TROMPETRA

1. YDIFAS ( 23/06/2011 21:30)
Faly tafahaona amintsika amin’ny alalan’izao hafatra izao. Ny fiadanan’i Kristy anie hanenika antsika tsirairay avy.

Misy antony manokana ny itsofana ny trompetra:

Amin’ny fifampifehezan’ny miaramila dia natao ho fiantsoana fivoriana («rassemblement») na handeha hiady na fivoriana tsotra mahazatra fotsiny. Ny fitsofana ny trompetra ihany koa dia entina anomezam-boninahitra mandritra ny fankalazàna («ceremonie»). Tsofina koa ny trompetra mba hamohazana na hanairana amin’ny ankapobeny. Mariky ny fanambaràna fandresena ihany koa ny fitsofana ny trompetra.

Mampiasa olona maro hitsoka trompetra toa izany koa Andriamanitra. Miseho amin’ny endriny maro izany: amin’ny alalan’ny hira ara-pilazantsara, amin’ny alalan’ny toe-panahin’ireo izay antsoina hoe zanak’Andriamanitra, amin’ny alalan’ny toe-javatra mianjady amintsika, amin’ny alalan’ny toriteny toa izao vakiantsika izao.

Tairina haninona nefa ny olombelona?
Voalohany indrindra, antsoina ny olona mba hihazakazaka hitady fanavotana. Matory sy milòna ao anaty tsy fahalalàna ny ankamaroan'ny olombelona. Mila sarihina hiala ao amin'izany fandriana mamitaka izany izy satria tsy mbola nifoha na indrindra tsy mety hiala eo amin'izany. Ny tiana hambara dia ireo izay mbola mitoetra amin'ny faharatsiana na izay tsy mandeha amin'ny sitrapon'Andriamanitra.

Tsy maintsy tsofina izany trompetra izany hanaitra ny olombelona rehetra fa tsy velon-ko azy fotsiny izy. Ampahafantarina azy fa Misy Hery mifehy ny zavatra rehetra izay tsy azony ialana: mifehy ny fotoana, mampiodina ny tontolo, Mpanome ny zavatra rehetra, Mpandrindra ny androm-piainana manontolo ary Famonjena ho an’ny olon-drehetra ary Mpamonjy ny olombelona rehetra.

Ankehitriny, tsofy (ho antsika izay efa nomena trompetra, dia ny famonjena izany) ny trompetra hanaitra ireo izay mbola matory, hampiherika ireo izay mbola variana mikaroka fiadanana ankoatra an’I Jesosy. Fotoana izao, ry havako malala, ny hanambarantsika ny famonjena amin’ny olona rehetra. Ambara aminy hoe: «... raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao. Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena.» Romana 10/9 – 10

Manaraka izany, mila ampatsiahivina mandrakariva izany famonjena izany mba tsy hampiverin-dàlana antsika: «miareta tory sy mivavaha hianareo, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery» Matio 26/41
Fantaro ry havako malala fa misy zavatra very na koa hoe votsotra ("raté") eo amintsika rehefa matory na variana isika. Mety ho fotoana izany, mety ho fetezana ("opportunité") mihitsy aza amin'izay ambaran'i Kristy amintsika nefa tsy nasiantsika lanjany.

Izany no hanairana antsika mandrakariva hanongilan-tsofina sy hahiratra, hitahiry sy hampihàtra ("mise en pratique") ny Tenin'Andriamanitra efa voaraintsika. Tsy ho ary voatanisa eto ny trompetra efa notsofina tao anaty baiboly, mamporisika antsika hamaky sy handalina ireny fanairana ireny mba ahafahantsika hoe aiza ho aiza isika ary mba hanairana ny hafa ihany koa handeha eo amin'ny Fahamarinana sy handeha amin'ny fitondran-tena araka ny sitrapon'Andriamanitra.

Farany, fantaro «fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lo intsony, ary isika hovana.» 1 Korintiana 15/52
Mino aho fa amin'izany fotoana izany no haneno ny trompetran'ny fandresena ireo izay maharitra hatramin'ny farany. Trompetran'ny fanagonana ("rassemblement") ireo izay voafidy handova ny fiainana mandrakizay.

