VITA SONIA
1. rebiryx
(
26/09/2011 17:25)
de ho sanatria ve ho sahala amin'ny sonia natao tany Maputo indray no hitranga amin'ity indray mitoraka ity ??? Somary efa lavalava ihany manko izay fotoana nahavitan'ny sonia, fifanarahana hivoahana amin'ny krizy nefa toa mbola tsy misy tokoranony ihany ny fampiharana azy hatramin'izao. Iza indray izany izao no omena tsiny raha tsy misy ny fankatoavana ? Toa za-dratsy mihitsy ity FATEn-drajoely ity amin'ny tsy firahirahiana ny zavatra VITA SONIA. Mba asio hevitra ihany izy ity ry Zalahy manam-pahaizana TIATANINDRAZANA rehetra an !!!
répondu par mirananirina le 28/09/2011 11:53
2. rijadolly
(
27/09/2011 03:22)
Ny vahaolana anie dia tsotra sady mora tanterahany e!
Mifamela sy mifandray tanana tanteraka dia mivaha ny krisy ara-tsaina, fa misy olona tena matahotra an'io mihitsy, tsy aiko hoe nanao ratsy izay tena lehibe teto ve dia miafina ao anaty krizy? hany ka ny vahoaka no hampinjaliana atao sorona. koa izay indrindra aza no hifandraisantanana ko, mba ho voavela ny heloka ratsy be. Ny an'sasany izany dia, eo mifanaraka hanao sonia, eo ny eo ihany dia gandrainay ialahy raha vao miditra eo... Tena tsy aiko tsony ny tiana hatongavana marina e! Ny filohan' FAT etsy andaniny tsy mahasahy miteny ny eo ambaniny hoe tsy any ilay lalana, fa dia miafina ao ambadik'ilay hoe mahaleotena ny fitsarana Malagasy. Dia mbola eto indray izany isika, heverintsika fa tena dondrona noho isika ve ireo Fikambanambe iraisam-pirenena ireo e? no dia hoe azo fitahina amin' polifika.
Averiko ndray ity: Mifamela tanteraka ary mifandraisa tanana, esory ny ambom-po sy ny fametrahana ny Malagasy hafa ho fahavalo hanimba ny tena, SAROTRA VE IZANY? vita ny krizy ara-tsaina, miaina ny vahoaka raha vao mahita taratra kely ka ahitana izany hezaka izany.

3. siga_soa
(
27/09/2011 08:03)
rijadolly:Miombon-kevitra tanteraka aminao aho rijadolly, fa raha tsy misy io fifamelana io tsy hisy zavatra ho vanona akory.
Ny vahaolana anie dia tsotra sady mora tanterahany e!
Mifamela sy mifandray tanana tanteraka dia mivaha ny krisy ara-tsaina, fa misy olona tena matahotra an'io mihitsy, tsy aiko hoe nanao ratsy izay tena lehibe teto ve dia miafina ao anaty krizy? hany ka ny vahoaka no hampinjaliana atao sorona. koa izay indrindra aza no hifandraisantanana ko, mba ho voavela ny heloka ratsy be. Ny an'sasany izany dia, eo mifanaraka hanao sonia, eo ny eo ihany dia gandrainay ialahy raha vao miditra eo... Tena tsy aiko tsony ny tiana hatongavana marina e! Ny filohan' FAT etsy andaniny tsy mahasahy miteny ny eo ambaniny hoe tsy any ilay lalana, fa dia miafina ao ambadik'ilay hoe mahaleotena ny fitsarana Malagasy. Dia mbola eto indray izany isika, heverintsika fa tena dondrona noho isika ve ireo Fikambanambe iraisam-pirenena ireo e? no dia hoe azo fitahina amin' polifika.
Averiko ndray ity: Mifamela tanteraka ary mifandraisa tanana, esory ny ambom-po sy ny fametrahana ny Malagasy hafa ho fahavalo hanimba ny tena, SAROTRA VE IZANY? vita ny krizy ara-tsaina, miaina ny vahoaka raha vao mahita taratra kely ka ahitana izany hezaka izany.
4. Miharena
(
27/09/2011 08:46)
Marina ny tenin'i Rijadolly fa ny hany tsy mety eo amin'ny fiarahamonina fotsiny dia ny lalàna napetraka efa noheverina hatao balise izay mifantoka amin'ny fitsarana izay zavatra efa lasa avokoa ary tsy mibanjina ny ho avy fa manasazy no hany mba hitan-draolombelona hatao.
Ny fanarenana toe-tsaina dia tsy noheverina loatra fa io resaka fanasaziana sy fanakanana ny meloka tsy hivelatra io no efa natao teto hatrizay ary mbola heverina hatao hatrany ka tsy ho afa-bela isika olombelona amin'ny rafitra napetratsika ihany. Ny any USA moa dia famonoana ho faty no miandry.
Raha ny tokony ho izy dia maison de correction et de développement personnel no misy fa tsy penitencier ary io maison io dia mamokatra manasoa ny firenena amin'ny asa ampanaovina ireo izay nania teo amin'ny fiarahamonina ka homanina hiverina amin'ny fiarahamonina ho olom-banona kokoa noho ny teo aloha.

5. mirananirina
(
28/09/2011 11:53)
Mitovy hevitra @ etsy ambony,raha afaka ity hoe fahavalo i ranona sy ranona dia hilamina ny fitondrana