WISCO « tsimatimanota »

1. diloo ( 15/07/2011 10:51)

Menace de mort : Plainte contre un Chinois de WISCO
Jeudi, 14 Juillet 2011 00:00

Destruction de biens d'autrui et menace de mort. Deux personnes ont porté plainte contre un Chinois du projet minier WISCO pour ces motifs. Les faits. Le 9 juillet dernier, deux hommes au service d’un projet, ont demandé secours auprès de WISCO lorsque leur moto était tombée en panne, pas loin du site minier. Ils se sont adressés à un Chinois travaillant pour le compte de cette société basée à Soalala. On ne sait pas trop ce qui s'est passé mais le Chinois a eu une réaction inattendue. Il a appelé les agents de sécurité pour neutraliser ses interlocuteurs. Sans tarder, les vigiles, les armes à la main, se sont mis à la trousse des deux hommes. Et lorsqu'ils n'ont pas réussi à les interpeller, ils se sont mis à détruire la moto. Tout cela, sous les yeux du Chinois qui, selon une source proche de la gendarmerie, est un cadre supérieur de WISCO Madagascar. Les deux hommes étaient sortis indemnes de cette mésaventure. Ils ont décidé de tout relater à la gendarmerie de Soalala. Une enquéte a alors été ouverte. Outre l'audition des plaignants, le Chinois accusé de destruction de biens d'autrui et de menace de mort, a aussi été invité à se présenter à la gendarmerie. Le plus étonnant, l'intéressé n'a pas daigné se présenter. Autrement dit, il a ignoré sa convocation tournant ainsi le dos aux autorités judiciaires. Oui, tout le monde sait que le projet WISCO est d'une grande envergure qui pèse 200 millions de dollars. N’empéche. Il n’est stipulé nulle part que ses dirigeants chinois sont des « tsimatimanota ». Quant aux limiers de la gendarmerie, qu'attendent-ils pour mettre la main sur ce ressortissant qui se croit au-dessus de nos lois ?
D.R

Nomena 200 millions de dollars izany ny HAT hafahan'ny WISCO mitrandraka ny aren-tany sy hanitsahina ny zon'ny malagasy tsy manantsiny.
Raha manaika ny toetran'ny sinoa WISCO ny HAT, dia tsy mahagaga fa izay ilay tanjona tsimatimanota sy mpandromba ny harem-pirenena: FOZA sy WISCO mitambatra.Ntsss.
répondu par diloo le 21/07/2011 02:08
2. AndriambyII ( 15/07/2011 22:03)
Alohan' ny hitsarantsika ny zava-nitranga marina dia aleo aloha hanao fanadihadiana ny mpanadihady .
3. diloo ( 16/07/2011 16:53)

Alohan' ny hitsarantsika ny zava-nitranga marina dia aleo aloha hanao fanadihadiana ny mpanadihady .


Izany hoe on n'a pas à commenter les points de vues de quiconque.
Raha izany no ho izy tsy aleo ve akatona ny serasera fa tsy afaka manao jerikiana na maneo ny fomba fijeriny ny tsirairay.
Sa kosa i Andriamby II irery no afaka maneo ny hevitra eto?

Responsabilité ny gazety io vaovaon-tsinoa Wisco io.
Ny mahatsikaiky dia ny fomba fijerin'ny Midi manao hoe

le Chinois accusé de destruction de biens d'autrui et de menace de mort, a aussi été invité à se présenter à la gendarmerie. Le plus étonnant, l'intéressé n'a pas daigné se présenter. Autrement dit, il a ignoré sa convocation tournant ainsi le dos aux autorités judiciaires..

Tsy fitsarana ny sera, fa kosa fifanakalozan-kevitra, tsy voatery hitovy.
Samy miandry fitsarana ny voarahona, ny mpanao gazety sy ny mpamaky.
Mandrapaha, tsy misy tokony ho hanakanana ny mpanao gazety sy ny mpandray anjara @'ny sera ny fomba fijery na marina na tsia.
Sinon tsy ilaina akory ny serasera raha tsy afaka manome ny heviny na mety na tsia.
Mbola misy valim-pitsarana io raharaha io.
Ny ahy kosa, dia miaro ny gasy, reflexe et devoir naturel io, raha misy vahiny tsy manaja ny zon'ny malagasy.
Raha te hiaro ny sinoa Wisco ianao dia anao izany, sady volabe koa anie ny Wisco raha ry zareo no mampalahelo anao.
Izaho kosa dia malahelo ny mpiray tanindrazako raha nataon'io sinoa io setrasetra tokoa izy ireo.
Resaka secours ve dia menace de mort sy fanapotehana fanana no nitranga:

deux hommes au service d’un projet, ont demandé secours auprès de WISCO lorsque leur moto était tombée en panne,...le Chinois a eu une réaction inattendue...Il a appelé les agents de sécurité...les vigiles, les armes à la main, se sont mis à la trousse des deux hommes. Et lorsqu'ils n'ont pas réussi à les interpeller, ils se sont mis à détruire la moto...sous les yeux du Chinois qui, selon une source proche de la gendarmerie, est un cadre supérieur de WISCO .
4. diloo ( 16/07/2011 17:21)
Mety malahelo ity vahiny iraika ity koa i AndriambyII fa nandrahona malagasy ihany koa.