Eo no hanamarinana ny hoe: "Raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, dia ho faty amin'izany izy. Ary raha ny ratsy fanahy miala amin'ny faharatsiany ka manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona amin'izany izy. Kanefa, hoy ianareo: Tsy marina ny fitondran*'ny Tompo. He! ry taranak'Isiraely, samy hotsaraiko araka ny alehany avy ianareo.[*Heb. lalan']" Ezekiela 33/18 - 20.

Izany trompetra farany izany no andrandraintsika mandrakariva ka mbola mampitoetra antsika amin'ny sitrapon'Ilay efa niantso antsika. Mino isika fa tsy ho ela "fa ho toa ny indray mipi-maso" tokoa no ihavian'izany fotoana izany.

Koa ankehitriny mbola misy ny fotoana, inty no trompetra tsofiko ho antsika mpamaky: raha mbola any ivelany dia mandrosoa ao an-tranon'i Jehovah ary ialao ny faharatsiana ka ankatoavy ny sitrapony; raha efa ato an-trano, mifohaza fa antomotra ny andron'ny famonjena antsika ka hitsoka ny trompetra isikahanambara amin'ny hafa ihany koa sy hanaitra azy hikatsaka ny Famonjena. Reneso ny antsoantson'i Kristy amintsika hiverina Aminy. Fotoana fanavaozana izao: apetraho tsara "Ilay Vatolampy" Fototry ny finoantsika. Arafeto sy atsangano eo ny fanorenantsika ary hohitantsika fa tsy hangozohozo mandrakizay isika.

Fanairana: Moa ve efa namaly ny antsoantso maro efa nataon'i Jesosy hatramin'izay isika? Tanterakitsika ve izay efa nolazainy? Marina amintsika ve izay lazainy rehetra? Efa nitsoka trompetra hanairany ireo izay mbola matory ve isika sa mamela azy ho faty amin'ny torimasony?

Misokatra mandrakariva ny tànan'i Jesosy handray antsika matoa mbola rentsika izao trompetra izao. Antso ho an'ny fandresentsika izany koa manentana antsika hanohina izany antsony izany. Midika ihany koa izany fa efa akaiky ary miomana ho amin'ny trompetran'ny fankalazàna na "ceremonie" n'ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry izao antsoantso izao.

Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra mandrakizay ary homba antsika rehetra mitsoka sy mandre ny trompetrany anie Izy. Amen
répondu par Maranatha le 21/07/2011 10:37
2. rijadolly ( 24/06/2011 02:17)
Tsara faneno izany trompetran'se izany Safidy a! Taitra mihitsy ny tenako. Misaotra an' se na dia izany aza, satria nanaiky ho isan' Mpitsoka TrompetraNY. Aleo tsofiko ihany koa ny ahy sao tara ka hanadinana ahy rehefa mijoro eo anoloako amin'ilay Fitsarana ny olona tokony aheno izany.

"Sambatra isika, izay mbola nahazo FOTOANA afahana hanadio ny lambatsika, ny otantsika, amin' ilay Ràn' Zanak'Ondryn'Andriamanitra. Mbola porofom-pitiavaNY avy any Aminy ny tsy hiverenaNY hatramin'izao, satria, Famindram-po ho antsika ny fanomezaNY FOTOANA."

FA TSARA IZY...
3. Miharena ( 24/06/2011 03:22)
Misaotra an'i Safidy indray amin'ny fizaràna.

Manomana ny fo amam-panahy itoeran'Andriamanitra mandrakariva no fanairana mba zaraina e!

Samy hobitsihiNY Fahazavana anie isika dieny izao ka samy hihira hoe: Alleloia!
4. Maranatha ( 24/06/2011 11:41)
Fa hono ho aho ry namana isany tsy ny hafatry ny anjely Telo Apok 14:6-13 ve no tokony Trompetra ho tsofina amin'izao vanin'andro izao satria izany izao no vanim-potoana hiainan-tsika ankehitriny dia ilay manao hoe :

Hafatry ny anjely Voalohany: Apok 14:6-7 Ary hitako fa, indron nisy anjely iray hafa koa nanidina teo afovoan'ny lanitra , nanana filazantsara mandrakizay ho toriana amin'izay monina ambonin'ny tany sy @ firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra , nanao t@ feo mahery hoe : MATAHORA an'Atra ka omeo voninahitra Izy FA TONGA NY ANDRO FITSARANY, ARY MIANKOHOFA eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.

Hafatry ny anjely faharoa: Apok 14 :7"... Rava , rava Babilona lehibe! Izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany.

