Mirongatra ny jiolahy mitam-basy, heloka izany. Ary ny fanonganam-panjakana ? tena heloka ratsy indrindra na eto an-tany na any an-danitra, loza mahatsiravina mitataho ho an'ny vahoaka malagasy i andry sy ireo tafika ireo.
1. gasyihany (
14/01/2011 07:53)
Ho ratsy ary tena ho ratsy fihafara ny taranaka malagasy raha toa ka tsy misy famaizana ho an'ireo olona izay nahavanon-doza tamin'ny vahoaka malagasy izay tarihin'ity andry ity.