Fa maninona ny sipa jejobe no mampijaly?

1. Aynah ( 16/01/2011 00:07)
Fa maninona kay ny sipa jejobe no mampijaly be? Manao sexy be izy, dia tiany ho attirer-na any aminy daholo ny mason-drizalahy, dia nefa izy tsy azo tenenina! Sady koa otrin'ny matérialiste be izy fa mody afeniny amy voalohany fa hita miandalana miaraka amin'ny fotoana eny ihany... Dia ny phone-ny tonga any antrano tsy avelany kitihana mihintsy rehefa misy miantso izy, dia nefa izy miangolangola be eo miresaka amin'ilay olona ao, dia indraindray izy tsy mety anontaniana hoe taiza na taiza fa tonga dia mamaly boraingina be dia izy indray no tezitra hoe "aza be fanontanianae,... aza saro-piaroe,...". Tena tsy azoko mihintsy!
répondu par Aynah le 23/02/2011 12:48
2. Tibao ( 16/01/2011 11:42)
Aynah:

Fa maninona kay ny sipa jejobe no mampijaly be? Manao sexy be izy, dia tiany ho attirer-na any aminy daholo ny mason-drizalahy, dia nefa izy tsy azo tenenina! Sady koa otrin'ny matérialiste be izy fa mody afeniny amy voalohany fa hita miandalana miaraka amin'ny fotoana eny ihany... Dia ny phone-ny tonga any antrano tsy avelany kitihana mihintsy rehefa misy miantso izy, dia nefa izy miangolangola be eo miresaka amin'ilay olona ao, dia indraindray izy tsy mety anontaniana hoe taiza na taiza fa tonga dia mamaly boraingina be dia izy indray no tezitra hoe "aza be fanontanianae,... aza saro-piaroe,...". Tena tsy azoko mihintsy!

Materialiste ny manja satria ara-materialy ny hamanja.
3. nannie ( 17/01/2011 05:36)
Satria marary izy dia ianao no sendra azy dia tiany hampitonitony ny aretiny. Tianao ho fantatra ny aretiny ? Izao (tena marina ity an) :

Mijaly izy ao anatiny ao satria misy tsy ampy ao aminy, mety ho mahatsiaro voatsindry matetika izy any amin'ny fianakaviany any, mety ho leo alikain'ny olona foana izy tany amin'ny lasany any, dia mba te-hampiseho izy fa mahavita azy, dia asehony amin'ny fiankanjony aty ivelany ilay izy, iray izay. Jereny ianao miaraka aminy toa mba mety hanaovany izay tiany, dia andramany, ampiasany ny autorité izay tsy mba nananany hatrizay. Izay ilay izy. Tonga amin'ilay hoe rehefa tsy misy ny fitiavana dia vola ampiasaina e !

Tibao:

Aynah:

Fa maninona kay ny sipa jejobe no mampijaly be? Manao sexy be izy, dia tiany ho attirer-na any aminy daholo ny mason-drizalahy, dia nefa izy tsy azo tenenina! Sady koa otrin'ny matérialiste be izy fa mody afeniny amy voalohany fa hita miandalana miaraka amin'ny fotoana eny ihany... Dia ny phone-ny tonga any antrano tsy avelany kitihana mihintsy rehefa misy miantso izy, dia nefa izy miangolangola be eo miresaka amin'ilay olona ao, dia indraindray izy tsy mety anontaniana hoe taiza na taiza fa tonga dia mamaly boraingina be dia izy indray no tezitra hoe "aza be fanontanianae,... aza saro-piaroe,...". Tena tsy azoko mihintsy!

Materialiste ny manja satria ara-materialy ny hamanja.
4. gasybeu ( 17/01/2011 06:13)
fa ny mampmé dé jalouse ny sipa lelolelo rehefa lé sipa akamany tsy lé jejojejo no flatter-na ...
nareo vhv ngé ndraindray difficile e ...
5. Aynah ( 17/01/2011 22:25)
Tsisy difficile zany lesy ry gasybeu ah! Fa le sipako mihintsy no efa te hanidina angamba! Marina mintsy ilay hoe za no tadiaviny atao fanafodin'ny tsy fahampiany tany angamba!
6. Aynah ( 17/01/2011 22:29)

nannie, tu as tout à fait raison! Ja suis entièrement d'accord avec tout ce que tu viens de me dire! Zà no tadiaviny hampitonitony anle ratrany eo amin'ny fiaraha-monina sy ny fianakaviany! Nataoko ihany hatrizay fa efa ho lava kosa ka...
7. gasybeu ( 18/01/2011 08:15)
Aynah>>> be ratra-po be ndry zany ... misotro zi kely alou ...
la jalouisie est un vilain défaut pupuce a ... cool !!!
8. Aynah ( 18/01/2011 09:12)
Pffff! zay zany koh!
gasybeu:

Aynah>>> be ratra-po be ndry zany ... misotro zi kely alou ...
la jalouisie est un vilain défaut pupuce a ... cool !!!
9. mirananirina ( 18/01/2011 10:13)
F'angaha ny sipa jejojejo be fa ny bandy jejojejo be koa angaha tsy mampijaly be????mdrrrr!!Nahoana kosa moa izy no tsy azo anontaniana izay ataony sa nanao ratsy izy?Ny tél koa,misy zavatra ratsy ataony ao izany raha zany koa.
10. gasybeu ( 18/01/2011 11:50)
ka ny vady na mbola sipa alou amiko dé jerijery e ...
ary nareo kay mbola mitazatazana bandy jejojejo ihany a ...
bedy a !!!

mirananirina:

F'angaha ny sipa jejojejo be fa ny bandy jejojejo be koa angaha tsy mampijaly be????mdrrrr!!Nahoana kosa moa izy no tsy azo anontaniana izay ataony sa nanao ratsy izy?Ny tél koa,misy zavatra ratsy ataony ao izany raha zany koa.
11. Herimiafina ( 18/01/2011 18:44)
Ka reven'ny vehivavy anie leiry ry papa isany le misy mikaoty e. Mandainga izay bajo tsy tia an'izany.
Le fiasan'ilay hormone DOPAMINE any aminy no mahatonga an'iny. Somary manana complexe izay ny bajo rehefa le alohan'ny fadimbolany iny, complexe ohatry ny mahatsiaro tena ho tsy raharahian'ny olona (bandy), dia mila tambitamby be, mila mahafantatra izy hoe misy mitia.
Flattée be mihintsy izy amin'iny.
Ilisany vadiny tsy raharahany na hanome azy voninkazo zato amberivo eo, satria ilisany efa acquis daholo, efa azony ao anaty harato dia tsy mila miady intsony izy fa le bandy any ivelany ireny no mahsariak azy azony mbola tsy azony ireny dia mila miady izy amin'ireny.

Ary io koa matetika ireny sipa somary tsotsotra be tsy nahataitra taloha tany amin'ny lycée ireny no rehefa aty aoriana mikarama mahazo vola kely no somary manao compensation mihaingohaingo hisarihana ny sain'ny bandy izay heveriny tsy niraharaha azy taloha.

Ka ny fanafodiny ry zalahy dia izao ihany an, aza raharahiana dia somary iataho kely, aza mampiseho fitiavana mihintsy fa tonga dia voa be ny sainy hoe tena mitady hitsoaka ity vorona be efa ato anaty haratoko ity kleazany an! LOL
12. ledala ( 22/01/2011 19:57)
Herimiafina:

Za ihany koa aloha mitovitovy hevitra amin'ingahy eh, misy marina mihitsy izany, lol
13. MimiSimply ( 07/02/2011 10:11)
Tsy namaky ny valiny rehetra aho fa conseil kely: ra misy sipa na tsy manja aza fa mahay manaja anao, ary ko tinao, dia aza mitady anreny compliquées reny fa ampijaly anao fotsiny. Elles veulent la lune !
14. sipagasy ( 07/02/2011 17:39)
samia manao izay tiany sy mifandraika @ foto-pisainany e!
15. cyril ( 08/02/2011 13:53)
sipa gasy koa zao tsy mampijaly ! vavolombelon'izany izaho ouioui dit foudre dit rapika
16. diamondra27 ( 19/02/2011 13:03)
rehefa tsy te hijaly dia miala ny fanafodiny
rehefa tia dia tsy maintsy mandefitra... mila mifampiresaka @ilay olona
mandamina mora ihany no ady eo
17. Aynah ( 23/02/2011 12:48)
Thanks for all!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3606