Ho an'ireo ho mety ho filoha .
1. AndriambyII
(
13/07/2011 19:09)
Noho ny fifandraisan-tadindokanga @ olana mianjady @ firenena dia METY ny hiarahan-dàlana @ Atoa ( Ndenn , Vatofototra , ...), nefa raha ohatra ka tsy voavaly ny hetaheta maningotra ny fisainana manoloana ny olana (51 taona ) lavareny mikasika ny raharaha politika indrindra indrindra , dia ndrao famintan' Androvo vatony ihany ka tsy mahavita taona . Tsotra ny mampanantena , fa sarotra ny manantanteraka .Efa samy hita ny tetik'asa sy tetim-panorina noventesin' ireo azo atao hoe sangany politika , fa izahay aloha dia mbola mangetaheta fahafantarana misimisy momba an' ireo hilatsaka hofidiana na iza izy na iza .
No sady mirary soa hahavita be ho an' ny FANJAKANA MALAGASY VAOVAO !
Efa hitanay ny blog "VITANTSIKA IO" (Vatofototra) ,ny blog "HAVANA MAFY ORINA"(Ndenn)
,ny blog jentilisa (..) , sns sns . Fa mbola mangetaheta foana izahay hatr@ izao .

répondu par vatofototra le 14/07/2011 20:38
2. vatofototra
(
14/07/2011 20:38)
AndriambyII:

Mankasitraka e