air madagascar
1. bazylou
(
22/03/2011 16:02)
efa tokony soloina mihitsy ny avion 2 fa tsy mamely intsony e. ny afera amin'ny srdi koa tsy amelan'ny luxembourg sy bruxelles satria very fihinana ry zareo raha esorina aminy io.
Dia ahoana inona no ataonao ry tgv?? mila soloina ireo raha tsy tehofaty ny saison 2011 a.
Izao izany izao dia efa impolo panne ny avion nanomboka tamin'ny janvier teo.
beuuuurrrklkk
Dia ahoana inona no ataonao ry tgv?? mila soloina ireo raha tsy tehofaty ny saison 2011 a.
Izao izany izao dia efa impolo panne ny avion nanomboka tamin'ny janvier teo.
beuuuurrrklkk
répondu par AndriambyII le 29/03/2011 20:14
2. soanja
(
23/03/2011 20:45)
Za moa dia efa ela tsy nitaingina Air Mad intsony fa tena Airbad satria fay matetika ao Frantsa ao rehefa tara na tsy handeha izay ry zareo. Aleo manompo vazaha Air France ihany izy hatramin'zao mbola tsy namitaka sady mitaingina bojo ny faninefany rehefa miondrana in-telo amin'ny digana in-4 miova fiaramanidina.
3. itaramasoandro
(
24/03/2011 23:24)
ka na ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena ao ivato aza tsy misy ny maha gasy azy intsony ka dia...
na teny gasy iray monja aza eo @ takela-mpanoroana isan'isany dia 0.
fa dia natao ho an'ny gasy manakatao sy miteny vahiny irery ihany angha ? ary ho an'ny vahiny miteny frantsay, tsirairay miteny anglisy?
fa aiza no nametrahana ny gasy é? mbola malagasy daholo anie no tompon-tany eto é! ny gasy koa anie ka manana ny fiteniny maha izy azy é! ka raha mba voasoratra @ teny malagasy SY @ teny vahiny moa satria toerana fifamoivoizan'olona mpizaha-tany, dia arahaba soa arahaba tsara.
fa dia na ny gasy aza tsy @ taniny intsony!
dia ianareo ve sahy hilaza fa ny fiara-manidina gasy dia tena gasy zato isan-jato, mampiseo ny maha malagasy? aoka re...
itaramasoandro 8-)

4. bazylou
(
25/03/2011 18:12)
dia miombon kevitra zato isan jato amin'ny itaramasoandro ny tenanay.
Androany hoe dia nanao fifanarahana ny air mad sy air france fa mahazo mitondra ny mpandeha ny air mad i air france raha tsy omby intsony ny avionny.
Mba ahoana ihany ireto gasy ireto e, mizity ery miteny vazaha ,efa rehefa amlikain'ny vazaha marary eryyy.
tena valalan'alika izy ity marina ann
5. AndriambyII
(
28/03/2011 13:22)
Efa ela no nisy io olana io ! Izaho efa mba nandefa proposition @ hanofana ny flotte-ko : "Rainbow compagnie" maimaim-poana , t@ andron' i Zafy no nanombohana ny offre d' appel fa mandrak' ity ny androany dia toa tsy misy mahatakatra ireo tolotra nataoko ireo teo @ fitondrana nifanesy rehetra nifandimby .
6. bazylou
(
28/03/2011 18:58)
o ry mitsako billa a, dia inona ny takalony , lazao anay eto. FA aza mampihesona amin'ny rainbow an.
beuurk
beuurk
7. AndriambyII
(
29/03/2011 08:16)
bazylou:
o ry mitsako billa a, dia inona ny takalony , lazao anay eto. FA aza mampihesona amin'ny rainbow an.
beuurk
Ka izay beuurrrkkkk izay fotsiny sisa no nanaraka taty aoriana !! Mora niesona loatra ny cadre administratif tao @ Airmad .Tahaka an' i toi Bazylou !!
8. AndriambyII
(
29/03/2011 08:26)
Rafale iray sisa azoko hanampiana ny Airmad @ izao fotoana izao . Tsss !!! Tena nofa be le resaka !!
9. bazylou
(
29/03/2011 18:18)
nofa be ve satria hoe mangataka ano hilaza ny takalon'ilay avion omenao.
Tssss, ory mitsako billa , sao heverinao fa btolo be aza le adeversa mifanatrika anao kleee.
TSy misy olona manome avion gratos izany e,
Aza aodina administratif ny resaka.
beurrrkk
10. AndriambyII
(
29/03/2011 20:14)
NÔÔÔÔNNNNNN !! Ny Air force one -ndra 8 angaha tsy gratuit ? Sao dé iny no tsiriritin-drabazylou hatao avion de ligne ao @ tanàna ? hi hi hi !! tsy resaka Adm tsoun izany ny fivadiky ny resaka fa lasa materiel !! mbola misy logistiques vraky be tsy feno ao !!