iza ary le olom baovao e

1. bazylou ( 22/02/2011 18:35)
iza io??
Ary rah amanam pahaizana gasy dia nofy izany satria irenytsy hiditra any amin'ny tany mahantra tsy misy saosy.

IZa e??
répondu par bazylou le 27/02/2011 13:12
2. mandrindra ( 23/02/2011 00:30)
Tsy manampahaozana no ilaina fa manantsaina
3. milamm ( 23/02/2011 12:09)
ary i bazy ahoana tsy vitanla nga izany na ny manondro olombaovao 1 manampanahy na de kanosa aza ny ankabeazany ka i bazy moa tsy vendrana otrany gasy tsy mety nga ra oe i bazy olombaovao hilatsaka ho fidiana filohampirenena 2011 dia mbo lazao any miandalana ihany ny fotodrafitrasa sy izay mba efa vitany bazy teo @ fiarahamonina sao mba misy mifanitsy ze voalaza hafa eto.

Amiko ny zvdehibe dia ny hevitra ho entiny ilay olombaovao hijoroany mpifaninana sahy manda tena hilatsaka hofidiana hanasoa an'i Madagasikara, mandala ny rariny sy ny hitsiny ary tsy mamaly faty ireo teo aloha, mitandro tokoa ny tombotsoa ambony ny fomba fitantanana an'i M.kara.
Toetra tokony hananany
.mikatsaka ny fihavanany samy Malagasy @ alalany rafitra mangarahara ho anreo mpanao politika rehetra tsy ankanavaka nanimba ny firenena hanafoanana ireo kolikoly, ampihimamba, fanapara-pahefana sy jadona niainana 51 taona lasa, fangalarana fananambahoaka sy varoboba ny harempirenena),
. mitandro ny fiandrianampirenena sy ny fiandrianambahoaka ary ireo zo fototra maha-olombelona.Eritreritra miangitra ngambany zany fa efa nisy faka nitsiry ilay hevitra tsy ho adino ilay maherifony Tanindrazana nanampikasana hanatanteraka izany nefa tsy naharitra izany teo" Ny rafitry ny fokonolona Itpkl .R.Ratsimandrava 1975 ", ny tena ANTENAIKO dia olona mahay manarina sy manova fa tsy mamerina ny teo aloha na farafaharatsiny mahay manaporofo manova famindrany tenany aloha vao mampanantena ny hanova ny farimpiainany hafa, tsy ho mora izany fanamby izany raha tsy any @ Rep.IV ireo rafidalana manaramaso ny fitsinjarampahefan' ireo andrimpanjakana hatr@ zay oh.Ny fahaleovantena fitsarana isan'ambaratongany hatr@ fitsarana faratampony, ireo efitry ny antenimiera 2, ny zo fototra fahalalahany fampitambaovao, ny tsy hitsabahany manamboninahitry ny tafika sy ny foloalindahy intsony ny raharaha politika izay maloto hatrany ivelany ny fifandraisana isaky zay mitranga. Ilaina ny fifampiresahana gasy-gasy @ fikarakarana ny fifidianana ary koa ny fifandanjankery, ny fiverenany ireo sesi-tany izay tsy vao namafisiny raincourt oe tsy azo atao t@ sabotsy teo(mody oe hanamafy ny fifandraisana sosialy sy famahana ny krizy mbola hihaona izy sy zuma any paris ny 2-3 march 11resaka lybie sy egypt nefa ho tsipelindresaka any koa i Madagascar). Tsy vonona ny iresaka ny fat iaramisalahy fa ividy fifidianana manaraka 2 eo
http://appablog.wordpress.com/2011/02/23/deplacement-du-ministre-charge-de-la-cooperation-henri-de-raincourt-a-madagascar-19-et-20-fevrier-2011/
4. AndriambyII ( 23/02/2011 15:04)
Efa handray andraikitra ny lelafo Rabazily ato ho ato aa !! Loza ho an' ireo izay miseho ho mahery noho ny tena mahery .Aza asiana resaka hitsaka intsony raha tena politisianina ihany isika .Tsy haka tahaka an' izay nitranga sy mbola hitohy toy ny tao Rwanda , na Egypte , Tunis , Libye , Algerie , Maroc , Yemen , Barhein , .... isika , fa kosa haka lesona @ ity fihavian' ny farandro kinasandry zalahy tanterahina ity . Tsy resaka Ra8 , Radoma , sy Ratsy iraka ,ry Tsiravonganana , sy ry Zefa alibetra , sy ny sisa intsony izy ity fa izay mahery voanjo manta .Izay osa kandany ! Izay bebàla sy bebasy sisa izany no hianteherana !! Zay ve no tadiavin- draBazylou ?
5. bazylou ( 23/02/2011 17:46)

raha nytenanay manokana aloha dia ahiana mihitsy aloha hatreto ny hilatsahana ho filoham pirenena, na dia hoe minisitra na pm aza.
Saingy tsy any ny olana fa ny andraikitra raisina ihany no mitondra azy io.
Ny ahytsy olana amiko mihitsy na tsy handray karam aaza aho amin'ny fitondrako.

Ny programan'asa rehetra dia ho avy eto ihany
6. bazylou ( 23/02/2011 17:49)
ny olom baovao hitako atolotra dia ny tenanay ihany.
Satri atsy misy hafa tsy izaho ihany no mitondra ny hevitro sy sahy mitondra ny hevitro.

7. bazylou ( 23/02/2011 18:52)
ny olana anie dia ilay olona vaovao mihitsy satria tsy hisy olona 1 akory apo mada sahy hijoro hanohitra ireo mpisama rehetra ao an tanana ireo e.

Amin'ny maha olo tsotra azay dia tsy maintsy manana tohina izy ary tsy maintsy misy mpanohina fa raha tsy izany dia tsy mety.

Tsy misy olona iray rassembleur any mada;
Aty andafy aty daholo no mikefona dia mijery sy mandefa vola ho an'ny fianakamsa fotsiny.

8. milamm ( 24/02/2011 01:12)
misy rirany ny koziny le bazy, tsy misy sahy mitsangana na mahatarika olona any efa somary tara azafa vao niatomboka ny taona 2011 teo tany nahita @ ireo faritra tratra sy voatsidika manokana nanamarina ny seho ara-piarahamonina fa toa mpanaradrenirano sy mpanao politika arovany ireo voakolikoly (hanakarena tampoka androany ary tsy hitsahatra mandrapaha...toy ireo teo aloha)fitsarana sy ny basy marovava nanaovana fanandramana ny 26/01/09 sy 07/02/09 ka itazomana fahefa-mitondra ankery firenena 1 amoretana ireo marobe @ fitondra-miaramila, tsy mitsahatra mitombo ny mpijapy sambo mameno isa ny politisiana gasy beuurk ozy ela zay! tsy hanameloka na hitsara no anjarako fa miteny mazava tsara kosa TANDRINESA BAZY a tsy misy tsy tratrany aloka na iza izy na iza . Efa leo sy tofoky ny hetraketraky ny mpanao politika ny olona ao tsy mety intsony raha tsy misy valiny aloha ireo tsindry hazo lena mahazo azy tsy hivoarany farimpiainan'izy ireo sy hialana ny disadisa arampiarahamonina manoloana ny fiakarany vidimpiainana tsy takatry ny fahefa-mividin'izy ireo intsony? ao anaty programan'i bazy v zany ?
9. rijadolly ( 25/02/2011 16:53)
Ilay programan'asa hanaratsina ny GASY ve ry bazylou? hihihihihihih!
10. bazylou ( 27/02/2011 13:12)
ao tsra daholo izany e, ary amafisiko fa hisy hetsika pacifika atsy ho atsy , tsy ela io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2678