Hafatry ny Anjely fahatelo Apok 14:8-11 "...RAHA MISY MIANKOHOKA EO ANOLOAN'NY BIBIDIA SY NY SARINY KA MANDRAY NY MARIKA EO AMIN'NY HANDRINY NA AMIN'NY TANANY dia izy koa no hisotro ny fahatezeran'Atra, izay naidina tao anatin'ny kapoakin'ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana @ afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina, sy eo anatrehan'iZanak'Ondry izy;..... "

Ny mpanompon'Atra anie no mitondra ireo hafatry ny anjely telo ireo , mitory an'ireo fa tsy hahita anjely hiantsoantso eny @ lanitra izany isika, Fa fomba netin'Atra hanairana ny mpanompony ireo teniny ireo, hanaovan-tsika ny asan'Atra! Mahereza namana isany!

DIA TSOFY MAFY NY TROMPETRA namana Mba hahafahan'ny mpanompon'Atra hivonona @ zavatra mety hitranga.
5. bor2lais ( 28/06/2011 16:26)
Trompetra tsofin'ny fofon'ain'ny olona feno ny Fanahy Masina izany no tena ilaina e ! :-)
6. niryna ( 05/07/2011 04:26)

Maranatha:

Hafatry ny Anjely fahatelo Apok 14:8-11 "...RAHA MISY MIANKOHOKA EO ANOLOAN'NY BIBIDIA SY NY SARINY KA MANDRAY NY MARIKA EO AMIN'NY HANDRINY NA AMIN'NY TANANY dia izy koa no hisotro ny fahatezeran'Atra, izay naidina tao anatin'ny kapoakin'ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana @ afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina, sy eo anatrehan'iZanak'Ondry izy;..... "

mba misy afaka anazava ve hianareo? inona no hevitra tiana tenenina amin'io Apok 14: 8:11 io ? misaotra anareo mialoha
7. Maranatha ( 05/07/2011 06:15)

niryna:

Raha voaboasan-tsika io tenin'Atra io dia tsara fantarina aloha izany ny atao hoe BIBIDIA dia avy eo ny SARINY avy eo inona izany MARIKA entiny izany ary farany ahoana izany MIANKOHOKA eo anatrehany izany.

Somary lavalava izy ity sady @ teny Frantsay nefa mino aho fa ho azonao tsara ny heviny:

Ny atao hoe Biby fotsiny aloha any amin'ny Daniela 7:17 dia hoe mpanjaka izay hitsangana avy amin'ny tany. Amin'ny Apokalipsy toko faha 13 io dia vakio ireto teny manaraka ireto dia ho hitanao ny atao hoe Bibidia sy ny saryny ary ny marika ho entiny

Apocalypse - La béte 666

**************

Le nombre 666 de l'apocalypse révèle le pape

Le pape et sa secte sont vraiment la béte 666 qui perd le monde

La secte catholique, qui s'avère étre la béte 666 de l' apocalypse, empéche les hommes de comprendre les Ecritures et d'attendre le Schilo annoncé. Sachons toutefois que le nombre 666 qui désigne formellement le pape est révélé par l'Agneau dans son livre. Nous devons alors cesser de nous laisser abuser par les simulacres de cette béte qui est couchée sur le monde depuis 2000 ans ! Il faut s'éloigner d'elle, car le calcul du nombre 666 du nom de la béte, ainsi que la marque de cette béte 666 prouvent qu'il s'agit effectivement de la secte catholique. Il est donc urgent de voir qu'à cause des infamies commises par cette secte impitoyable qui tua et marqua des étres humains par millions dans le monde pour se les attacher, le monde quelle modifia pour le dominer va passer avec fracas. Quittons donc cette église condamnée, et écoutons l'Agneau, Emmanuel, le Fils de Dieu annoncé qui nous révèle toute la vérité, car un autre monde délivré de cette béte cruelle 666 va lui succéder.

Le mensonge de la secte 666 qui perd l'humanité

Pierre ne fut jamais autre que l'image du Fils de l'Homme, le double de Jésus
Personnage du Livre, comme le personnage d'un roman, Pierre ne put aller à Rome pour fonder une secte, une église, ni ne mourut dans cette ville, comme l'affirme cette béte 666 couché sur le monde ! L'humanité entière est tombée dans le piège de ce mensonge, et aujourd'hui très rares sont les personnes qui peuvent croire en la venue du Fils de l'Homme que Jésus et toute l'Ecriture annoncent pour les derniers temps dans lesquels nous sommes arrivés.

