Ka mbola hampirisika ny TIM izay tarihiny hifandinika amin'ny mpitondra faty ihany ve izany Ravalomanana sa tsia ? Efa aty amin'ny vahoaka matsy izao ny raharaha amin'izao fotoana izao.
1. gasyihany (
21/01/2011 12:02)
Ny fitoriana izay nataon'dRavalomanana mantsy tsy amin'ny anarany manokana, fa amin'ny maha filoham-pirenena azy, fahefam-bahoaka izany. Ny mbola fanohizana ny fifampidinihina amin'ny fitondràna faty izany dia midika fa manaiky ny fanosihosena avy hatrany ny zon'ny vahoaka malagasy.