salle de réception

1. fitiapiso ( 27/10/2011 14:06)
raha mba misy manana sosokevitra, mitady salle de réception pour mariage : toerana mba tsara, misy paysage tsara ny tokontaniny, mora ny hofany, mahazaka eo @ 200 personnes eo.
répondu par sipagasy le 07/11/2011 17:32
2. sipagasy ( 27/10/2011 15:05)

fitiapiso:

raha mba misy manana sosokevitra, mitady salle de réception pour mariage : toerana mba tsara, misy paysage tsara ny tokontaniny, mora ny hofany, mahazaka eo @ 200 personnes eo.


aiza aloha ny toerana misy anao e! any Etazonia sa any Aostralia???
3. fitiapiso ( 28/10/2011 06:02)

sipagasy:


fitiapiso:

raha mba misy manana sosokevitra, mitady salle de réception pour mariage : toerana mba tsara, misy paysage tsara ny tokontaniny, mora ny hofany, mahazaka eo @ 200 personnes eo.


aiza aloha ny toerana misy anao e! any Etazonia sa any Aostralia???


eto tana, madagasikara soa
4. hery ( 31/10/2011 12:08)
Ilay eny Imerintsiatosika hono toa tsara... Mba mivoaka ny tanàna.

Ny anay tany Arivonimamo mihitsy no natao :-p
5. sipagasy ( 07/11/2011 17:32)
ilay any @ Heron Park koa hono tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6893