Vaovao Mahafaly hosoniavina ny zoma izao @ 4 ora ny tondro zotra!!!
1. ronaldo09
(
12/09/2011 11:02)
Araka ny vaovao ofisialy avy amin'ny SADC ary nohamafisin'ny FILOHA HAJAINA ANDRY RAJOELINA dia ny zoma izao no daty ofisialy hanaovana sonia ny tondrozotra !! Vita hatreo izany ny resadresaka tsy ahitambokany nataon'ireo tsy maty voalavo ankibo!!!Fa dia tonga ity ny fotoana nandrasana !!!
Izay tsy te hanao sonia dia aoka izy hanohitra hoy ihany ny SADC!!!!Isaorantsika ny filoha hajaina noho ny ezaka lehibe nataony ary deraina etoana ny herimpon'ity filoha tanora indrindra eran-tany ity!!!!
A DIEU RAVALO!!!! ha,ha,ha,ha....

répondu par mirananirina le 22/09/2011 07:14
2. locl
(
12/09/2011 11:36)
Tsy misy resaka atao indray dia mamorona eto an! Tondro zotra tsy manome faveur azy no ange no soavina eo e! Ary tsy izy akory no nanome ny daty.
Mba manaraha vaovao ihany.
Mba manaraha vaovao ihany.
3. Theophile
(
12/09/2011 20:51)
ho hitantsika eo izany fanaovan-tsonia izany. Ravalo foana no atahoranareo ry akama!!!
Fanovàna fa tsy fihafiana!
Tsy nisy niomana hitondra fanjakana mihitsy ireo filoha nifandimby tato anatin’ny sivy taona fa natosiky ny vintana sy ny hetsi-bahoaka fotsiny ihany. Porofon’izany izao fitarazohan’ny krizy izao. Tsy nanana drafitra lavitra ezaka hiatrehana izay zava-mitranga taorian’ny fianjeran’ny fitondrana Ravalomanana Marc ny TGV. Diso avokoa ny kajikajy rehetra. Mbola noheverin-dRatsirahonana hahomby tamin’ity indray mitoraka ity ny planina politika tamin’ny nandrodanana ny amiraly Didier Ratsiraka ny taona 2002.
Niova ho fihafiana sy tebiteby ilay fanovàna nampanantenaina ny vahoaka tetsy amin’ny kianjan’ny 13 may. Niakanjoan’ny nofy ilay vidi-menaka sy vary nampahazo aina ny hetsika teny amin’ny kianjan’Ambohijatovo ; nahatsapa ny hadisoiny koa ireo nilaza hivarotra ny Force One II mba hividianana vary ho an’ny vahoaka ; lasa nanofa fiaramanidina tsy fidiny ny kaompania Air Madagascar ; mitohana ny fandoavana ny volan’ireo mpamatsy entana ho an’ny fanjakana ; nihena am-polo isan-jatony maro ny vola fampandehanan-draharaham-panjakana ; mikaikaika noho ny fahantrana sy ny tsy fisian’asa ny ankamaroan’ny olona ; manjaka toa mpanjaka ny asan-jiolahy ; sns.
Raha fehezina dia fihafiana sy fahoriana no hitan’ny vahoaka. Izay angamba no heverin’ny sasany ho fanovàna. Ny fangoronan-karena nataon’ny mpitondra sy ny antokony, ny fanaovana ampihimamba ny fandraharahana, ny fihanaky ny kolikoly any amin’ny sehatra maro no baikom-pitolomana teny amin’ny kianjan’ny 13 may tamin’ireny fotoana ireny. Inona amin’ireo zavatra notakiana tamin’izany anefa no tsy misy amin’izao fotoana izao ? Tsy vitan’ny hoe miverina fa nitombo lavitra noho ny teo aloha.
Averina amin’ireo mpitondra HAT fa tsy fihafiana mihitsy no nifanarahana teny amin’ny kianjan’ny 13 may fa fanovàna e ! Tsy nisy fitenenana mihitsy teny hoe « hihafy lavitra noho izao iainanareo izao ianareo vahoaka ! ». Ary ny tena mahasorena ao anatin’izany dia tsy mihafy tahaka ny vahoaka ireo olona ao anaty fitondrana, manomboka any amin’ireo CT sy CST, minisitra, ny prezidansa, sns. Koa tadiavo ny hevitra fa tsy izao mihitsy no nifanarahana teto !