Jésus nous mettait en garde contre la béte 666

Matthieu 23:8-12 N'appelez personne sur la terre votre père, car un seul est votre Père, celui qui est dans les cieux. Ne vous faites pas appeler directeur, car un seul est votre Directeur, le Christ. Le plus grand parmi vous sera votre serviteur. Quiconque s’élèvera sera abaissé, et quiconque s’abaissera sera élevé.

Et ne sait-on pas qui se fait appeler mon père ou saint père ? Persévèrerons-nous dans notre lâcheté plus longtemps ?

La secte catholique, dénoncée par l'Ecriture, et qui n'a jamais cessé de commettre des crimes, est le monstre couché sur le monde depuis 2000 ans, si bien que personne ne le remarque. Pourtant, elle tue le monde entier par les conséquences de son imposture. Ne voit-on pas aujourd'hui le monde pris dans un tourbillon de confusions rempli de brumes qui lui masquent l'abime au bord duquel il va inéluctablement tomber ? C'est à cause de la béte monstrueuse 666 qui fit croire ce qui n'est pas, et qui fit ou incita à faire ce qu'il ne faut pas faire. Toutes les guerres trouvent leur origine en elle, et tous les pauvres gens qui ne veulent pas l'admettre, parce qu'elle les a fortement endoctrinés à l'aide de mensonges et qui reçurent sa marque sur leur main et sur leur front dès après leur naissance, disparaitront comme Jean l'annonce.

Calcul évident du nombre 666 du nom de la béte

Les Å“uvres malfaisantes de ceux qui ne font aucun cas de la parole de Jésus, et qui se font appeler mon père ou saint père, sont mensonges, inquisitions, terreurs, bûchers, massacres, scandales, crimes. De telles ignominies furent bien exécutées par la secte catholique qui se cache sous des vétements de brebis. Connues du monde, les pires atrocités qu'elle commit sur des millions d'étres humains, notamment sur des petits enfants, jettent toujours la terreur dans les esprits. Mais les membres de la papauté et ses prétres peuvent-ils cracher ainsi au visage de Dieu et faire croire aux peuples qu'ils sont Ses envoyés ? Qu'espère t'on de ces individus qui ne versent jamais de larmes ? L'apocalypse découlera forcément de cette béte 666 maudite par Dieu, et de tous ceux qui la servent et qui vont périr avec elle.
Voici donc le calcul simple, précis et exact, du nombre 666 de son nom qui désigne le pape :

V I C A R I V S F I L I I D E I
5+1+100+ +1+5+ +1+50+1+1 500+ +1 =666
¨¨¨¨¨¨¨¨¨¨¨¨¨¨¨¨ ¨¨¨¨¨¨¨¨ ¨¨¨¨¨¨¨¨
112 53 501 =666

Calcul du nombre 666 du nom de la béte demandé par Jean

C'est en raison de l'hypocrisie et de la malfaisance de la secte de Rome, qu'en son temps, [apocalypse 13] Jean la décrit fort bien et la désigne par le nombre 666. Il l'appelle : la béte qui monte de la terre [depuis Rome qui est dans les terres] et de la mer [méditerranée] vers les pays qu’elle convoite ou colonise. Et pour qu'elle apparaisse au jour favorable (aujourd'hui) sous ce nombre 666, Jean ajoute :

Apocalypse 13:18 C'est ici la sagesse. Que celui qui a de l’intelligence calcule le nombre du nom de la béte, car c'est un nombre d'homme, et ce nombre est six cent soixante six. (666)

Dans la Bible il est écrit qu'un jour de Dieu est comme mille ans. C'est pourquoi Jean dit que 666 est un nombre d'homme, qui est à prendre au sens de la lettre, comme sur le tableau. Aussi, pour vérifier le calcul du nombre 666 de la béte, prenons acte de la définition de VICAIRE dans le dictionnaire :

Vicaire [kè-re] n. m. ( du latin, vicarius lieutenant ) Qui tient la place d’un autre... Vicaire de Jésus-Christ et de Pierre, le pape.

Vicaire de Jésus, signifie vicaire du fils de Dieu, s'écrivant en latin : VICARIVS - FILII - DEI. Ce qui donne le chiffre 666 du tableau et présenté comme maléfique par Jean, parce que personne sur terre ne peut étre le remplaçant du fils de Dieu ! Jésus n'est autre que l'image et le personnage de Pierre, de cet Agneau venant d'écrire le Livre de Vie qui nous conduit dans toute la Vérité.

Marque de la béte 666

En ce qui concerne la marque de la béte 666, Jean écrit :

Apocalypse13:14 Et il lui fut donné d'animer l'image de la béte, afin que l'image de la béte parlât, et qu'elle fit que tous ceux qui n'adoreraient pas l'image de la béte fussent tués. Et elle fit que tous, petits et grands, riches et pauvres, libres et esclaves, reçussent une marque sur leur main droite ou sur leur front et que personne ne pût acheter ou vendre, sans avoir reçu la marque, le nom de la béte ou le nombre de son nom.

Il est expliqué nettement que baptiser signifie immerger dans les eaux des Écritures. En effet, il est écrit :

Apocalypse 17:15 Les eaux que tu as vues, sur lesquelles la prostituée (Rome) est assise, ce sont des peuples, des foules, des nations, et des langues.

Il est alors sans équivoque que la fameuse marque de la béte 666 est l'onction que les prétres de Satan apposent sur la main droite et sur le front des nourrissons lorsqu'ils font sur eux un simulacre de baptéme pour se les approprier. De la sorte, ils peuvent vivre d'eux de leur naissance à leur mort, tout en les trompant sur les Écritures. Et ces pauvres gens marqués perdent aussi leur âme, parce qu'ils croient et font ce qu'il ne faut pas. Longtemps trompés et génétiquement modifiés par les mensonges quotidiennement répétés, pourront-ils aujourd'hui comprendre que la prophétie est vraie et que celui que l'Écriture annonce est là ?

Ne pouvant reconnaître le Fils de l'Homme qui vient ressusciter les morts (nous tous) et sauver le monde, parce que la marque de la béte 666 condamne ceux qui l'ont reçue, ils le regardent comme un imposteur, un affabulateur qui ne sait pas ce qu'il raconte, ou plus sûrement encore comme un malfaiteur. Lui crachant ainsi au visage, ils accomplissent la prophétie sans méme s'en apercevoir... Dieu les regarde... Leur rétribution arrive... Et Jésus les en avait avertis.

Mino aho fa azonao tsara ny tiany ho lazaina fa dia ny Papa izany no BIBIDIA( izay Pape rehetra mifandimby eo na iza izy na iza.)
Ny MARIKA ho entiny dia 666 (izay efa voazava eo ambony) sy ny Alahady izay FIANKOHOFANA eo anatrehany.(andro fanaovana fanompoam-pivavahana)
NY SARINY dia tsy inona fa ireo fiangonana Alahadiste rehetra manaiky io fampianarany hoe lasa Alahady ny Sabatan'Atra.
Izay rehetra mandray io marika io eo @ handriny (manaiky be fahatany io) na @ tanany (eo @ asany)dia izy koa no hisotro ny fahatezeran'Atra, izay naidina tao anatin'ny kapoakin'ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana @ afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina, sy eo anatrehan'iZanak'Ondry izy;..... "

Mazava a! izay fa Mahereza ary ianao!
8. bor2lais ( 05/07/2011 10:53)
maranatha:

Toa film efa nandeha vao haingana teto izy io a !
Mba gravy ihany aloha izany fampianarana alentika ao an-tsainareo izany e ! :-)
9. niryna ( 06/07/2011 04:21)

Maranatha:

niryna:

Maranatha:

Hafatry ny Anjely fahatelo Apok 14:8-11 "...RAHA MISY MIANKOHOKA EO ANOLOAN'NY BIBIDIA SY NY SARINY KA MANDRAY NY MARIKA EO AMIN'NY HANDRINY NA AMIN'NY TANANY dia izy koa no hisotro ny fahatezeran'Atra, izay naidina tao anatin'ny kapoakin'ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana @ afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina, sy eo anatrehan'iZanak'Ondry izy;..... "

mba misy afaka anazava ve hianareo? inona no hevitra tiana tenenina amin'io Apok 14: 8:11 io ? misaotra anareo mialoha

Ny atao hoe Biby fotsiny aloha any amin'ny Daniela 7:17 dia hoe mpanjaka izay hitsangana avy amin'ny tany. Amin'ny Apokalipsy toko faha 13 io dia vakio ireto teny manaraka ireto dia ho hitanao ny atao hoe Bibidia sy ny saryny ary ny marika ho entiny

misaotra anao nizara.Mbola hiverina hamaky ny baiboly aho ary ho laliniko tsara ihany koa.

