Azo Ny fankatoavana!!!Nahazo fanasana ofisialy ny filoha hajaina!!!

1. ronaldo09 ( 22/09/2011 10:18)
Vita hatreo ny nofy ratsy,azo ny fankatoavana !!!! Nahazo fanasana ofisialy ny filoha hajaina Andry Nirina!!! Vaovao mahafaly izany ka isaorana ny Tompo!!!Kepoka raval,hody :higadra ,tsy hody lany Visas,hijanona :Menatra satria ny zank'i dada etsy manantena zavatra tsy hisy mandrakizay!!
Azafady ry hery fa tsy izaho no nanasa ny filoha hajaina fa ny ONU!
hehehehe!!!!
répondu par Theophile le 29/09/2011 05:50
2. mirananirina ( 22/09/2011 10:38)
Raha za nareo mizesta de alefa eto ilay invitation jerenay rehetra :)
3. lazaroa ( 23/09/2011 12:29)

mirananirina:

Raha za nareo mizesta de alefa eto ilay invitation jerenay rehetra :)

Ary mba iza oa no nanasa ny 3 mouvances e? Otrany lany andro eto antanana fotsiny an!
4. siga_soa ( 23/09/2011 14:40)

lazaroa:


mirananirina:

Raha za nareo mizesta de alefa eto ilay invitation jerenay rehetra :)

Ary mba iza oa no nanasa ny 3 mouvances e? Otrany lany andro eto antanana fotsiny an!
Ny tena tsya azoko amin'ireo mpomba ny Andry Rajoelina dia ny tsy fitiavana tanteraka an-dRavalomanana, rehefa tena dinihina dia tsyizay tena antony politika fa tena fankahalana olona manokana. Amin'ireo rehetra izay eo amin'ny fotondrana ireo dia tsy misy na dia iray aza manao ny marina ary samy mangalatra avokoa. Samy manana ny fahadisoany sy ny fomba nangalarany avokoa. Fa rehefa niongana teo dia lazaina fa tena mpangalatra mpamono olona avokoa. Nahoana i Ratsiraka no tsy henjehina mafy dia mafy nohon'ny 10 août izay nahafatesana olona marobe tokoa. Kanefa t@ ireny dia hita mihitsy ary azo porofo fa nibaiko izy? Kanefa ny 07 février tsy nahenoana feo akory hoe nibaiko Ravalomanana nefa dia ataoi haza lambo ary nopotehina tanteraka ny fanany rehetra? Samia mieritreritra avokoa isika rehetra fa na ho ela na ho hanigana dia tsy maintsy hisy valiny avokoa ny natao.
Tadidio fa izay nandroba mbola mety horobaina, izay nandoro mbola mety ho voadoro. Ary aza matoky tena loatra raha nanao ny tsy mety fa na dia tsy mivaly vetivety aza ny natao tsy maintsy manaraka eny foana. Aza diso be fanenjehana loatra fa jereo aloha ny tenanao vao manenjika ny hafa ianao. Ary raha toa ka voa moa Ravalomanana, moa misy ariary miditra any @ paosin'ny mpanenjika azy ve? Tsy mpomba an'iza n'iza aho fa mba mandinika ny zavatra misy sy malahelo @ ny toe-tsaintsika malagasy izay efa tokony hiova. Satria dradradraina ny fihavanana sy ny fifamelana kanefa tsy atao sy tanterahina fa misy havahin.
5. sero ( 26/09/2011 17:45)
ny toe-tsaitsika gasy io no tsy mahatonga manpandroso ny firenena.Na izaho na ianao na iza na iza no tonga eo @ fitondrana dia tsy mainsty mameno paosy daholo,izany no maha olombelona ny olombelona.
6. sero ( 26/09/2011 17:46)
ny toe-tsaitsika gasy io no tsy mahatonga manpandroso ny firenena.Na izaho na ianao na iza na iza no tonga eo @ fitondrana dia tsy mainsty mameno paosy daholo,izany no maha olombelona ny olombelona.
7. sero ( 26/09/2011 17:46)
ny toe-tsaitsika gasy io no tsy mahatonga manpandroso ny firenena.Na izaho na ianao na iza na iza no tonga eo @ fitondrana dia tsy mainsty mameno paosy daholo,izany no maha olombelona ny olombelona.
8. sero ( 26/09/2011 17:46)
ny toe-tsaitsika gasy io no tsy mahatonga manpandroso ny firenena.Na izaho na ianao na iza na iza no tonga eo @ fitondrana dia tsy mainsty mameno paosy daholo,izany no maha olombelona ny olombelona.
9. sero ( 26/09/2011 17:47)
ny toe-tsaitsika gasy io no tsy mahatonga manpandroso ny firenena.Na izaho na ianao na iza na iza no tonga eo @ fitondrana dia tsy mainsty mameno paosy daholo,izany no maha olombelona ny olombelona.
10. locl ( 27/09/2011 14:54)
FA NAHOANA NO MISY MAMAFA NY HEVITRAY E, F'ANGAH REHEFA TSY TGV DIA FAFANA RY RONALDOH A!

TENA MPANOMPON'I RAJOELINA MARINA
11. Theophile ( 29/09/2011 05:50)

lazaroa:


mirananirina:

Raha za nareo mizesta de alefa eto ilay invitation jerenay rehetra :)

Ary mba iza oa no nanasa ny 3 mouvances e? Otrany lany andro eto antanana fotsiny an!


dia raha nasaina tany New York ve dia voavaha ny olana? koa angaha vitan'ny fanasana fotsiny ny fitondrana firenena?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1865