Tantaran'ny fiangonana Kristianina (rohy)
1. laloanany
(
29/03/2011 14:20)
Ho antsika liana sy te hahalala bebe kokoa ny tantaran'ny Fiangonana Kristianina dia ity misy fandaharana feno notontosain'ny AE channel. Mahafinaritra sy mahaliana ilay izy ary dia amporisihina isika mba hijery azy. Anisan'ny zavatra tokony ho fantatsika Kristianina ny tantaran'ny fiangonantsika. Ny tantarampiangonana ihany koa dia azontsika entina miverifier ireo teolojia (na fampianarana) izay inoantsika. Ohatra: "Nahoana no andro Alahady no andro iangonan'ny Kristianina fa tsy andro Sabotsy?" sns ...
Ho hitanao ao anatin'ity fandaharana ity:
*Ny fiandohan'ny Fiangonana (nanomboka t@ nahafatesan'i Kristy) sy ny fiparitahan'ny filazantsara
*Ny famotehana ny tempolin'ny Jerosalema
*Ny fanenjehana ny Kristianina
*Ny "Conversion" n'ny Amperora Romanina Constantine sy ny Konsily voalohany nataon'ny Fiangonana
*Ny fiainan'i Masindahy Augustine izay anisan'ny nitondra ny fomba fijery ho fototra ijoroan'ny fiangonana Protestanta
*Ireo ady hevitra maro ara-teolojia teo anivon'ny Kristianina
*Ny fitomboan'ny fahefan'ny fiangonana sy ny fialany tsikelikely t@ fampianarana fototra
*Ny fahaterahan'ny fiangonana Orthodoxa
*Ireo kroazady anaky 3 izay ady nataon'ny fiangonana Katolika sy ny Silamo.
*Ny inquisition izay fampijaliana mahatsiravina sy famonoan'ny fiangonana ireo olona tsy manantsiny maro be voapanga ho heretika.
*Ny Reforma nataon'ny Protestanta
*Ny Reforma nataon'ny Katolika
*Ny ady sy fifampanenjehina nataon'ny Protestanta sy Katolika
*Ny fiparitahan'ny fiangonana Protestanta sy ny fahaterahan'ireo fiangonana kely madinika
*Ny fiangonana amin'izao fotoana izao.
*sy ny sisa maro tsy voatanisa.
Ity ilay izy (Teny Angilisy):
Arivo taona voalohany (taona 0 ka hatr@ taona 1000)
http://video.google.com/videoplay?docid=-5749316712539131549#
Arivo taona faharoa (taona 1000 ka hatr@ izao fotoana izao)
http://video.google.com/videoplay?docid=-5749316712539131549#docid=-965657787316192235
Dia ankafizo ary e.

répondu par Ibalita le 28/06/2017 04:52
3. andrywui
(
31/03/2011 19:08)
tohizo rahery a sokafy le mipirina mbola misy vovoka any ambata de alefaso eto koa .. aleo ho hita ireo document be ao aminareo ao io hery a
4. ravatorano
(
01/04/2011 12:17)
andrywui < hahahahahaha
mahaliana tokoa fa mila fotoana malalaka be mihitsy

5. rekinbelo
(
04/04/2011 09:25)
laloanany:
Ho antsika liana sy te hahalala bebe kokoa ny tantaran'ny Fiangonana Kristianina dia ity misy fandaharana feno notontosain'ny AE channel. Mahafinaritra sy mahaliana ilay izy ary dia amporisihina isika mba hijery azy. Anisan'ny zavatra tokony ho fantatsika Kristianina ny tantaran'ny fiangonantsika. Ny tantarampiangonana ihany koa dia azontsika entina miverifier ireo teolojia (na fampianarana) izay inoantsika. Ohatra: "Nahoana no andro Alahady no andro iangonan'ny Kristianina fa tsy andro Sabotsy?" sns ...
