MALAGASY MANDROSO
1. Noue
(
27/06/2011 09:03)
Nahafinaritra iny soirée nokarakarain'ny MALAGASY MANDROSO tao paris iny omaly ee !
Tena mandroso marina satria hita t@ vidéo ny zava-bitan'zarei any Madagasikara
Ny école
ny hopitaly
sy ny sisa ho avy
Nahafinaritra satria tena Malagasy mandroso fa tsy tahaka ireo foza variana milanonana sy mitetika ny handrava , hamaky , manapotika !! maharikoriko eeee
Tohizo hatrany ry malagasy mandroso fa hanohana anareo ny tonga saina aaa ! hic ! tsy ny foza akory no ho tonga saina @ zany aaa !!! mais bon , iza no mahita ???
Enganie ka mba ho maro ny hiditra mpikambana @ io Malagasy Mandroso io satria tena MANDROSO marina eee !!!

répondu par rijadolly le 07/07/2011 03:12
2. pulm
(
01/07/2011 05:42)
misaotre!
enao dia faly manakiana foane eeeee! tsy mba mandroso sosokevitra mitsy mba ialana @zao krizy izao, tenenina foana fa e e e!

3. andrywui
(
02/07/2011 16:58)
slt les noue ! ngah les tsy fantatrelah fa rombo be ane tao ivelany tao tamin'ny nirava iny fety "malagasy mandroso ,mandroso iny e ! tena norosoin'ny rano ry lerony de tsy nahazaka mahery tsony de nirombo sy gidraka nifanenjehan'ny prà vazah eran'ny periphe sy autoroute ! ..nahamenatra be iny fety iny ! --- tsara le projet fa le mpanantanteraka no fopla daolo ! ... ny manaraka no atao metimety ndray iny malagasy mandroso raté iny e
5. rijadolly
(
07/07/2011 03:12)
Pulm:
misaotre!
enao dia faly manakiana foane eeeee! tsy mba mandroso sosokevitra mitsy mba ialana @zao krizy izao, tenenina foana fa e e e!
Izany tokoa ny tanjotsika mba ialana ny Krizy. Ny tsara ho fantatra anefa dia ny hoe inona no nahatonga ilay krizy, dia avy amin'izay ny vahaolana hamahana azy.
Ahoana ary ny hevitry se amin'izay.