MISY MANANA LIENS MAHAKASIKA IZAY INTERVENTIONS REHETRA NATAON'Atoa RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY VE?

1. laza5700 ( 21/01/2011 18:50)
Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona io mba hizara izany fa izay sendra hitako aloha dia tena mafonja daholo.

Lahatsoratra napetrany tao amin'ny Tribune.com no hitako http://www.madagascar-tribune.com/_Anthony-Ramarolahihaingonirainy,3583_.html ary koa inteervention-ny iray tao amin'ny INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 octobre 2010 http://www.blip.tv/file/4463371# no hitako. Nisy nanamarika teto amin'ny serasera moa io hoe mba jereo no nahatonga ahy mba nijery ary refa nahita dia tena liana ka nikaroka izay mety ho lahatsoratra sns navoakany. Ka raha sendra re mba misy mahita ny lien momba ny intervention-ny tany amin'ny haino aman-jery hafa na radio na tv (toa hoe nandalo tao amin'ny MATV, RTA, RAVINALA sns ihany koa izy araka ny renseignement henoko) na gazety dia mba omeo aho raha tsy mahadiso. Ampitapitao ihany koa raha ilaina fa vitsy ny olo-mahay, manana fanetren-tena ary manana bonne foi toa itony (enfin, hatreto amin'izay hitako rehetra aloha dia toa manana bonne foi lay ranamana fa tsy mpaminany aho na tena mahita zay any am-pony tsy miloaka any).
Misaotra mialoha ny rehetra.
répondu par raherigna le 23/01/2011 10:51
2. raherigna ( 23/01/2011 10:51)
refa manoratra rangah de mba ataov fohi2 fa ôtrany tsy vita vaky tsony le!!

sosokevitra io an!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5429