5. milamm
(
12/09/2011 23:30)
tsy ampy maina le kofa ty anjoany de midegany an fa zao in avy ony zany ataony lavanify sonia zany no tena isaorana sy akalaizaina b otrizao ronaldo ???? lazao aminay oe, resaka tsy fitiavana an pdt Ravalomanana tsy idirany ( ra izay de otrin no felaka azonla ihogahoga eto ra tsia de omeo fialantsiny hafa tsy mahavaha ny olana indray fa Ravalomanana no antony zao rehetra zao )sa ampihena vidimbary sy menaka na farafaharatsiny ahazahoana fankatoavana iraisampirenena, famahana olana tsy ilana familiana tsiny sy tolaka @ hafa intsony. ela ihany mo no pikatti ka averiko tsy aharesy maina ela fa ataony midegany, ny ol otranla no azonla ivarotana lainga @ kodiny honhonhonhon niotsana ela zay fa milamm ozy milamm honhonhon
6. papala
(
13/09/2011 05:09)
andry rajoelina=filohan'ny 4mis zay ol nampahatrainy ihany, tena efa bandy midegany mihintsy io, zao de mody ampiankarina ao andapa ndray reo ol mahantra de mody homena fanampiana kely tsy mahavita taona akory, zay no maha bandy midegany azy. tsy mahay mba hamorona asa ho anireo tsy manana asa, zay izy ihany no nanapotika ny orin'asa bdb teto, no mba tadiavina sy aorina, fa de fihetsika mirefarefa @ tany no atao!!!!!!!!!!!!!
ka efa bdb ko zay sonia sonia natao zay fa le bory saina lavasanga io ihany no tsy mahatanTeraka. fa ho avy ny andron'io satria izy nanangona vain'afo eo antampondohany, de ataon'ANDRIAMANITRA MAY KILA IO LE andry domelina io!!!!!!!!!!!!!!!
fa lolohavy eo antampondohan'i ronaldo09 mandrampahafatinao koa le dondrom-polisy andry io!!!!!!!!!

7. xhavier
(
13/09/2011 06:54)
Io zany de mitovy amin'ny fomba famaky ny olona baiboly ihany mba vakio hatarmin'ny farany lay feuile de route fa tsy zay mahafinaritra anareo fotsiny no lazaina ary za tena mahita fa ireto equpen'ny TGV de mahay mamorona sujet zay hita fa diso foana ary mahay mi-créer discussion fa discission mivilana foana tsy ampy fanadihadiana any ka forum tokony hanovozan-kevitra manjary lasa resa-jaza sy reska adala no farany toy itony anie no hitsaran'ny olona ny hevitrao sy zay mitovy hevitra aminao e!Mba fantatrao ve hoe feuille de route inona no hosoniavina ka raha ohatra aza ka lay tsy revin'ny TGV no ho soniavina ao de lasa mpanohitra zany ny TGV ary de manohitra ny tenany ihany mba jereo ireny ady totondry teny @senat ireny e!mahamenatra ary tratran'ny mpanao gazety ihany e!
8. milamm
(
13/09/2011 08:53)
sokafy tsara ny voamaso ronaldo fa ny rehetra mahalala tony resaka tony
tsy hanao sonia i lavanify fa ny fifidianana no mahamaika azy nahoana ? satria izy sy ny mpanaraka azy toa anlisany no fahavalompirenena sy ny mpiray tanindrazana voalohany
http://wikileaks.org/cable/2010/02/10PARIS232.html
@ fomba mamohehitra toy tony
http://wikileaks.org/cable/2010/02/10ANTANANARIVO111.html
Military Aid Quietly Reduced
----------------------------
¶6. (SBU) The French DATT explained that, in fact, France had
discontinued all regional and operational support for the Malagasy
military since the coup and only maintained 16 French personnel
embedded in the Malagasy military. France has not made public
announcements about such reductions here, however, and seems
ANTANANARI 00000111 002 OF 002
unperturbed by the contribution their silence is making to negative
public opinion here and elsewhere. He claimed that it was necessary
to maintain the 16 personnel as they have been instrumental in
avoiding violent clashes and maintaining stability for the past
year.
