tsy hisy ny fifidianana
1. bazylou
(
28/09/2011 14:09)
ho prezida amin'ny herin taona.
MAnkany amin'ny 5 taona tgv isika.
le hoe dada aloha aleo hilevina any fa tsy ho tafiditra mandrakizay eto iny.
beurrrrkkkk
MAnkany amin'ny 5 taona tgv isika.
le hoe dada aloha aleo hilevina any fa tsy ho tafiditra mandrakizay eto iny.
beurrrrkkkk
répondu par xhavier le 04/10/2011 13:20
4. lals
(
29/09/2011 12:51)
ho prezida amin'ny herin taona.
MAnkany amin'ny 5 taona tgv isika.
le hoe dada aloha aleo hilevina any fa tsy ho tafiditra mandrakizay eto iny.
beurrrrkkkk
Maty aho rahavako!
D mahafaly v ny mahita ny olona mitsena an-dRAjoelina eny Ivato, karamaina 5000 Ar isan'olona, hanofana fiara 230 isa miits? Satria tsy tia azy intsony ny vahoaka dia tambazana an'ireo indray mba hanaporofoana ny fahamaroan'ny olona tia azy?
Koa raha dimy taona izany, dia aona?
Mampalahelo!
5. Noue
(
29/09/2011 13:49)
afabaraka indray radomelina fa nolavin'président commission ny UE ny nandray azy? nanantena ny tsy misy no sampona oa eeee !!!!!
nanantena hamahan-dalitra ny olona tany NY t@ lainga rehetra nafafiny tany, kanjo inona ny valiny? beurkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk mahatsiravina
nanantena hamahan-dalitra ny olona tany NY t@ lainga rehetra nafafiny tany, kanjo inona ny valiny? beurkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk mahatsiravina
6. ronaldo09
(
30/09/2011 06:15)
Nolavina hono !!!Mianara raha tsy mahay e!!! Fa i Barosso sy Andry anie ka fotoan-diso no tsy naharaikitra an'iny e!!I Barosso aza anie voapetrapetraka satria ny filoha hajaina tsy nanampotoana ka i Y.Syllah no nalefany!!!
7. xhavier
(
04/10/2011 13:20)
ianao mintsy ry ronaldo no tokony hianatra tsy res-jaza anie zany ka hoe nifandiso mba hainao ve zany protocole ny haute personnalité izany hihomehezan'ny olona anie ianreo e! kay tsy ny gasy aty dago ihany no vendrana fa na ny any an-dafy aza, Tena Gasy Vendrana marina efa programé daholo anie ny an'ireny ka hifandiso ahoana sao de heverinareo hoe ndao hifanao fotoana ery analakely na amin'ny olona tsy misy vidiny raha izany no marina de i Andry mintsy no tsy misy vidiny sady tsy misy valeur-ny ho an'i Barosso ary mifamadika mintsy anie zany i Andry no voapetrapetraka fa i Barosso no tsy manampotoana hariana amin'ny olona toy ireny e! miverena mianatra aloha e!
ronaldo09: