volo sola

1. guant ( 14/06/2011 05:26)
misy fanafody hanina nga mapijanona ny fihitaran'ny volo sola azafady!
misaotra betsaka!
répondu par annick le 07/03/2014 01:28
2. nanahy ( 14/06/2011 10:29)
guant:

misy fanafody hanina nga mapijanona ny fihitaran'ny volo sola azafady!
misaotra betsaka!

to otran oe osorana menaka capotte reny ono ko
3. nanahy ( 14/06/2011 10:31)
fa in kay oua reto ny fanalana le point noir reny mba toroy hevitra le amn sisin orona
4. nilex ( 16/06/2011 08:07)
tsy dia tsara loatra raha ataotao foana io fa sao manimba ny tarehy fa ny tsara raha manantona ireny esthéticienne ireny ianao dia misy fitaovana ampiasaina mihintsy any mba tsy hanimba ny hoditrao avy eo.Ohatra hoe atoroko ianao ,mankanesa ao analakely pavillon 409 eo ankaikin'ny tranompokonolona mihintsy io.Mety mahita hafa koa ianao fa ny mahatonga ahy hiteny anao io olona io dia io aloha no fantatro sady itako fa tena manana traikefa be amin'ny fikarakarana tarehy mihintsy izy,saropady mantsy ny endrika ka tsy izay milaza ho mahay rehetra izao dia ekena ,nefa moa anao ny safidy fa mba torohevitra ihany ny ahy.Mme Harilala no anarany.
5. Zoukrivo ( 18/06/2011 10:56)
Slt TEna marina ilay hoe hosorana menaka kapoty
guant:

misy fanafody hanina nga mapijanona ny fihitaran'ny volo sola azafady!
misaotra betsaka!
6. AndriambyII ( 18/06/2011 21:32)
Methode naturelle ity omeko ity . Fanorana , na massage @ vato karangana feldispath ny faritra mihasola ! Arahina fanasàna @ rano mafana . Tokony ho fomba fanao tsy hialàna intsony . ho an' ireo kelikely faniry volo .
7. Brune ( 10/09/2011 22:04)
Manaona! Azafady ra zao vo mamaly any le fanontanina momba any fanalana ny points noir eo aminy sisiny orona. En fait ty misy crème ray zay an manala any io point noir io, fa ra mbola hoe oany aminy esthéticienne zany ianao an, dia d'accord za fa hoe afaka ilay points noir fa kosa vety vety dia miverina izy !!! donc ny proposition atoko aminao an raha mbola mitady fomba analana azy enao dia crème bio an spécial points noir, tena efficace ty produit ray ity, tsy ho hitanao any aminy grande surface anefa le izy fa kosa ra ohatra ka mitady ianao an dia contacteo fotsiny za . :)
8. Brune ( 10/09/2011 22:08)

guant:

misy fanafody hanina nga mapijanona ny fihitaran'ny volo sola azafady!
misaotra betsaka!

Manaona ô !! Ra ohatra ka mbola misy olana ianao aminy resaka ny volo sola dia ty misy produit bio afaka ampiasanao, maniry vety vety ny volona sady ko miha matevina, ra ohatra ka interessé ianao an, dia contacteo fotsiny za :)
9. jojo3t ( 30/05/2012 06:02)
Aona doly, mba omeo torohevitra @le vola mihintsana be sy sola, na omeo contact phone anze manana vahaolana mahomby @zai resaka zay, msotra mialoha
10. annick ( 07/03/2014 01:28)
Mba omeo hevitra zay mba mahita reto azafady amin ny fanafody volo mihintsana efa misy trace sola mintsy..tena lay produit zay napesaiko tsisy nety nefa lany 230eur aho.sao mba misy fanafody vita avy any amitsika efficace. Exp homeopharma.merci..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1