JESOSY NANAO BATISA AHY
1. rijadolly
(
03/06/2011 06:33)
ASAN'NY APOSTOLY 1 : 4 Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala any Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan'ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy;5 fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano; fa hianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina, rehefa afaka andro vitsivitsy.6 Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin'izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin'ny Isiraely?7 Fa hoy kosa Izy taminy: Tsy anareo ny hahalala ny andro na ny fotoana izay efa notendren'ny Ray amin'ny fahefany ihany .8 Fa hahazo hery hianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany.9 Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan'ny masony intsony Izy.
répondu par madagass le 30/06/2011 11:14
2. rekinbelo
(
03/06/2011 10:59)
Batisa inona aloha no natao anao ry namana?fantatrao moa fa misy karazany 07 ny Batisa?
Ny telo @ ireo ihany anefa no ataontsika Kristianina @ izao fotoana izao.Ny karazany 02 voalohany dia tsy mihatra @tsika vahoaka marobe aloha anefa.

3. rijadolly
(
03/06/2011 18:22)
5 fa Jaona nanao batisa tamin'ny rano; fa hianareo kosa hatao batisa amin'ny Fanahy Masina, rehefa afaka andro vitsivitsy.
4. madagass
(
30/06/2011 11:14)
Faly miarahaba atsika rehetra izay eto @ ity tafatafa ity indray .
Eto ampiandohana aloha tiako ho tsindriana fa batisa dia misy karazany roa ihany dia ny fibebahana izay batisan'ny Jaona 1:5 .Ny batisa faharoa dia batisa ny fanahy masina dia Jesosy Kristy no manao azy io nanomboka niakarany tany andanitra voalohany faobe ra niangona t@ toerana iray ny Apostoly ny andro Pantekosta.Fa misy fomba maro samy hafa no nilazany Jesosy ity batisa faharoa ity ohatra batisa @ afo sy ra.Zavatra iray ihany ireo .Batisa ny rano zao dia tsimaintsy ajoboka anaty rano ny olona toy izany koa ny batisa ny fanahy masina dia ajobokan'i Jesosy anaty fanahy ny olona dia tsimaintsy kotsany fanahy masina dia hita sady re ny olona rehefa mandray io batisa ny fanahy masina io tsimaintsy misy zavapanahy miseo eo voalohany indrindra dia ny fiteny tsy fantatra satria io no iresahany io fanhy io @ Andriamanitra dia ny Tompo izany fanahy izany.