Ho hitanao ao anatin'ity fandaharana ity:
*Ny fiandohan'ny Fiangonana (nanomboka t@ nahafatesan'i Kristy) sy ny fiparitahan'ny filazantsara
*Ny famotehana ny tempolin'ny Jerosalema
*Ny fanenjehana ny Kristianina
*Ny "Conversion" n'ny Amperora Romanina Constantine sy ny Konsily voalohany nataon'ny Fiangonana
*Ny fiainan'i Masindahy Augustine izay anisan'ny nitondra ny fomba fijery ho fototra ijoroan'ny fiangonana Protestanta
*Ireo ady hevitra maro ara-teolojia teo anivon'ny Kristianina
*Ny fitomboan'ny fahefan'ny fiangonana sy ny fialany tsikelikely t@ fampianarana fototra
*Ny fahaterahan'ny fiangonana Orthodoxa
*Ireo kroazady anaky 3 izay ady nataon'ny fiangonana Katolika sy ny Silamo.
*Ny inquisition izay fampijaliana mahatsiravina sy famonoan'ny fiangonana ireo olona tsy manantsiny maro be voapanga ho heretika.
*Ny Reforma nataon'ny Protestanta
*Ny Reforma nataon'ny Katolika
*Ny ady sy fifampanenjehina nataon'ny Protestanta sy Katolika
*Ny fiparitahan'ny fiangonana Protestanta sy ny fahaterahan'ireo fiangonana kely madinika
*Ny fiangonana amin'izao fotoana izao.
*sy ny sisa maro tsy voatanisa.
Ity ilay izy (Teny Angilisy):
Arivo taona voalohany (taona 0 ka hatr@ taona 1000)
http://video.google.com/videoplay?docid=-5749316712539131549#
Arivo taona faharoa (taona 1000 ka hatr@ izao fotoana izao)
http://video.google.com/videoplay?docid=-5749316712539131549#docid=-965657787316192235
Dia ankafizo ary e.
Salama,
Tsara le tantara fa misy maromaro tsy ampy ao,maro loatra ko moa izy io fa mba mahalala ny fiafarany fivavahana kristianina ve alo nareo?
6. Miharena
(
04/04/2011 14:25)
Rekinbelo:
Salama,
Tsara le tantara fa misy maromaro tsy ampy ao,maro loatra ko moa izy io fa mba mahalala ny fiafarany fivavahana kristianina ve alo nareo?
Ity fanontaniana ity indray no tsy takatro Rekinbelo! Tena efa erana hafa no hidirana raha io fanontaniana io no resahana. Ireo tantara efa nisy manko dia ahitana taratra ny nahatonga ny fivakisana marobe tsy hita isa izay samy milaza fa mitory Tompo iray. Izay koa aloha dia hevitra iray nanaparitaka tokoa ny ANARAN'I Kristy. Izay notoriana dia nisy vontoatiny mazava ihany fa ny eo amin'ny fombafomba fandraisana sy fanazavana ny Soratra Masina no samihafa daholo.
Ka ny hoe fiafaran'ny fivavahana Kristiana, raha tsy miray fo amam-panahy izy rehetra dia herim-po very maina ny niasan'ireo olona marobe nizara izay netinety taminy avy.
Ka asa aloha na mankaiza izy izao na mankaiza fa raha izaho aloha no anontaniana ny momba izany dia miparitaka hoatry ny fasika izy izao arakaraka ny fampidirana hevitr'olombelona misafidifidy hoe ity sy izato ny antsika no aoka hotanterahina fa aza maka tahaka ny an-dranona sy ranona iroa fa tsy tonga any am-paradisa eo (!!!).
Afaka velarina tsara ny adihevitra amin'izao andro iainantsika izao ka aoka hivelatra ary aloha hoe hojerena? izany hoe ny fanontaniana dia ny hoe inona no ho avin'ny finoana kristiana? Mitombina tsara ve ny antony mahatonga izao fivakivakisana izao? inona no tsy ampy mahatonga izany?
7. Rapha
(
24/03/2014 08:58)