FANKATOAVANA iraisam-pirenena
1. papala
(
08/06/2011 05:47)
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe :
- noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ….
- sady manara-maso azy ny eran'izao tontolo izao, de mahita ireo laingalainga be dia be hataony de vao maika mihinan- .
- vao andeha any gaborone izy de ny fitanisana sy fanaratsiana an'ireo filoha teo aloha no afafiny @ TVM. de vao maika mitombo ihany ny ol tsy tia maizina azy.
- FA HIPOKA IO FA EFA MAFY LOATRA NY FIAINANA ETO MADAKASIKARA AN. rehefa tsy tafavoakany de lazAiny fa misy mamingana foana nefa NY TSY FAHAIZAN-DRAJOELINA sy NY FORONGONO NO MAMPAHALENTIKA AN'ITY FIRENENA ITY!
DE RAHOVIANA IHANY ARY RY LE TSIVANONA IREO NO HIALA TEO E?

répondu par Zoukrivo le 18/06/2011 11:09
2. Zoukrivo
(
09/06/2011 08:52)
Slt e , fanampin izany : raha mbola tsy hitan ny fianakaviambe iraisampirenena hoe misy fiaraha- mitantana eto , dia tsy hankato an io mihitsy izy , izany hoe raha mbola misy ampahana Malagasy mi- conteste an io tatezamitan dRajoelina io dia mbola tsy izy zay ,ary indrindra rehefa ry be kintana no tsy mahazoazo anao dia mieritrereta
3. Zoukrivo
(
09/06/2011 08:53)

4. andrywui
(
11/06/2011 12:48)
...aoka papala a !
tsy maintsy mbola hiala teo io joelina , joelina io moa o !...
aoka zay ny ranomaso e !..

5. rar.dago
(
13/06/2011 14:22)
Fa mety koa ve hoe mpamono olona (assassins) sy mpanapatra fahefana (despotes) roa izay tokony hikatona any ampigadrana mandra-pahafatiny no andeha hanankinana ny hoavin'ny Gasikara?
ity ny aho no mba hevitro fa hevitro zaho samirery koa moa izany fa asa iza no mba mankatoa azy
RAR

6. papala
(
14/06/2011 12:05)
ho an'i andrywul, tsy misy ranomaso eo rangahy a!!!!!!!1hihihi, fa mandinika n'ilay Malagasy maro anisa oh bado be azo rebirebena, be donaka foana daholo!!!!!!!!! de rehefa io vary io no lafo de zay foana no mampimenomenona!!!!!!!!!!! tsy mba lay fianianana manontolo mihintsy no heverina!!!!!!!!1 fa handaingan'ilay lavanify io de tsy misy sahy mihetsika mihintsy!!!!!!!!!ireo Malagasy mpanambola sy manampahaizana de lasa nirifatra any ampita daholo.
ho an'i rar.dago? fa iza moa reo mpamono olona ? fa angaha heverinao fa tsy fantatry ny Malagasy? RATSIRAKA=RAJOELINA ANDRY NIRINA!!!!!!!!!!!

7. rar.dago
(
14/06/2011 12:16)
papala:
... fa iza moa reo mpamono olona ? fa angaha heverinao fa tsy fantatry ny Malagasy? RATSIRAKA=RAJOELINA ANDRY NIRINA!!!!!!!!!!!
Raha ny hitanay teo Antaninarenina aloa dia miaramilan'i R8 no nitifitra olona t@ 7 febroary e!
Ary raha ny fanaparam-pahefana, tsy mbola nisy nampigadra mpifaninana ara-toe-karena sy nampiasa volam-panjakana ho an'ny tenany betsaka noho i R8.
Ka raha ny fahamiràna nataonao eo ambony dia diso.
1ny R8
Faha2 Deba
Tsy midika akory izany hoe masina ilay kely fa kosa resin'ireto roa ireto LAVITRA DIA LAVITRA izy raha famonoana olona sy fanampara-pahefana no resahina.
8. papala
(
14/06/2011 12:42)
ho an'i rar.dago .t@ andron'ny Deba de ny vahoaka 18tapitrisa efa lasa 4MI daholo, fa inona no mba fiainana nilay teto??? tsy ho tanisaiko aminao eto fa asa ianao na efa teraka taminizany? oh mpianatra kung fu kely tetsy ambatomainty notifiriny tsisy antra?
ka lazaiko anao fa i Deba no 1.
reny famonoan'olona t@ 7fevrier reny de efa niraisan'ny deba sy lay kely daholo reny!!!!!!!!
ary araho atsy ho atsy fa betsaka anie no manana porofo tamin'ireny e!!!!!!!!!!! satria fantatrao tsara fa tsy voahongana i Ra8 raha tsy misy rà latsaka!!!!!!!!!!
- tena mpamono olona lay kely io an!!!!!!!!fa ho hitanao ny fitsarana ao aoriana!!!!!!!!!!!!!!!!