Antsirabe : Nalefa any am-ponja ilay vazaha nitifitra alika sy ny tompony

Samedi, 16 Juillet 2011 00:00

Omaly no niatrika ny mpitsara mpanao famotorana tao amin’ny tiribonalin’Antsirabe ilay vazaha nihetraketraka nitifitra ny alika iray sy ny tompony, tao an-tokotanin’olona. Notanana vonjimaika any am-ponja ity vahiny ity miandry ny fitsarana azy izay hotanterahina amin’ny faha-5 aogositra 2011 izao.

Raha tsiahivina ny zavatra niseho tamin’ny talata lasa teo dia sahala amin’izao. Nandeha moto ity vazaha ity ary nisy alika nolazainy fa nanaikitra azy. Tezitra mafy ny anao lahy koa dia lasa niverina tany an-tranony naka basy. Nanao tapody fohy izy ary niditra ny tokotanin’ny tompon’ilay alika. Ny vaovao voaray tamin’izany no nahalalana fa notifiriny ilay alika fa tsy voa. Taitra tamin’izany ny tompony ka nivoka hizaha izay zava nisy. Mbola ny vaovao ihany no nahafantarana fa notifiriny koa io olona io saingy tsy voa. Nahay nanilika ny tananan’ilay vazaha ny tompon-trano.

Rehefa nahare ny feom-basy ny manodidina dia nivoaka nijery. Nitangorona ny olona, ilay vazaha kosa lasa nandeha. Nampandrenesina ny mpitandro filaminana ary dia notazonina ilay teratany vahiny. Efa elaela ihany izy no nipetraka teto Madagaskara ary manana visa hatrany amin’ny taona 2014. Araka ny fantatra ihany koa dia tsy mbola nisy akory fandroahana azy teto Madagasikara.

r.s.

Mitovitovy @'ny ilay resaka sinoa ny fandrahonan'ny vahiny manoloana ny malagasy tsy manantsiny.
Resaka alika mivovo sy manenjika mpitondra moto ve dia hitofirana ilay amboa sy ny tompony ao anatina propriété privée.Ntss.
Izaho aloha dia miaro ny gasy foana e! Fa raha te hilelaka vozongo sy sinoa mpandrahona ny sasany, dia azy izany.
5. diloo ( 16/07/2011 17:45)
Raha malahelo vahiny tsy manaja ny malagasy ny sasany eto @'ny sera, izaho kosa dia miaro hatrany ny malagasy voarahona.
Tena tsy rariny ny manjo ny malagasy indrindra fa ireo zaza sy tanora. Mbola misy koa vaovao ratsy nataon'ny vozongo tany Toamasina izay efa navaokako teto, mikasika ankizy kely telo taona.


Viol sur mineur : Un prof de français en prison

Mardi, 01 Mars 2011 00:00

Présumé étre l'auteur de plusieurs cas de viol sur mineur, un professeur de français travaillant dans une école primaire privée à Ankadilalampotsy - Andoharanofotsy (dans le sud de la capitale) a été placé en détention préventive à la prison d'Antanimora hier, en attendant la date de son procès. D'après les témoignages des victimes, cet instituteur a perpétré des actes sexuels sur des enfants mineurs, de surcroit des garçons, de son école. En fait, lundi dernier, trois élèves de cette école se sont plaints auprès des responsables à propos des abus sexuels que ce prof leur a fait subir. Ainsi, une plainte a été déposée auprès de la gendarmerie. Le pédophile a été arrété, mercredi dernier, et a été traduit devant la justice hier, après les enquétes préliminaires. Le juge a décidé de le placer sous mandat de dépôt à Antanimora. Au total, cet instituteur a violé plus d'une vingtaine d'élèves, a-t-on appris.
Aina R.


Tena mampalahelo fa ataon'ny vahiny pédophilie fotsiny ny malagasy. Koa samia mailo sy miaro sy tsy manaiky zava-doza toa itony.
Malahelo indray izao AndriambyII fa mamely vozongo ratsy toetra aho.
Gasy ihany no fiaro sy arovana e!
6. diloo ( 16/07/2011 17:57)
Somary diso ilay info tetsy ambony mikasika ilay vozongo nikasika zazakely. Tsy telo taona ilay izy, fa mbola grave be:

abus sexuel commis par un homme de 37 ans sur un bébé de 6 mois. Ce violeur de nourrisson est déjà écroué et le bébé a dû étre opéré d'urgence, mais l'on imagine déjà les séquelles laissées par cet acte innommable dont il a été victime.
Midi Madagascar
Mardi, 05 Juillet 2011 00:00

Tena kiriko aho. Tsy rariny e.
7. diloo ( 17/07/2011 19:55)
Ntss.Vozongo ratsy loha mpanimba ny zanakin'ny malagasy.

Un million d’ariary pour de la pédophilie, ce n’est pas cher payé
12/07/2011

Quelques billets d'euros font l'affaire

Tant qu’on y est, pourquoi ne pas brader les mineures malgaches de manière légale ? Une affaire de pédophilie a en effet été présentée devant le Tribunal de Première Instance de Toamasina le 06 Juillet dernier. Ladite affaire concerne l’implication du dénommé Didier Amar dans plusieurs actes sexuelles sur trois jeunes filles mineures de la localité. La sentence délivrée a frisé le ridicule, le paiement d’une amende de 1 million d’ariary soit 370 euros tout au plus. Déçues, bien entendu, par ce jugement les familles des victimes ont décidé de saisir la Cour d’Appel. Cette dernière est prévue statuer le 06 Août prochain. Par ailleurs, on sait que Didier Amar est également lié dans l’affaire de pédophilie impliquant le français Patrick Roger Nicaud. Il est dit qu’il a lui-méme organisé tous les préparatifs à cette caméra-cachée quelque peu particulière. Avec une recherche qui peine à avancer, les deux étrangers sont toujours en cavale jusqu’à présent.En ce qui concerne cette seconde affaire, les épouses respectives de Didier Amar et de Patrick Roger Nicaud ont été convoquées pour enquéte dans la journée d’hier.

Arovy ireo zaza tsy manantsiny malagasy manoloana ireo vahiny tsy valahara.
8. AndriambyII ( 20/07/2011 10:18)
Lasa hitarinao lavitra be ilay resaka wisco ra Diloo , efa nandefa convoc izany ny gendarmes , tsy maintsy arahina ara-dalàna ny procedure d' interpellation d' une personne soupçonnée d'un délit quelconque , indrindra² raha hoe tany @ gendarme no nametrahana izany fitarainana izany , fa tsy polisy ! Tsy manana alahelo na kely aza aho , @ zavatra miseho ohatra izany dia betsaka ny olona mpanararaotra hahazahoana tombony .Misy aza dia strategie tsotr' izao @ ireo roa tonta (soi disant )mpifanandrina hanaovana racketage ny societé misy ny tsi 11 azy avy !
9. AndriambyII ( 20/07/2011 10:32)
Raha ohatra kosa resaka pedophilie sy arnaque sexuelle ohatra ny lazainao eto dia miray saina @ nao aho , ary tsy tokony hipetraka akory ny ady hevitra momba izany amiko . Tsy generaliser -ko ny tsy fitiavana vahiny fa misy tokoa ny vahiny intègres sy credibles , ary misy ireo tsy avotra sy tsy valahara ! Anjarantsika ny manavaka ny ahidratsy satria tao Mada no nitrangan ' ny tantara nosoratanao eto . Amiko ny fisian' ny sera² sy ny net ary ny forongony dia fomba haingana hialàna @ tsy fahalalàna ny vaovao marina isanandro mandavantaona .
Tsy fiandaniana @ za na iza !
10. diloo ( 21/07/2011 02:08)

tsy maintsy arahina ara-dalàna ny procedure d' interpellation d' une personne soupçonnée d'un délit quelconque ,


Marina izany.
Ny tsy ekeko fotsiny, raha mitombona ny fomba fijerin'ny gazety Midi,dia ilay hoe:

l'intéressé n'a pas daigné se présenter. Autrement dit, il a ignoré sa convocation tournant ainsi le dos aux autorités judiciaires..

Izany hoe, ilay sinoa cadre-ny orin'asa mpanetsy volan'ny HAT, mitety 200 millions de dollars, hoy ny Midi, dia afaka mitodi-damosina ny manampahefana, any ka manao toetra tsimatimanota. Raha malagasy no nanao izany tonga dia MD, ary mazana tsy miandry convocation akory.

misy tokoa ny vahiny intègres sy credibles

Marina izany, ary tsy ny vahiny rehetra akory no ratsy.
Ny loharanom-baovao nahatonga ny dinika eto aloha , dia mikasika ny vahiny ratsy toetra.
Mbola ho hisy ny dinika mikasika ny vahiny tsotra mandalo sy miasa eto Gasikara, ary hilaina @'ny fampisondrotana @'ny toe-karena. Tsy maintsy anefa izy ireo manaja ny Hasin'ny Firenentsika.

Amiko ny fisian' ny sera² sy ny net ary ny forongony dia fomba haingana hialàna @ tsy fahalalàna ny vaovao marina isanandro mandavantaona .

Raha mihaino ny TVM sy ny RNM isan'andro ianao ankehintriny, dia mila mailo @'ny fahamarinana na tsia ny vaovao izay avaokan-dreo.
Izay indrindra no maha fitaovana tsara fenotra ny sera2 sy ny anteronety, afahan'ny tsirairay mandinika sy manavaka ny ahidratsy tandrifiny avy.
Ny fomba fijery tsy midika akory fa azy ny fahamarinana, fa kosa afahan'ny tsirairay mitsakotsako ny vilona mahasoa azy.
Avalontsika eto iny fifanazavana roa-tonta iny.

Tsy fiandaniana @ za na iza !

Izay ilay atao hoe: Dinika Forum.
Misaotranao nandray anjara t@'ny Fitohizan'ny hafatra : WISCO « tsimatimanota »
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0861