Foana manomboka izao izany ireo ahiahy ny fitondrana FAT sy ilay fanambarana nataon'ny Miaramila(mpitandro ny filaminana) fa mety hisy korotana ny fahatongavan'ny Mpitondra teo aloha sy irao nanao sisitany ny tenany any ivelany, indrindra indrindra Marc Ravolomanana. Satria ny sécurité teto amintsika mihitsy no niarahana niaky fa ho tandremana ao anatin'izao fivoahana amin' Krizy izao.