9. andrywui
(
14/06/2011 13:28)
rar.dago --)
aza de misendotra loatra miresaka amin'ireto karazan'oul ato reto fa kalma fotsiny fa efa ela no haiko reo !...
- ny hadalana, vonolona ,halatra ,fanavakavahana nataon'ireo teo alou de odiana fannn sy afenipenina !! ...otran'ny hoe ririnindasa tsy tsaroana e !! ngah ny olona dondrona sy vendrana daholo ka tsy ahatadidy ny vono olona halatra tanin'oul sy fanambaniana ny tanindrana sy ny mainty fanaon'ilay raikalahy ambaniandro teo alou ??? huhuhuhuhuh tadidy tompoko ireny na de tsy betsaka aza !!!
- zao de otranle oe Mesia andrasana faharoa zany ndray ilay raikalahy ambaniandro teo alou fa de odiana tsy hita daholo ny hagegeny !
-- tsy ondaty gegy re ne tsy ahafantatsy raha natao tetoagne e ndaty aby reo kouahe ! - ne mbo te hody rehe hibodo ambetoagne hipetsaky soa a madagascar etoagny re ,ne omeo abe re ty drala abe nalaio tam banky tetoagne re ,e atao akory toy havagne ty ndaty novonoy abe toy kouahe ,ndaty gegy re tsy halaelo longo ay mate abe reo huhuhuhuh nao kouahe !!! mipitsaha soa tsy ho matemate atoy rehe ,tsy babao re ondaty hisomonga amao kouahe huhuhuhu

10. papala
(
15/06/2011 09:46)
(fanambaniana ny tanindrana sy ny mainty fanaon'ilay raikalahy ambaniandro teo alou ???) nanambany ve izy de ho nomeny KITS SCOLAIRE MILAY BE OH reny sy nampitafiany akanjo maitso carreaux mahafatifaty NITOVY OH RENY NY zanaka MALAGASY REHETRA TSY NISY HAVAKAVAKA NANENIKA NY MADAGASIKARA? nadio kely daholo ny ankizy tamin'ireny, hatramin'izao aza mbola tafin'ny ankizy kely ho entiny mianatra lay izy , nefa efa tokony HOSOLOIN'NY HAT raha heverinao fa mahavit'azy? Sa zany FITOVIANA no tsy tianao ?
- IZA NO NIKARAKARA NAMBOLY SORGO NAMONJY NY HAVANAY TANY ATSIMO? za zao manoratra zao ko de ny dadataoanay any an!!!!!!!!!!
- FA MBA MIJERE TSARA SY MIHAINOA TSARA RY ONDATY A!!!!!!!!hahahaha!!!!!!!!!

11. andrywui
(
15/06/2011 10:09)
ayy ...ve notoloran'i dada akanjo kely arizato sy kitapo na arizato de falifaly b nareo e !...zay akanjo kely sy kitapo zay no niantsoana megaphone eran'ny tanana mandavan-taona hoe nanao !!!!....nefa ny vola azo avy amin'ny vazah taminio resaka io "des milliards " ozy racharles adala zay ho hoih hoh hoh hoh hoh
12. Zoukrivo
(
15/06/2011 10:29)
NY AHY TSOTRA NY FAHITAKO AZY 2 TAONA IZAY NIHODINKODINA TETO TSY FANTATRO IZAY ANDRASANA RAHA TENA AFAKA NANDEHA MARINA = MILA NY CI @ FANAMPIANA ,NY CONDt° ANEFA @ IZAY DIA NY FANDRAISAN NY MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA ANJARA @ fidirana @ lay firenena vao2 tiana hajoro . ny @ ny hoe mpamono olona sns..aleo ny fitsarana mahatapaka sy sahaza azy no hanameloka oh CPI fatsy hoe fitsarana tsy mahefa na tsy natao hitsara azy , sady raha ny 7 fevrier na ny 10 aout no resahina dia izao no fahazahoaka azy ny lalana dia hoe tsy azo aleha ny zone rouge tahaka ny hoe rano misy voay ohatra ary indrindra tsy ny filoha no manome mivantana ny baiko ho @ izany fa misy tompon andraikitra isanambaratonga ao dia aiza koa ny andraikitrireny olona ireny izany , ary ny anjaran nyizay nitarika na naniraka ny olona ho eny ( anaty rano misy voay )
Ny ahy dia filazana ny fahitako ny zava misy dia ny fisian ny tsy fankatoavana olona maro izay azo antsoina koa hoe vahoaka raha olona maro no atao hoe vahoaka sy ny CI izao fitondrana izao no sakana ho azy ary araka ny nolazaiko tery ambony dia tsy hisy mihitsy izany raha tsy misy fifanarahana eo
Ny ahy dia filazana ny fahitako ny zava misy dia ny fisian ny tsy fankatoavana olona maro izay azo antsoina koa hoe vahoaka raha olona maro no atao hoe vahoaka sy ny CI izao fitondrana izao no sakana ho azy ary araka ny nolazaiko tery ambony dia tsy hisy mihitsy izany raha tsy misy fifanarahana eo
papala:
(fanambaniana ny tanindrana sy ny mainty fanaon'ilay raikalahy ambaniandro teo alou ???) nanambany ve izy de ho nomeny KITS SCOLAIRE MILAY BE OH reny sy nampitafiany akanjo maitso carreaux mahafatifaty NITOVY OH RENY NY zanaka MALAGASY REHETRA TSY NISY HAVAKAVAKA NANENIKA NY MADAGASIKARA? nadio kely daholo ny ankizy tamin'ireny, hatramin'izao aza mbola tafin'ny ankizy kely ho entiny mianatra lay izy , nefa efa tokony HOSOLOIN'NY HAT raha heverinao fa mahavit'azy? Sa zany FITOVIANA no tsy tianao ?
- IZA NO NIKARAKARA NAMBOLY SORGO NAMONJY NY HAVANAY TANY ATSIMO? za zao manoratra zao ko de ny dadataoanay any an!!!!!!!!!!
- FA MBA MIJERE TSARA SY MIHAINOA TSARA RY ONDATY A!!!!!!!!hahahaha!!!!!!!!!
13. Zoukrivo
(
18/06/2011 11:09)
slt e , fa mba vakio ko ao @ baiboly Samoela II toko faha 15 16 fa nolazaina ho mpamono olona , mpandatsa dra Ny mpanjaka Davida , ary nenjehina ka lasa mpitsoa-ponenana( exile)
saingy tafaverina teo @ fanjakany ihany izy

rar.dago: