Raha ho avy Jesosy Tompo

1. RBNIR ( 17/05/2011 11:04)
Efa mba miomana sy miambina marina v isika ????

Samy ho Tahin'ny Tompo
répondu par sarbika le 26/05/2011 16:43
2. laimiday ( 18/05/2011 08:53)
Sady fanontaniana no fampisainana.

Misaotra

Izaho efa miomana foana ka.
3. sarbika ( 21/05/2011 19:23)
msotra @le fampahtsiahivana,
eo an-dalampiomanana mitsy ah io. Inn re ny ankanjo hanaovako e!!!
4. RBNIR ( 23/05/2011 07:37)
Faly miarahaba ary misaotra an-tsika namaly,

Hanampy an-tsika amin'ny fiomanan-tsika ary dia aoka tsy hoadinoin-tsika ity tenin'ny Tompo ity ry namana malala isany « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21).
Mila mianatra sy manao ny sitrapon'Andriamanitra isika. (tsindriko manokana ny hoe "manao" satria arak'io teny mazava b io dia izay "manao" ihany no hiditra namana).

Samy ho tahin'ny Tompo namana isany.
5. sarbika ( 25/05/2011 18:18)
manao ???????
6. RBNIR ( 26/05/2011 04:35)
sarbika:

manao ???????

Faly miarahaba namana,

Manao = manantanteraka.
Mila tanterahina ny sitrapon'Andriamanitra.

Samy ho tahin'ny Tompo
7. sarbika ( 26/05/2011 16:43)
RBNIR:

sarbika:

manao ???????

Faly miarahaba namana,

Manao = manantanteraka.
Mila tanterahina ny sitrapon'Andriamanitra.

Samy ho tahin'ny Tompo


Msotra fa mazava. re a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.257