andao mba hiomehy kely
1. pulm
(
06/09/2011 09:30)
Nisy hono mpanao gazety avy any @ tany Eropa mba hanao fanadihadiana aty @tany Afrikanina momba ny krizy
Ny nanombohany tao Lybie dia nanotany olona tao izy hoe: inona kay no antony naha voarodany ny fitondran'i Kadafy teo @ fitondrany? dia ho ny olona hoe: nanao didy jadona teto aminay izy nandritra ny taona maro
Dia hoy ilay mpanao gazety hoe: rariny kosa izany
Dia lasa indray izy nitety firenena nisy krizy tao afrika dia tahaka ohatry izay daholo no navalin'ny olona. vita ny fanadihadiana nataon'ilay panao gazety de ande hody @izay izy, hay adinony i Madagasikara dia lasa izy nakaty
Dia nanotany tahaka ny fanaony ihany izy hoe: inona kay no antony nampiongana ny filoha Ravalomanana teo @ fitondrany? dia hoy ny olona hoe: nanakatona ny fahitalavitra VIVA
dia hoy ilay mpanao gazety hoe: hafa kely indray iny a!sady lasa izy no nihomehy!

répondu par papala le 13/09/2011 11:08
2. rijadolly
(
09/09/2011 02:29)
inona kay no antony nampiongana ny filoha Ravalomanana teo @ fitondrany?
dia hoy ny olona hoe: Tsy zakanay fa manankarena loatra izy.( niaraka an'ilay ika taloha oe: Marc Ravalomanana, sady bogosy no mpanana! nefa efa tamin'ny 2002 io, dia tokony tsy hitombo mihitsy ny fanany)
Mpanao gazety: raha mampiasa 100Ar ianao io dia tianao hitombo ohatrinona?
Ny olona: lasa 1000Ar (be loatra kosa izany e!x10 be izao)
Mpanao gazety: Fa iza anefa no nametraka azy teo?
dia hoy ny olona oe: Ka zarazaraina anie mba hanjakana ny fanana e! (tena toetsaina vita F. tsssss....)

3. papala
(
13/09/2011 11:08)
hihihihihi! Mpanao gazety : marina izany, de zao efa nisokatra ny VIVA
Mpanao gazety : de tokony hiverina i PDT Ravalomanana,
de ozy ny ol : fa tapitra nopotehan'ny tariky viva ny orin'asa TIko de ahoana indray?????????