ara drariny tanteraka

1. bazylou ( 11/01/2011 13:49)
ny nataon'ny tgv satria raha nahay nanaja ny demôkrasia nahalany an'i Andry ho mairen'ny Tàna Ravalo dia :
- tsy tonga tamzao ny fandehan'ny toe-draharaha teto Madagasikara !!!
>> gafy-tsy-gafy anie izany nanaovan'ny Ravalo an'i TGV izany ka normal raha nitraotra izy avy eo eh !!!

na le8 na i tgv dia samy pilaiso daholo.NY an'ilay raika lahy taloha aza moa ny interpol nizestiavan'ny gtt teo aloh aindray izao no manenjika an'ilay 8 satria tratra ny trafika rongony rehetra.
Vokany koa dia dakan'ny rsa ry le8 dia itravy cox any swaziland indray .
beeeuuurrrk

vaha olana? miala daholo dia soloina daholo , saingy ny gasy maty noana di atsy poinsa ilay izy, ary aleonn'y olona aza miwawawa to aizay hiady hanova sy ho tsar ahatrany.

beuuurrrk
répondu par laza5700 le 20/01/2011 00:32
2. cyril ( 13/01/2011 09:27)
ny tsy ampoizin"i bazily de ny bomba be hirefotra tampoka eo ambony tafotranon'i rajoelina !!!amzay fotoan zay i bazily de hitomany hidradradradra sy hipapapapa erakity forum ty hila vonjy fa tsary hisy hiraharaha koa !!!
3. bazylou ( 13/01/2011 22:18)
o ry baina a,,, ialahy hametraka le bomba aza miforitra rah avao maheno fotsinyhoe bazylou , na tgv koooo
Sadytsy sahin'ialahyiznay e, na izany aza no atao hoe vaha olana.
Tsy sahin'ialahy izany satria tsy ampy saina sy be wawawa ialahyisany

beuuurrrk
4. laza5700 ( 20/01/2011 00:32)
Mba asio maso ity ry zalah f'aza variana amin'ny fifanomezan-tsiny sy ompaompa na tsindry bokotra madinidinika a! Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity RAMAROLAHIHAINGONIRAINY ANTHONY ity ! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 oktobra 2010 dia nitady aho fa tsy nanenenako na dia nanahirana aza fa tena milay ny voalazan'i leiry. Mba mivoaka ny adihevitra lavareny amin'ny hoe RAVALO sa TGV.

http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/#
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0832