Iza izao ny mpihira malaza aty Madagascar ?

1. manampi67 ( 11/08/2011 17:46)
Je suis une Malagasy qui habite en France. Iza kay izao ny mpihira Malagasy malaza aty amintsika. Sur quel site que je pourrais telecharger des chansons ? Souvent je regarde le clip Malagasy comme KOIKE, POOPY, BODO. Comédie comme Francis Turbo, etc.....
Merci d'avance et bien cordialement
Manantena ny hifanerasera aminareo aty Antanindrazana aho.
répondu par voahangy16 le 27/01/2016 09:24
2. m.i.s.a ( 11/08/2011 19:27)
la la la la fa za ts mahay teny frant(s)ay :)
3. manampi67 ( 12/08/2011 09:32)
On discute avec notre langue Malagasy !!! C'est très bien.
Cordialement
4. manampi67 ( 12/08/2011 09:39)
Mipetraka aty France, ça ne veut pas dire que "Vazaha", reste une Malagasy simple.
5. manampi67 ( 12/08/2011 09:40)
Mipetraka aty France, ça ne veut pas dire que "Vazaha", reste une Malagasy simple.
6. nomeja ( 20/11/2011 12:31)
anao ve malagasy de bola tsitoga madagascar hatsaminizao IIIIIIIIIIIIIIII za mipetraka italy nefa mijery tatadrazako isataona ny mpihira malaza dia sami malaza izy lehetra drirevo youtube dia hoitanao ny trala sady malaza
7. papounette ( 04/10/2012 10:30)
nomeja:

anao ve malagasy de bola tsitoga madagascar hatsaminizao IIIIIIIIIIIIIIII za mipetraka italy nefa mijery tatadrazako isataona ny mpihira malaza dia sami malaza izy lehetra drirevo youtube dia hoitanao ny trala sady malaza


Nomeja: hi hi hi hafakely ny teny malagasinao an!!!
8. tiavanafi ( 19/12/2012 14:09)

manampi67:

On discute avec notre langue Malagasy !!! C'est très bien.
Cordialement

raha miteny frantsay ato @ serasera moa de maninona ? zany angé tsy midika hoe mizesta na koa hoe tsy té ho gasy amiko!! fa amizay koa mba miezaka ny tsy mahay teny frantsay mba tsy ambakainy vazaha , fa asakasak'izay tsy té ho gasy ntsony ndray aloa ! za ndray aloa na dia antitra aty frantsa aza na dia mba miteny frantsay kely aza indraindray dé gasy fona é mizesta mihintsy aho miteny hoe: ( je suis malgache de madagascar.)
9. voahangy16 ( 27/01/2016 09:24)
mpihira malagasy malaza odyai black nadia agrad skaiz barinjaka bdb e d refa miresaka am gasy d mitenena am teny gasy f fantatray foana nareo oe av an andafy e!sady sao sanatria refa tonga aty antanana tsy hahay teny gasy tsony d ref miresaka amle vazaha de ataovy hoe je suis Malagasy fa ts oe mal gache!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3776