tsy excuse valable

1. bazylou ( 27/01/2011 21:12)
ilay resaka hoe fampihavanam pirenena.
Satria, tsy nisy gasy niady an trano anie teo e, sady tsy nisy foko nifamely koa fa provocation sy ady seza daholo no teo.

fandaniana andro fotsiny io fa tsy hoe zavatra mankaiza akory. NA ny mpanao polifika rehetar aza tsy mivaky loha amin'izany fampihavanana izany. ny seza ihany no ady eo, ary izay resy dia mangina.

rehefa tsy tianareo koa ry mpiasam panjakana ny fanondrotana karama dia efa nokoziko any ra tgv fa aleo anaovana zavatra hafa ny vola fa tsy omena anareo.
Izy omenaindray no mimenomenona.

Izay ilay sain gasy hoy rasamoela izay.


beuuurrrkk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2529