MPANOHITRA ....
1. andrywui
(
07/04/2011 11:11)
Yves Aimee rakotoarisoa ,Rina Andriamandavy ...
naninona ireo MPANOHITRA faranze be loha sy mahery vava ireo no "kivy ihany" ny farany de tsy nivarotra ronono tsony ?
- misy antony ao ry reto a
1/ amantaona ry ngah Yves Aimee zao nihogahoga sy nandany mondrokery sy lany vola teo amin'ny MAGRO sy Amboja ,tsy raha vannn !!!!!....natao ndray ze hiverenan'i dada sitrany ahay mba hanasitrana fo voadona !!--mbola nandamoaka ihany koa !! ...nalefa i Ndafy be soavaly mba handamindraharaha natao PM voaviravira saiky maty fa voronkely azon'adala tao amin'ny capsat tao !!!...ka innn iany ary no hanopanopana an'ireo olona efa "MBA NANAO" sy lany mondrokery ireo ???
-alao izy hiaraka amin'ny fanjakana mijoro ndray mba hijery ny avenir-ny sy mba hitondra ny anajara birikiny hanasoavana ny Tanindrazana e !!
--de isika ato amin'ny serasera a mba hiangaviana indrindra mba tsy hiwawawawa wouwouwouwowu lava eto fa mandany pile fotsiny !!...rehefa tsy voafidy Ministra de mangina !!!miandrasa fifidianana !!....

répondu par bazylou le 07/05/2011 18:20
2. andrywui
(
07/04/2011 11:17)
yves Aimee iny no tena nataorana mafy nefa iny izy zao folaka !!! lasa hendry iny !....tsy hitako tsony ze mpanohitra mba misy vava afaka hiteny ao fa de mpanohitra ""miandry sosy avy any amin'i dada""sisa no eo !!! i dada kou otran'ny tsy de maharaka anle "mody mbà...milalao film" de alefa foana ny volabe tsy toko forohana nefa ataondry zalah magro tantely afadrakotra fotsiny ze tonga (mafy mitsy ty manjo an'i dada ty kah) sendra izay jiolahimboto tia vola ty marina ka ny "toerana tsy azo ! ny tena any lavitra any , ny vola lanin'ny sasany fotsny ..." de inona fa tsy tonga amle oe indroa mahita ny maizina i dada ! - -- hanao otranlay rangah very kisoa alina izy ty : ny andro alina , ny kisoa mainty ,ny bozaka lava ,ny tena te-hatory ...essssyyiii ka inona fa tsy hita ny kisoa " huhuhuhohhihihihuhuhuh........
4. bazylou
(
07/05/2011 18:20)
ka ianareo anie efa lazaina fa tsy mety e.
very daholo nany kisoa , nany osavaly na nay omby vavy be ronono eto.
ny ahy aloha efa natomboko tamin'ilay jet tsy nety niainga iry e.