jambe lourde

1. ravals ( 16/05/2011 06:33)
Slt daolo
sao mba misy mahalala tokony atao na fotsaboana jambe lourde,efa leo mihinana fanafody vazaha nefa za
Merci
répondu par ravals le 27/06/2011 11:38
2. ravals ( 16/05/2011 13:01)

ravals:

Slt daolo
sao mba misy mahalala tokony atao na fotsaboana jambe lourde,efa leo mihinana fanafody vazaha nefa za
Merci

na resaka otra ko ts manin e
3. diamondra27 ( 16/06/2011 18:08)
ravals/ mila manao la marche na natation e!
misy tisane de l'abbaye souris iny any am parmacie, andramo sao mahasoa.
dia bon courage sy mirary fahasalamana ooooooo!
4. ravals ( 27/06/2011 11:38)
Misaotra betsaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2003