Mankaleo be le DADA ra8 ee ,TGV andry rajoel ee ...
1. andrywui
(
22/02/2011 10:40)
Andao ry ireto mba ovaina loko ndray ty resaka politika ato amin'ny serasera ty fa mankaleo be a ... resaka liona tsisy nifiny tsony sisa ireo fa minoa ahy nareo !... fa vao mahita olombaovao eo ny gasy de lasa rano daolo reo ...
tsy oe tsy iresaka ravalo na i rajoelina akory fa mba atao - le izy fa tsy + foana hamenoana pejy ato satria :
i dada zany efa karazan'ny efa tsy avotra tsony na saina , vatana , fanahy na ny momba azy rehetra !!!
i rajoelina zany efa andrasan'ny oul ankodimirana koa de pan pan pan pan satria tsisy adalana ze tsy ataony !!!
ka aleo itady lalambato hafa ndray raha te ahaita safir ozy ry zalah ao Ilakaka zay refa mangady safir , rubis

répondu par bonne le 22/02/2011 13:15
2. andrywui
(
22/02/2011 10:45)
dia ho borné amze MPIVAROTRA RONONO SY DJ VENDRANA eto ve isika mianakavy fa andao hanorim-piainana vaovao e ity hamitinana azy
3. cyril
(
22/02/2011 11:26)
milay ny vazo e fa ny kozy ts de milay ,f aleo iany alou oa dada fa mamay b ny tanana ry papa aa enao ko sarotsa tenenn b ,itady oulkaf aiza njay ary enao ee ze eo alo d iafina e
4. bonne
(
22/02/2011 13:15)
tsisy Dada sy rajoelina zany tsony fa tsy aleo ve manova vao2 mitsy no atao e, samy tsy mamely daholo reo