¶7. (SBU) Comment: We agree with the French mainly in our current
pessimism about the way forward. Where we disagree, strongly, is
both about the utility of rushing to ill-prepared elections, which
they favor, and about the propriety and effectiveness of deep French
involvement in trying to solve this crisis for the Malagasy. We
disagree with them that rapid, unilateral elections will solve
anything, and doubt strongly that the opposition will accept the
bones thrown their way. Furthermore, it is our perception that, the
harder the French try to foster a solution (e.g. by making public
their view that HAT Prime Minister Vital is an excellent choice),
the worse matters become. Meanwhile, the Chinese are positioning
themselves for future investment here by acquiring land and mining
permits, having indicated at the Feb 18 ICG meeting in Addis that
they will never apply sanctions on the HAT. France has made it
clear that it does not intend to cut its lifeline, and the Chinese
will no doubt continue to avoid taking any political stand that
could negatively impact their economic interests.

9. reeves
(
13/09/2011 10:22)
Ny tsara ho fantatr'i Ronaldo dia tsy hisy fankatoavana raha tsy voasonian'ny REHETRA ( fa tsy hoe unilateral indray) ny tondrozotra , ary Tsy hisy tondro zotra ho soniavina raha tsy misy aloha fampihavanam-pirenena tena lalim-paka hihafara @ fifandraisan-tànan'ny REHETRA miaraka @ AMNISTIE FAOBE . Izay vao miditra @ gouvernement d'union national handraisan'ny rehetra anjara , izay manomana election tsy miangatra hahafahan'ny REHETRA MILATSAKA , dia izay lany amin'izay no ekena. Ny ankoatr'izay dia ADY AN-TRANO no miandry antsika eto ary ireo mpitondra @ izao tetezamita no ho VICTIME voalohany amin'izany !!!
10. ronaldo09
(
14/09/2011 08:48)
Manaraha vaovao ry vendrana isany a!!!!!Noraisin'ny Minisitra yvette Syllah omaly iraka avy amin'ny SADEC ary tapaka fa zoma ny sonia no hatao !!!Ianareo no midegany !!!Zahay anie ka mitondra zao e!!!Ary nareo very seza hahahahahaha!!!!!!!!!!!!!!!!!!
11. Theophile
(
14/09/2011 19:04)
[quote=ronaldo09]
Manaraha vaovao ry vendrana isany a!!!!!Noraisin'ny Minisitra yvette Syllah omaly iraka avy amin'ny SADEC ary tapaka fa zoma ny sonia no hatao !!!Ianareo no midegany !!!Zahay anie ka mitondra zao e!!!Ary nareo very seza hahahahahaha!!!!!!!!!!!!!!!!!!
-----------------------------
radio sy tele mpandainga zay niteny an'izany fa tsy hisy sonia atao miaraka @ SADC eo raha tsy mahay mifanaraka ny Malagasy, izany hoe manaiky hanao sonia ny 3 mouvances. Hanao sonia irery eo ny mpomban'ny FAT dia ahavita inona zany sonia izany. Hivaha ve ny olana efa nis hatrizay?
Jereo ito fa aza faly mamafy lainga eo ry ronaldo09 a!!
http://www.youtube.com/watch?v=8JRypSp_2Zk
Tonga omaly teto amintsika ny andiany voalohany amin'ny iraky ny Troika avy ao amin'ny SADC. Nilaza izy ireo fa tsy misy resaka fanaovana sonia ny nahatongavan'izy ireo.
12. Theophile
(
14/09/2011 19:15)
ronaldo09:
.... Ianareo no midegany !!!Zahay anie ka mitondra zao e!!! Ary nareo very seza hahahahahaha!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Nareo ry ronaldo09 no mitondra dia inona no vitanareo? Fahantrana, sns.... izao no manjaka, ireny zany lay hoe fanovana nentinareo? 30 volana teo @ fitondrana tsy nety nahazo reconnaissance internationale nefa be zesta ery fa hoe mahavita tena sns, inona koa fa lasa miverina misolelaka @ SADC ihany isaky ny tsy mahomby ny natao. Lazaina fa tsisy ilana azy ny 3 mouvances nefa nareo avela mitondra tsy mahavaha ny olana.
