efa tara be ry gtt a

1. bazylou ( 29/01/2011 19:11)
Tsy efa tara loatra ve?Inona no antony tsy nanaovana izany vao nitsangana ny fitondrana hat?Naninona ireo gtt be diplaoma sy milaza fa mahay no tsy nametraka fitoriana tany amin'ny tpi vao nanomboka ny krizy? Izao efa voazara ny seza ary hanomboka ny fifidianana voasakana i Ravalomanana vao mikoropaka mitory?


beuuurrrkk
répondu par cyril le 01/02/2011 14:07
2. cyril ( 31/01/2011 14:32)
mafy bazily ,


mahery be bazily


tsy laitra bazily


mifona bazily
3. cyril ( 01/02/2011 12:24)
zay mitsy !.....


rehefa mba tsy mamaly an'i bazily tsony ny oul fa manaiky resy de mba avelao amin'izay izy ry bazily fa tsy sokirinlah lava eo foana a !

efa manaiky izahay GTT fa resy dondrona ary tsisy apoaka !

efa manaiky izahay fa efa vita ny momba anay satria na i dadanay aza efa razana sy voky lava nono ! ....

efa manaiky izahay fa i bazily no ho prezida amin fifidianana ho avy ! de mbola innn iany nop ilàna vaniny oul ato bazily a



ndana mihitsy bazily mody any alou fa mahakamo b fotsiny mandrangitra oul efa resy eto
4. cyril ( 01/02/2011 13:59)
merci alou amle périph sy autoroute vaovao vatofototra a !...

efa mitsanga-mitoetra daholo ny olona miandry anzay e !...


zany no tena izy ry bazily fa tsy ity Lamasinina regarega goreragorera anlah efa hivarina any ankady ty a !...
- ny olona efa any amin'ny autoroute sy periph ny tanjona atao nenlah mbola miady varotra gasoil ampandehanana masinina no maha sempotra anlah

hon hon hon hon
5. cyril ( 01/02/2011 14:05)

-- de nandra letsy bazily ty kah ! mitoto vary no mety amlah de matsaka rano sefatreo !..

maninnn ary no misy oul otranlah io ety amboin'ny tany ?? - ny lohanlah de itoeran'ny satroka fotsiny no ilàna azy ka !... ankoatra zay tsy itako !!!!

6. cyril ( 01/02/2011 14:07)



- mamon'ny maina elah bazily a ! .. na mety tsy niala voniny ny maina fohanlah de zany no mampivanitika beurk lava anlah io !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6632