Depanazy sisitema Lunux
1. rebiryx
(
08/10/2011 04:59)
Izao za vao mampiasa ordi manana sisitema Lunux, misy fahasimbana izy io zao ka sahirana be aho ny hanamboatra azy satria tsy manana fahalalana mikasika izany, sady tena mbola tsy nikitika mihitsy koa e. Mba andefaso sopapa any ry zareo an, hahafahako mamelona ny ordi indray sady mba hianarana e !
répondu par razorback le 03/12/2011 09:47
2. hery
(
08/10/2011 16:52)
Fa inona ilay Linux nampidirina?
Dia aiza ho aiza no misy olana?
Sao dia tsy mitsatoka ohatra ny prise? :-p .. izay no antony anontaniako hoe aiza ho aiza ny olana.

3. rebiryx
(
08/10/2011 18:44)
mitsatoka tsara ny prise, fa rehefa demarena dia mandeha ny demarazy fa rehefa tonga eo amin'ny antsasany dia tapaka. ubontou no anarany
4. AndriambyII
(
08/10/2011 19:56)
Izay fôna ny blem @ itony logiciel libre itony , betsaka ny contre façon ! Formater-o ny DD dé mampiasà log. d' origine . Misy linux contre façon vita hatrany nigeria , thailand ,nepal , ... Mahereza é !!
5. IMR
(
29/10/2011 16:34)
Manao ahoana,
Izy tsy hoe contre façon kosa angamba fa mety ilay toerana akana azy no tsy mazava.
Miverina amin'ny olan'i rebiryx ah, ... mety tsy olana amin'ny linux zany fa mety olana ara-materialy, indrindra raha tsy mitohy hatramin'ny farany ery amin'ny fidirana logon ianao fa mikatso antenantenany, efa nanjo ahy io....
Izaho indray koa manana olana kely, fifindrana Gnome mankamin'ny KDE, fa nitetitetika ho tsaratsara ny fiarahako aminy fa nahakivy tamin'ny farany, ary tiako asorina tanteraka ny Gnome fa hiverina amin'ny KDE efa nahazatra ahy ... sao mba misy afaka manampy. Efa nihevitra ihany aho ny hamafa tanteraka ny system fa ho lava satria be loatra ireo data tsy maintsy afindra alohan'ny famafana.
misaotra

6. razorback
(
03/12/2011 09:47)
Salama,
Gnome tompoko dia tsara noho ny KDE satria stable. Somary manahirana ny tsy zatra ny mampiasa azy @ voalohany. Raha mampiasa ubuntu ihany nareo de le utlimate ampiasaina fa io no tsotra. Ny machine ko 1 zay ampiasain'ny sipako manko de io no OS nataoko ao ka dia mora @ ny mampiasa azy.