Na handeha @ lohanareo aza ianareo FAT ry ronaldo09 tsy ahazo reconnaissance internationale izany rehefa tsy manaiky manao sonia ny 3 mouvances a!!!!
13. xhavier
(
15/09/2011 07:45)
tena mihaino tsara sy mandinika tsara ve ianreo ry ronaldo ah? sa mitovy amin'ny Yvette ihany henoy tsara zay lazain'ny SADEC amin'ny teny anglisy sao tsy mahay mandika teny na mandika vilana toy an-dry Yvette koa nareo, fa zao anefa no tsy fantatra isika mianakavy ny SADEC sy ny CI de tsy hanao sonia an'izany hoe olona ao anatina firenena iray tsy mahazo mody any aminy zany tena tsy azony atao zay fa ny azony atao de hoe tsy mahazo mivoaka ao aminy lay olona, midika zany fa tsy misy sonia ho vita zany eo aloha fa raha sahy ny HAT de mande irery na ho any na tsy ho any ary zay ihany no vahaolana ho an'ny androany aloha fa tandremo tsy maintsy mbola hiverina io probleme io fa de miomana Ravalo zany anie raha mbola zao situation zao tsy tafaverina mintsy fa misy fetrany io ka raha ho tonga zay de ahoana amin'izay ary izy tsy maintsy hamaly faty ary ho henjana ny valifaty amin'izay, ny tsy amapisaina anareo zany de izao ianareo de miantehitra amin'ny Frantsay kanefa tsy arakareo ny politikan'ny Frantsay raha nety anie zany efa ela isika no nandroso e!
Theophile:
ronaldo09:
.... Ianareo no midegany !!!Zahay anie ka mitondra zao e!!! Ary nareo very seza hahahahahaha!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Nareo ry ronaldo09 no mitondra dia inona no vitanareo? Fahantrana, sns.... izao no manjaka, ireny zany lay hoe fanovana nentinareo? 30 volana teo @ fitondrana tsy nety nahazo reconnaissance internationale nefa be zesta ery fa hoe mahavita tena sns, inona koa fa lasa miverina misolelaka @ SADC ihany isaky ny tsy mahomby ny natao. Lazaina fa tsisy ilana azy ny 3 mouvances nefa nareo avela mitondra tsy mahavaha ny olana.
Na handeha @ lohanareo aza ianareo FAT ry ronaldo09 tsy ahazo reconnaissance internationale izany rehefa tsy manaiky manao sonia ny 3 mouvances a!!!!
14. ronaldo09
(
16/09/2011 07:15)
Ary mba inona no vitan-dravalo???Fanagadrana cotie sy fampidirana trosa ho an'ny taranaka ???Didy jadona???Matoa ny vahoaka nilahatra teny @ 13 Mai dia ny tsy fetezana!!!!
15. xhavier
(
16/09/2011 08:51)
Manomboka koboko @izay ny bleme-nao ry ronaldo ny zavatra lazaiko anao voalohany de zao tsy misy ary tsy misy mpitondra na mpitondra tsy nahavita zavatra zany raha mbola te-hitondra ary tsy maintsy manao ary tsy maintsy mampiahatra lalana na tinao na tsy tinao izany tsy midika hoe tsy misy demokrasia na didy jadona fa zay no izy ka raha nanao ny tsy nety ianao na cotié na merina de migadra zay no dikany tsy hoe akory rehefa mpanao politika tsy azo gadraina mintsy zany na de mpangalatra sy mamono olona @ izao, manjakazaka zany ianareo cotié raha ny marina @ izao ary zay hita, de mahita sy tsy matsapa ve ianao fa mety zao zava-misy izao ary mande ve ny raharaha amin'izao sa i Ravalo no manao sabotage tsy mampande azy de hiandrasanareo hilahatra koa zany ny olona vao tonga saina ianreo fa misy tsy mety
ronaldo09:
Ary mba inona no vitan-dravalo???Fanagadrana cotie sy fampidirana trosa ho an'ny taranaka ???Didy jadona???Matoa ny vahoaka nilahatra teny @ 13 Mai dia ny tsy fetezana!!!!
