AVOTRA IHANY E!

1. MARASIL ( 08/06/2011 11:46)
Zah le nila fanampiana nandritra ny fotoana maro tato @ serasera maro tato; le misy sipa namana tiko nefa tena tsy sahy niteny.Ka izao ny toin'ilay tantara: namako hatr@ taona 2006 io sipa io; tiko fa tsy sahy niteny t@ny aho satria nolazainy fa anadahiny hono zah t@zny.Vaky ary ny resaka omaly 7 jiona 2011 nolazaiko azy fa tia azy aho ka teo izy vao sahy nilaza fa efa tia ahy koa izy hatr@ 2006 fa tsy zoako hoy izy ny hilaza an'izany voalohany aminao.Marihiko fa efa maro be ny tantara niseho nandritra izay 5 taona izay, ny ratsy ny tsara ,ny hafaliana ny ranomaso, nifampizaranay daholo ary ny tantarampitiavako dia fantany manontolo fa ny azy kosa dia nafeniny tamiko ka rehefa nanotaniako izy hoe nahoana no nafeninao t@ko ny pejin'ny fitiavanao dia hoy izy hoe satria tiko ianao dia nafeniko le izy sao mihemotra ianao raha fantatrao izany nefa nisy kely fantatro ihany ny olna niaraka taminy.Ny ahy kosa dia izy mintsy no nanamboatra ny sipako talohany , mba hitsapako azy hoe mba manana hasarotampiaro amiko ve izy : notanterahany daholo anefa izay nampanaoviko mba ho porofon'ny fitiavany ahy hono.Miaraka ary izahay atreto ary mikasa ny hivady ka hoentiko eto ihany ny toin'ny tantara.Misaotra bdb t@ fanampianareo fa tena zavadehibe tokoa.
répondu par ravals le 23/09/2011 08:37
2. MARASIL ( 08/06/2011 11:55)
Mbola misy kely , hafatra ho an' ny bandy tia fa tsy sahy miteny: ataovy @ fotoana mahamety azy ry zalah le izy ary manana fahasahiana milaza aminy fa tia azy ianao, asehoy aminy ny fahamatoranao @ fiainana fa tsy handah ny fangatahanao io namana tianao io.Aza ela fangatak'andro anefa fa sao ho lasan'olona eo ihany izy raha atoandro fitery ronono ianao.Tsarovy fa raha tsy tojo ny tena anjaranao ianao dia tsy ho sambatera mihintsy. Mino aho fa mbola ho hitatsika eto nyb tohin'ny tantara etsy ambony..................
3. mel25 ( 09/06/2011 06:56)
mahafinaritra izany e!
MARASIL:

4. mirananirina ( 09/06/2011 09:23)
Mahagaga ny tsy asahianao niteny azy hatrizay hoe tiako enao....de zaka nandritra ny 5 taona be zao.raha izao aza no efa nanambady izy tsy voa teo enao.soa ihany zany fa nahandry anao izy.Mirary anareo 2 hahavita ny raharaha soamatsara ny tenako.
5. marasil ( 10/06/2011 15:13)
Ka efa hoe nolazaina fa raisiny toy ny anadhiny hono zah de zay no tsy nahasahiako niteny. Raha sanatria moa ka nanambady izy de efa nionona ah ko! nefa nisy nahatsara azy ihany ny tsy nilazako azy t@zn satria tsy tonga tamizao izahay raha niaraka tamizany fa mety efa nivady ke tsyn vita ny fianarana na efa nisaraka tsy fantatra tsn, misaotra @ firariana fa hoentina eto ny tohiny e!
6. soanja ( 13/06/2011 06:21)

MARASIL:

Zah le nila fanampiana nandritra ny fotoana maro tato @ serasera maro tato; le misy sipa namana tiko nefa tena tsy sahy niteny.Ka izao ny toin'ilay tantara: namako hatr@ taona 2006 io sipa io; tiko fa tsy sahy niteny t@ny aho satria nolazainy fa anadahiny hono zah t@zny.Vaky ary ny resaka omaly 7 jiona 2011 nolazaiko azy fa tia azy aho ka teo izy vao sahy nilaza fa efa tia ahy koa izy hatr@ 2006 fa tsy zoako hoy izy ny hilaza an'izany voalohany aminao.Marihiko fa efa maro be ny tantara niseho nandritra izay 5 taona izay, ny ratsy ny tsara ,ny hafaliana ny ranomaso, nifampizaranay daholo ary ny tantarampitiavako dia fantany manontolo fa ny azy kosa dia nafeniny tamiko ka rehefa nanotaniako izy hoe nahoana no nafeninao t@ko ny pejin'ny fitiavanao dia hoy izy hoe satria tiko ianao dia nafeniko le izy sao mihemotra ianao raha fantatrao izany nefa nisy kely fantatro ihany ny olna niaraka taminy.Ny ahy kosa dia izy mintsy no nanamboatra ny sipako talohany , mba hitsapako azy hoe mba manana hasarotampiaro amiko ve izy : notanterahany daholo anefa izay nampanaoviko mba ho porofon'ny fitiavany ahy hono.Miaraka ary izahay atreto ary mikasa ny hivady ka hoentiko eto ihany ny toin'ny tantara.Misaotra bdb t@ fanampianareo fa tena zavadehibe tokoa.

Arabaina izany Marasil fa nahazo fitiavana izay niafina sy nandrasana hatramin'izay. Dia mahavita be izay kasaina rehetra ary hiroborobo ny fitiavanareo.

Mirary soa hatrany.
7. aavo ( 13/06/2011 12:01)
dia mirary soa ho anareo roa izany e! tena samy nanana faharetana ihany ianareo roa an! tongava soa izany ilay andro malaza! fanontaniana kely ny ahy: izany ve ilay atao hoe anjara sa lahatra!?

MARASIL:

Zah le nila fanampiana nandritra ny fotoana maro tato @ serasera maro tato; le misy sipa namana tiko nefa tena tsy sahy niteny.Ka izao ny toin'ilay tantara: namako hatr@ taona 2006 io sipa io; tiko fa tsy sahy niteny t@ny aho satria nolazainy fa anadahiny hono zah t@zny.Vaky ary ny resaka omaly 7 jiona 2011 nolazaiko azy fa tia azy aho ka teo izy vao sahy nilaza fa efa tia ahy koa izy hatr@ 2006 fa tsy zoako hoy izy ny hilaza an'izany voalohany aminao.Marihiko fa efa maro be ny tantara niseho nandritra izay 5 taona izay, ny ratsy ny tsara ,ny hafaliana ny ranomaso, nifampizaranay daholo ary ny tantarampitiavako dia fantany manontolo fa ny azy kosa dia nafeniny tamiko ka rehefa nanotaniako izy hoe nahoana no nafeninao t@ko ny pejin'ny fitiavanao dia hoy izy hoe satria tiko ianao dia nafeniko le izy sao mihemotra ianao raha fantatrao izany nefa nisy kely fantatro ihany ny olna niaraka taminy.Ny ahy kosa dia izy mintsy no nanamboatra ny sipako talohany , mba hitsapako azy hoe mba manana hasarotampiaro amiko ve izy : notanterahany daholo anefa izay nampanaoviko mba ho porofon'ny fitiavany ahy hono.Miaraka ary izahay atreto ary mikasa ny hivady ka hoentiko eto ihany ny toin'ny tantara.Misaotra bdb t@ fanampianareo fa tena zavadehibe tokoa.
8. marasil ( 14/06/2011 15:02)
Misaotra r'eto @ firariana fa zao ndray ny tena blem a: nanana sipa zah nandritra ny fotoana nisarahako toerana tamin'io tena tiako io (2ans) de efa notantaraiko anle sipa niaraka tamiko io blem eo ambony io fa tsy mbola fantatra hoy zah ny mety ho toin'ny tantaranay fa raha tia ahy izy de tena miala tsiny aminao zah, nanaiky izy ary vonona ny handefitra ah hoy izy rah zay no tianao.De nanaiky koa izy fa te hananjanaka amiko hono nefa izahay tena tsy hivady. Amizao ary bevohoka 2mois izy nefa lay tena tiako koa nanaiky ahy ary efa nampahafantarako azy zany fa miaraka izahay, amizao le sipa bevohoka io miensiste be mihitsy fa tsy hanaiky hono izy nefa zah tena manome toky azy fa hoetohako hatramin'ny farany ny zanako , inona ny tokony hoataoko fa tena henjana be ty? ny hevitro aloha hatreto de ny hanambady io tena tiako io fa tena mbola ho tantara lava ny hahatongavana amizany. TENA MBA MILA TOROHEVITRA MAIKA REY OLONA A!
9. soanja ( 21/06/2011 05:19)

marasil:

Inona moa zany ny torohevitra omena anao fa dia izay ilay hoe tsy maintsy mizaka ny vokan'ny safidinao ianao ka. Naka safidy ianao hiteraka amin'izany olona izany. Dia raha mitaky zavatra isankarazany izy dia tsy misy zavatra azo atao fa dia, na hamela ny sombinainao ho very any ivelan'ny tokatrano na hanambady izany olona iterahanao izany. Tsy azoko mantsy hoe tsy tianao izy nefa niarahanao hatramin'izay nefa koa tsy nampanantenainao n'inona n'inona. Dia amin'izay rehetra izay ianao dia hanantena volamena mivaingana avy any. Tsia, hoy ny fiainana tsy vita mora tahak'izay le izy.

Raiso ny adidy sy ny andraikitra. Aza avela ho very ny sombinaina ka raha ny hevitro dia matoa bevohoka ilay iray dia izay zany no anjara sy lahatra ho anao. Fa raha toa ka hanaiky moa ilay tianao ka handray zany zaza izany ao anaty tokatranony dia anao ny fahasambarana. Nefa vitsy izay vehivavy izay, vao hiditra tokatrano izy dia efa izay ve no hiandry azy???

Mahasoava amin'izay atao!
10. itaramasoandro ( 22/06/2011 01:15)

marasil:

Misaotra r'eto @ firariana fa zao ndray ny tena blem a: nanana sipa zah nandritra ny fotoana nisarahako toerana tamin'io tena tiako io (2ans) de efa notantaraiko anle sipa niaraka tamiko io blem eo ambony io fa tsy mbola fantatra hoy zah ny mety ho toin'ny tantaranay fa raha tia ahy izy de tena miala tsiny aminao zah, nanaiky izy ary vonona ny handefitra ah hoy izy rah zay no tianao.De nanaiky koa izy fa te hananjanaka amiko hono nefa izahay tena tsy hivady. Amizao ary bevohoka 2mois izy nefa lay tena tiako koa nanaiky ahy ary efa nampahafantarako azy zany fa miaraka izahay, amizao le sipa bevohoka io miensiste be mihitsy fa tsy hanaiky hono izy nefa zah tena manome toky azy fa hoetohako hatramin'ny farany ny zanako , inona ny tokony hoataoko fa tena henjana be ty? ny hevitro aloha hatreto de ny hanambady io tena tiako io fa tena mbola ho tantara lava ny hahatongavana amizany. TENA MBA MILA TOROHEVITRA MAIKA REY OLONA A!

ka eritrereto tsara ary ny tokony hatao fa sao maimaika ny hiditra @ fanambadiana @ izato tarehin-javatra manahirana sy tsy tena fanao ka rehefa tonga ao vao hoe "vonjeo aho ranaotra"!

itaramasoandro 8-)
11. andreasr ( 22/06/2011 09:22)
mafinaritra ery lé tantara, otrany mamaky boky mintsy a mamaky anilé izy
d bcp de bonheur o anareo mtsam zany é
12. ravals ( 27/06/2011 11:54)
Marina fa tena tinao ilay iray fa tsory aminy ny marina rehetra d mifampitsodrano ianareo ary d vadio ny reninjanakao fa na ho ela na ho haingana ts maintsy hiteraka bleme ho anareo roa io zaza io ra mikiry ny hivady ianareo,Tiavo ny reninjanakao d mahaiza miteny tsara amin ilay iray oe ts anjarantsika oe mitsodrano anao za
mahereza e
13. marasil ( 28/06/2011 15:58)

ravals:

Marina fa tena tinao ilay iray fa tsory aminy ny marina rehetra d mifampitsodrano ianareo ary d vadio ny reninjanakao fa na ho ela na ho haingana ts maintsy hiteraka bleme ho anareo roa io zaza io ra mikiry ny hivady ianareo,Tiavo ny reninjanakao d mahaiza miteny tsara amin ilay iray oe ts anjarantsika oe mitsodrano anao za
mahereza e

Tena mba solution hafa rangah omena fa sarotra be zany satria efa hadinoko mihintsy nge le reninjanako @zao fa babon'ilay tena tiako io zah e! zah nefa mbola miteny aminy fa horaisiko ny zanako; tena tsy azoko atao ny hiteny an'io @lay tena tiako fa sao hamifoha eo izy ka hanao ny tsy fanao: raha hilaza azy aza aho de mety efa vita angamba ny mariaginay.
14. Bouclette ( 30/08/2011 18:35)
mampe ana koa lay hoe mamaky boky nefa lay olona aza mila vonjy! :-D

Tena mba solution hafa rangah omena fa sarotra be zany satria efa hadinoko mihintsy nge le reninjanako @zao fa babon'ilay tena tiako io zah e! zah nefa mbola miteny aminy fa horaisiko ny zanako; tena tsy azoko atao ny hiteny an'io @lay tena tiako fa sao hamifoha eo izy ka hanao ny tsy fanao: raha hilaza azy aza aho de mety efa vita angamba ny mariaginay.

ho an'i marasil, miala tsiny aloha raha somary masiaka fa LOZA koa ty nataonao. tena tianao ve lay sipa ray d na d hoe nisara_toerana nandritra ny 2ans aza d hiaraka amin'olonkafa? sa tsy zay lay tantara moa? d ahoana hoy ianao ny réaction anlay tena tinao raha mahafantatra izany? nefa koa, raha tena tia azy ianao dia tsy tokony hanafina fa manana zo hahalala ny marina izy. nefa tsy mety raha aorinan'ny mariage fa toy ny namitaka azy ianao!! fitiavan-tena ndray ny anao raha izay no ataonao. kanefa asakasakao
15. ravals ( 23/09/2011 08:36)
slt
nanao aona ny tohiny ry marasil a to ts hita intsony ianao e
16. ravals ( 23/09/2011 08:37)
slt
nanao aona ny tohiny ry marasil a to ts hita intsony ianao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5829