Mino aho fa azonao tsara ny tiany ho lazaina fa dia ny Papa izany no BIBIDIA( izay Pape rehetra mifandimby eo na iza izy na iza.)
fa maninona no lazaina fa ny Pape sy izay mifandimby no bibidia? izany ve tsy manao tsinontsinona ny mpitondra fivavahan'ny hafa? ahoana no hitokinao fatratra fa izy io? sa fampianarana vaovao noratovinao izany?

Ny MARIKA ho entiny dia 666 (izay efa voazava eo ambony) sy ny Alahady izay FIANKOHOFANA eo anatrehany.(andro fanaovana fanompoam-pivavahana)

raha ny hoe miankohoka eo anatrehany dia ao anatin'ny didy folo iny aloha: aza miankohoka amin'ny sarin-javatra .Dia ahoana izao ireny fiangonana sasany milaza fa ity ny sarin'i kristy,toa saiky misy azy avokoa ny tokantranony kanefa tsy katolika izy ireo?

NY SARINY dia tsy inona fa ireo fiangonana Alahadiste rehetra manaiky io fampianarany hoe lasa Alahady ny Sabatan'Atra.
odrry .Fantampatako ihany fa na temoin de jehovah na sda hianao raha vao milaza io sabata io ( seven days adventist) .Fangaha tsy mba nampianarina anareo fa kristy no Sabata? Sao dia ny didy folo hoe manaja ny sabata indray aza no nolazainareo fa sabata ka tsy maintsy miangona ny sabotsy? dia ahoana ny henakisoa? satria hianareo mantsy milaza fa maloto ny kisoa: Efa tamin'ny 2000 taona ve kristy no nandroaka ny fanahy maloto tao anatin'ireo olona ka lasa tany amin'ny kisoa dia hatramin'izao mbola lazainareo fa maloto foana ny kisoa.Naninona no tsy naripan'Atra raha izany ireo kisoa taty hafara?
Toa sarotra ihany ity raharaha ity satria samy milaza ny azy ho kristiana avokoa na dia tsy mametraka an'i kristy ho Tompon'ny Sabata aza an .
Izay rehetra mandray io marika io eo @ handriny (manaiky be fahatany io) na @ tanany (eo @ asany)dia izy koa no hisotro ny fahatezeran'Atra, izay naidina tao anatin'ny kapoakin'ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana @ afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina, sy eo anatrehan'iZanak'Ondry izy;..... "
raha izao izany no mitohy dia hianareo sy ny temoin de jehovah irery no hiditra ny lanitra k'ty .hi,hi

Mazava a! izay fa Mahereza ary ianao!

misaotra anao nanazava.Ny fahasoavan'ilay Tompo mahery Tompon'ny Sabata anie no hirotsaka ao amintsika rehetra izay mino Azy sy manaiky ny fampianarany rehetra.Andramo ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny famindrampony.Fa fahasoavana no namonjena antsika rehetra,tsy avy amin'ny herintsika izany na ny fiangonantsika na ny vola aman-karentsika na ny asa ataontsika fa avy amin'ilay fitiavan'Atra maimaimpoana ho an'izay rehetra mandray azy ao am-po .
Tsy ny fihinanana sakafo na ny tsy fihinanana sakafo na ny sabotsy na ny alahady no ahazoana famonjena fa ny finoana an'ilay kristy Mpamonjy irery ihany.
10. Maranatha ( 07/07/2011 06:47)

[quote=niryna]
misaotra anao nizara.Mbola hiverina hamaky ny baiboly aho ary ho laliniko tsara ihany koa.
[quote]

