hetra
1. bazylou
(
21/03/2011 17:51)
Ahoana marina ny tena fandehan'ity fanavaozana sy fandoavan_ketra eny amin'ity contribution ity fa tena maha valalanina:
1- ny tena mahagaga dia ilay fanavaozana be avy hatrany ny antota-ttsy takiana rehefa hanavao ilay fandoavana hetra ianao,in aloha ts idirako lalina fa mety oe zay angamba no fanavaozana met2 kokoa
2- ny momba ny vola takiana @ireo izay heverina fa mpanofa ny trano izay manao activité, izany hoe 2% ny hofan'ny trano izay hofainao no misy lamandy 3 hetsy be izao raha tsy nahaloa ianao ,
ny mahagaga nef dia izao ao anatin'ny taratasy fanavaozana raha handoa hetra ianao dia voalaza mazava tsara fa ireto ny vola toky haloanao
ny tena olana izany dia izao : ankoatra ny hetra alaina aminao araka ny activité izay ataonao , dia mbola tataovana hetra ihany koa ianao amin'ny fandoavanao hofatrano izay takiany hop 2% isan-taona? sady mandoa patanty ianao izany no mbola mandrotsaka amboniny ihany koa.
izany ve no tena izy sa izaho no tsy mahara-baovao
raha tena zohiana mantsy dia toa vao maika mapihemotra ny te hanara-dalana ity hetra be @ tsy antony ity satria sady handoa patanty no manenjika facture no mbola mandoa hofatrano no mbola takiana 2% indray koa?
fanararaotana tsotr izao ny fahitako azy ka ny tsar angamba dia ny manao zvtr informel hatrany fa le manaraka ny tena tokony ho izy tô iaran'ny fanararaotana tafahoatr toy izao!
ampitapitao ze manana hevitra fa ny adala BDB eto an-tanàna
beuurrk

répondu par AndriambyII le 29/03/2011 09:08
2. soanja
(
22/03/2011 09:18)
bazylou:

aiza io Bazylou. Any France ny resakao sa any Mada?
za mamtsy mananjavatra holazaina raha ny any Mada.
3. cyril
(
22/03/2011 09:28)
aiza rabazily a !... tairo ndray klou le fanambaniana gasy fanaonlah ry bazitika a !... gasy vendrana ndray oe gasy tsy misaina , gasy mafiady , gasy tsisy ilàna azy ....zay mou le fiteninlah azy ry bazika a !???
de tairo ndray ary e !... de elah oa mba ahenao le dotra fohana fa manetroka be ato atrano , de mbà hendry ry bainnn fa efa 2011 ane zao e ! ..... isa-maraina zao ka maina , maina , maina , maina foana ka aiza ary ny pokna ato tsy ho lagy amlah daholo !...ka tsindrianlah am resaka manamaina fona ny kofy ary kle !...
ho avy tezitra be eo zao i tazy fa jereo ane e !....

4. bazylou
(
22/03/2011 15:55)
tssss, ny andry sirika koa efa hoe ghetra ny resaka eto fa tsy maina sy dotra fanaon'ialahy isa maraina,
beuuurrk
6. soanja
(
23/03/2011 20:42)
bazylou:
any madagasikara io Soanja a
Tsy mana-kavaly ilay hevitrao aho fa te hitaraina toa anao ihany koa satria gaga aho fa raha handoa hetra izahay dia hoy ry zareo hoe aloavy ny tamin'ny taona lasa 2010 dia aloavy koa ny amin'ny taona vaovao miditra. Dia gaga be mihitsy aho satria ahoana moa ny ahafantarako hoe izao no vola hiditra amiko amin'ny taona vao hiditra??? zany ara izy vao hiditra. Noresahiko ilay olona tao dia hoy izy hoe tena baky tsy manambola ny fanjakana ka izay azahoana vola mialoha atao daholo, ka tokony hitovitovy tamin'ny vola niditra tamin'ny taona lasa ny hiditra dia izay no aloa fa tsy maintsy mandoa ianareo.
Mbola tsy naheno fanjakana toy izany aho hatramin'izay. Ankitery be ny tsy maintsy nandoavana ny 2011 hetra.
Ahoana ny hevitrao???
7. bazylou
(
25/03/2011 18:14)
nefa anie ilay vola avy eo ry soanja tsy misy manazava hoe maketsy sy makeroa ity hetranao ity fa tereo ho masaka toa voalobo jaza fotsiny e;
8. soanja
(
28/03/2011 10:11)
bazylou:
nefa anie ilay vola avy eo ry soanja tsy misy manazava hoe maketsy sy makeroa ity hetranao ity fa tereo ho masaka toa voalobo jaza fotsiny e;
misy an'izany hoe tonga any an-trano mihitst ry zareo mitaky ilay hetra. nefa le vola tsy azy ireo fa an'ny fanjkana. azo antsaina avy hatrany fa handeha am tsy lalany ny vola.
9. AndriambyII
(
29/03/2011 09:08)
bazylou:
Ahoana marina ny tena fandehan'ity fanavaozana sy fandoavan_ketra eny amin'ity contribution ity fa tena maha valalanina:
1- ny tena mahagaga dia ilay fanavaozana be avy hatrany ny antota-ttsy takiana rehefa hanavao ilay fandoavana hetra ianao,in aloha ts idirako lalina fa mety oe zay angamba no fanavaozana met2 kokoa
2- ny momba ny vola takiana @ireo izay heverina fa mpanofa ny trano izay manao activité, izany hoe 2% ny hofan'ny trano izay hofainao no misy lamandy 3 hetsy be izao raha tsy nahaloa ianao ,
ny mahagaga nef dia izao ao anatin'ny taratasy fanavaozana raha handoa hetra ianao dia voalaza mazava tsara fa ireto ny vola toky haloanao
ny tena olana izany dia izao : ankoatra ny hetra alaina aminao araka ny activité izay ataonao , dia mbola tataovana hetra ihany koa ianao amin'ny fandoavanao hofatrano izay takiany hop 2% isan-taona? sady mandoa patanty ianao izany no mbola mandrotsaka amboniny ihany koa.
izany ve no tena izy sa izaho no tsy mahara-baovao
raha tena zohiana mantsy dia toa vao maika mapihemotra ny te hanara-dalana ity hetra be @ tsy antony ity satria sady handoa patanty no manenjika facture no mbola mandoa hofatrano no mbola takiana 2% indray koa?
fanararaotana tsotr izao ny fahitako azy ka ny tsar angamba dia ny manao zvtr informel hatrany fa le manaraka ny tena tokony ho izy tô iaran'ny fanararaotana tafahoatr toy izao!
ampitapitao ze manana hevitra fa ny adala BDB eto an-tanàna
beuurrk
Raha ny fahalalako azy less ingahy bazylou , dia ny impôts sur le revenu d'activité +patente ihany no obligation 'ny société , na entreprise, manofa trano. Miampy ny redevance du service publique (electrification , eau courante ,service d' entretient , service sanitaire , ..)
Ny @ 2% alain' ny "hop" (???) lazainao , ny norme alou dia ny tompon-trano no tompon'andraikitra @ izany ary misy compensation azony @ zavatra hafa momba ny "reforme fiscale". Nefa @ ilay fanavaozana ny dossier araka ny lazainao isaky ny handoha vola no tsy mazava ! (sa ny periode transitoire no miteraka izany ? )
Mba omeo sopapa kely hoe izahay hahalalàna misy² kokoa ny @ izany raha azon' elah atao ?