16. xhavier
(
16/09/2011 08:52)

17. lals
(
16/09/2011 09:04)
Ary mba inona no vitan-dravalo???Fanagadrana cotie sy fampidirana trosa ho an'ny taranaka ???Didy jadona???Matoa ny vahoaka nilahatra teny @ 13 Mai dia ny tsy fetezana!!!!
ronaldo a! ... ianao zany dia tafiditra anatin'ireo olona mijery fa tsy mahita, ary mihaino fa tsy mandre ... tsy hitanao miitsy v ny zavatra vitan-dRavalomanana tanatin'ny 7 taona monja? ...
Ity misy ohatra: ... tsy mahafaly anao ve ny niezahan-dRavalomanana @ nihatahana @ ireo frantsay ireo? fa nitady lalana tany @ireo firenena miteny anglisy toy ny Amerika izy, ... Isika miitsy no vendrana ka mbola nanaiky ho indépendant dans la communauté Français hatramin'zao... Tena mahiratra hoy aho ianao fa jamba ...
Mba hainao koa moa ireo vahoaka teo @ 13 mai ireo, fozaorana toa anareo daholo ireo ... karamain'ny Frantsay sy ny karana ... dia zara aza mis tsy mety ataon-dravalo dia hararaotina @iny fa mafy loatra zany hoe very ny tombotsoan'ireo firenena tsy mataho-tody ireo.
18. Theophile
(
16/09/2011 19:27)
ronaldo09:
Ary mba inona no vitan-dravalo???Fanagadrana cotie sy fampidirana trosa ho an'ny taranaka ???Didy jadona???Matoa ny vahoaka nilahatra teny @ 13 Mai dia ny tsy fetezana!!!!
Betsaka ny vitan'i Ravalo. Nanamboatra lalana izy, izay lazainareo fa tsy hohanina. Nefa faly ery nareo mandeha @ lalana namboariny. Ohatra fotsiny io
Fanagadrana cotier hoy ianao? ary hay i ronaldo09 ity tsy mahay akory ny atao hoe cotier fa Merina daholo angaha ireo nosambotsamborin'i Andry sy nogadrainy ireo. Maninona raha mitsotra refa tsy mahay ry ronaldo09 a! faly fotsiny manaratsy an-dRavalo
T@ fitondran'i Ravalo dia nisy maro ireo fanafohana ny trosan'ny Malagasy, aza adino anefa fa ny 70% budget ampiasain'ny fanjakana dia fanampiana avy any ivelany. Betsaka ny projet nanome asa ho an'ny Malagasy t@ fitondran'i Ravalo
lazainao fa didy jadona ny t@ fitondran'i Ravalo. Dia inona zany no misy @ zao fotoana raha ny Kianjan'ny Demokrasia notokananareo aza tsy anaovana manifestation politika. Ny radio sy tele nodoranareo ny hafa nohidinareo. Fisambotsamborana olona tsy @ antony ataonareo, sns...
Vao milahatra eny @ arabe ny 3 mouvances dia sakana foana @ fampiasana ny hery mpamoretana.
Zany lay fanovana nolazainareo sy nampanantenaina teny @ 13 mai
19. andrywui
(
17/09/2011 22:42)
merci lesy ronaldo 09 amle vaovao ahh !!! ...tsara mifandombera kely iany isika mtsamy ronaldo a tchin tchin lesy a !! alao hanao ny lohabeany eo ry zalah mpihogahoga reo fa pan pan pan no iafaranizy ty farany !! sarotra tenenennn kah
20. Theophile
(
18/09/2011 11:42)
andrywui:
merci lesy ronaldo 09 amle vaovao ahh !!! ...tsara mifandombera kely iany isika mtsamy ronaldo a tchin tchin lesy a !! alao hanao ny lohabeany eo ry zalah mpihogahoga reo fa pan pan pan no iafaranizy ty farany !! sarotra tenenennn kah
efa hita ny maha-mpamono olona anareo ka na eto forum aza dia mbola mamerina ny hoe:"... pan pan pan no iafaranizy ty farany !! sarotra tenenennn kah" zay zany lay Fanovana sy lay oe FMPANJAKANA NY TENA DEMOKRASIA no tanjonay (t@ 2009 zany)