O ry Malagasy o!!! fa aiza ianao
1. papala
(
07/02/2011 12:58)
tena mampalahelo mihintsy ny Malagasy, fa efa olona ahoana marina ary ity Malagasy ity e !!!! efa izaho ve ny fiainana de mbola tsy misy taitra ihany? ny mpanana de miha manana ihany, de misy lay lasa mpanana tampoka zany, ny antonontonony de lasa mahantra, de ny lazaina fa hoe mahantra zao de tena lasa 4mis mihintsy???????? de ankaiza isika Malagasy e??? hambompom-pirenena zao foana no moDy ventesina nefa tsy hita zay mba fampiakarana ny harempirenena, na ny hanin-kohanina noventesina tetsy @13mai (ny vary, ny menaka, nolazaina fa ho hampidinina ny vidiny AZA ZAO ) nankaiza??????? FA TAPINA MANKAIZA NY MASON-TSIKA MALAGASY E?????? SA VOAN' NY FANDREKIREKEN' NY andry rajoelina sy ny forongony?????????? tena tsy mazava mihintsy aloha lay FATin'alika reo an!!!!!!!!!
répondu par papala le 09/02/2011 09:57
2. nilex
(
07/02/2011 13:43)
Marina nge ny voalazanao fa izao no tadidio tsara,tsy manana basy isika dia tsy afaka makaiza.Hiady @ jiolamboto ve,izay miseho milay eo dia any ambany atsinanana tsy misy fanazavana,tsy maintsy misy mpitarika mantsy io,raha vao tsy miaramirohitra io dia tsy lasa,toy ireny any Egypte ireny e,rava io.Fa isika eto mbola mety angamba ko na hiandry ho 10 0000f ny kapoakan'ny vary .Izay resahina rehetra nge dia toa milaza fa efa leo avokoa nefa dia tsy hita izay atao e.Fa rehefa tena repotra ny olona dia tsy maintsy mipoaka foana io e,ary tsy maintsy hipoaka satria tsy mahavita na inona na inona ity fitondrana ity,mangalatra fotsiny no ataondry zalahy ao.
3. papala
(
08/02/2011 08:28)
""Akanga maro tsy vakin' amboa"" ohabolana malagasy io! Ka rehefa vonona ve ny Malagasy tena misaina ho inona akory ze basy eo E! eo @ 2tapitrisa eo ange reo gasy mpanaraka anireo fat reo e! fa le 18tapitrisa de mipetrapetra poana!!!!
4. bejaona
(
08/02/2011 15:31)
ka ny olana anie dia izay mitolonna ihany no mitolona, tanam-polo ve iady amam-basy, ampiasao ny coco fa aza mamono tena, idiro daholo izay azo idirana mba ahafahana milatsaka @ fifidianana anehoanao ny safidinao. Miaraha mitady ny vahaolana raha tena tia an'i Madagasikara ianao, asehoy ny fandeferana hoan'ny vahoaka fa tsy laozana miady seza
5. papala
(
09/02/2011 09:57)
mitolona mitolona nts!!!!!! NY TOLONA DIA EFA VITA T@ 1947 , FA ny fanafodiny haingana de haingana de tokony hiala any le rajoelina tsy mahay n' inon' inona io! IO MIHINTSY zao no manakana ny firenena ho latsaka ankady ohatr' izao. ary tsy mahatsapa tena mihintsy le vendrana io hoe tsy mahay de miala an ; "diplomatie tsy hay, economie tsy hainy , tsy misy hainio mihintsy sns.............ny miresaka tsotra izao ary to lay boky mena ny deba foana no averimberina ntssssssss tena dondrona" , tonga ny voaloan-taona miarahaba azy ny miaralmila de iny ko fa mba ny mihazakazaka oh Ra8 miaraka @ miaramila koa, tena DONDRONA A aiza moa no andeha ny raharaham-pirenena. mahamenatra an' izao tontolo zao mihintsy hoe io no mba mpitondra an' i Madagasikara!!!!!!!!ny havendranan' io le andry rajoelina io hiany zao no hanohanan' ny frantsay azy!!!!!!!!!!ary ny MALAGASY KOA DE miara-donendrina miaraka aminy!!!!!!!!!!!