Tena izay mihintsy aloha no tokony hataonao Halalino manokana tsara aloha ny bokin'ny Daniela sy Apokalipsy dia ho hitanao fa hahazo fanandramana mikasika ny atao hoe Anti-kristy ianao!
[quote=niryna]
odrry .Fantampatako ihany fa na temoin de jehovah na sda hianao raha vao milaza io sabata io ( seven days adventist) .Fangaha tsy mba nampianarina anareo fa kristy no Sabata? Sao dia ny didy folo hoe manaja ny sabata indray aza no nolazainareo fa sabata ka tsy maintsy miangona ny sabotsy? dia ahoana ny henakisoa? satria hianareo mantsy milaza fa maloto ny kisoa: Efa tamin'ny 2000 taona ve kristy no nandroaka ny fanahy maloto tao anatin'ireo olona ka lasa tany amin'ny kisoa dia hatramin'izao mbola lazainareo fa maloto foana ny kisoa.Naninona no tsy naripan'Atra raha izany ireo kisoa taty hafara?
Toa sarotra ihany ity raharaha ity satria samy milaza ny azy ho kristiana avokoa na dia tsy mametraka an'i kristy ho Tompon'ny Sabata aza an .
[quote]

Averina tsara ihany io Teny eo ambony io hoe mandiniha tenin'Atra tsara aloha ianao!
I kristy no Sabata ? Mbo omeo toko sy andininy amin'izany hoe?
I Kristy tompon'ny Sabata Marka 2:27-28
Androny masina io angaha azo hanaovana izay tianao atao.
Mikasika ny Biby maloto fotsiny dia mba vakio indray aloha ny Levitikosy toko faha 11

[quote=niryna]
raha izao izany no mitohy dia hianareo sy ny temoin de jehovah irery no hiditra ny lanitra k'ty .hi,hi
[quote]

Izay manao ny sitrapon'Atra no mihiditra @ lanitra fa tsy izay manao amin'ny Kristy hoe tompoko tompoko . Raha te ho any ianao dia ataovy ny sitrapon'Atra Vakio ny Mat 19:17-21
fa raha fitinina io teny nomena ilay mpanakarena io dia mitandrina ny Didin'Atra sy manaradia an'i Kristy.
Aza hadino fa vitsy koa no mahita ny lalana satria ety ny vavahady sady tery ny lalana .

Mahereza e!

11. bichette ( 20/07/2011 11:10)
Ary toa nivoana mihitsy anie izany resaka izany e ! trompetra dia lasa any amin'ny 666 sy sabata lol
12. Maranatha ( 21/07/2011 10:37)

bichette:

Ary toa nivoana mihitsy anie izany resaka izany e ! trompetra dia lasa any amin'ny 666 sy sabata lol

Ny fitsofana ity trompetra iray ity no nahatonga io ry bichette a!.

Maranatha:

Fa hono ho aho ry namana isany tsy ny hafatry ny anjely Telo Apok 14:6-13 ve no tokony Trompetra ho tsofina amin'izao vanin'andro izao satria izany izao no vanim-potoana hiainan-tsika ankehitriny dia ilay manao hoe :

Hafatry ny anjely Voalohany: Apok 14:6-7 Ary hitako fa, indron nisy anjely iray hafa koa nanidina teo afovoan'ny lanitra , nanana filazantsara mandrakizay ho toriana amin'izay monina ambonin'ny tany sy @ firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra , nanao t@ feo mahery hoe : MATAHORA an'Atra ka omeo voninahitra Izy FA TONGA NY ANDRO FITSARANY, ARY MIANKOHOFA eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.

Hafatry ny anjely faharoa: Apok 14 :7"... Rava , rava Babilona lehibe! Izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany.

Hafatry ny Anjely fahatelo Apok 14:8-11 "...RAHA MISY MIANKOHOKA EO ANOLOAN'NY BIBIDIA SY NY SARINY KA MANDRAY NY MARIKA EO AMIN'NY HANDRINY NA AMIN'NY TANANY dia izy koa no hisotro ny fahatezeran'Atra, izay naidina tao anatin'ny kapoakin'ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana @ afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina, sy eo anatrehan'iZanak'Ondry izy;..... "

Ny mpanompon'Atra anie no mitondra ireo hafatry ny anjely telo ireo , mitory an'ireo fa tsy hahita anjely hiantsoantso eny @ lanitra izany isika, Fa fomba netin'Atra hanairana ny mpanompony ireo teniny ireo, hanaovan-tsika ny asan'Atra! Mahereza namana isany!

DIA TSOFY MAFY NY TROMPETRA namana Mba hahafahan'ny mpanompon'Atra hivonona @ zavatra mety hitranga.

Izay fa mahereza ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.467