsaravelatsihy,mpambotry firenena, NANAPOTIKA NY TOEKAREN'NY MALAGASY sisa no mihogahoga ato, miheritreritra ny tenany izy mantsy fa mpandresy!!!!! fa de ny ntantara aloha de mbola hitohy e!!!!!!!!
répondu par trondrogasy le 03/11/2011 22:37
2. trondrogasy ( 02/11/2011 21:05)

papala:

to tsy de misy vaovao lehibe firy intsony ato ???????/
- EFA DIFITRY NY FAHANTRANA TANTERAKA NY OL : - NOANA
- TSY MISY ASA HO HATAO - : HANY ka tsy misy mahasoratra intsony.
- ny pomba any le lava nify, lava sanga ( le domelina) mpiatsaravelatsihy,mpambotry firenena, NANAPOTIKA NY TOEKAREN'NY MALAGASY sisa no mihogahoga ato, miheritreritra ny tenany izy mantsy fa mpandresy!!!!! fa de ny ntantara aloha de mbola hitohy e!!!!!!!!

efa reraka tanteraka ny vahoaka ry andrywui ,atsy ho atsy dia hanangana saina fotsy ny vahoaka
vive rajoelina
3. locl ( 03/11/2011 12:36)
Lasa trondrogasy voahendy eto daholo isika izany
4. trondrogasy ( 03/11/2011 22:37)
trondro bazimba io ry locl tsy fihinana
locl:

Lasa trondrogasy voahendy eto daholo isika izany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3976