Jadona sy Herisetra

1. gris ( 11/01/2011 07:15)
tsapa fa raha tsy ny jadona sy ny herisetra izany dia tsy andaitra amin'ireo mpivarotra ireo,hoe tsy azo ivarotana eny amoron-dalàna.Tsy mahatsapa mihintsy rzareo oe tsy mety ary tsy ara-dalàna no ataony.Ankasitrahana ny ezaky ny kaominina
répondu par tomms le 17/01/2011 09:52
2. kakafotra ( 11/01/2011 09:06)
gris:

Fa maninona moa no lazaina fa tsy mety ny ataony raha mivarotra eny ?
Nga izy mangalatra ? sa mamono olona ? sa mametaveta ? sa maninona?
Iny no fidiram-bolany dia maninona no sakanana? raha ny fidiram-bolanao no misy manelingelina na misy manimba na misy maka dia ahoana ny fandraisanao zany ?
ireo olona izay milaza fa miasa ao @ kaominina aiza no fahaizana miaina ? ny fanajana olona ? sa dia hoe mandeha otran'ny fomba fiteny an-davan'andro ny ompa vary raraka atao amin'ireo olona ireo?

angalatra izy gadrainao,

3. gris ( 11/01/2011 09:48)

kakafotra:

[quote=gris]

[/quote

Tsy voasakana mintsy ny fidiram-bolany raha,miditra mivarotra any an-tsena izy.Izay no vaha-olana ho an'ireo mpivarotra raha tsy te ho voaelingelina sy voaroaka etsy sy eroa.
toeram-pivarotana= any am Tsena
Sisin-dalana,amoron-dalana= natokana ho an'ny fiara
midika izany fa tsy ara-dalana ny fivarotana eny amoron-dalana satria:mandoto tanàna(manaparitaka ny fakony eny rhtr eny,ary tsy manadio ref avy mivarotra),tsy mandoa hetra,miteraka embouteillage ho an'ny fiara,mampitombo isa ny mpangaro-paosy sy mpanendaka,...
Ref tsy manao ny tsy mety dia ahitsy fa tsy ekena ny mamindrafo amin'ny tsy manara-dalana.
conclusion,tsy toeram-pivarotana velively eny amoron-dalana.
4. bazylou ( 11/01/2011 13:18)
toerazm pivarotana eny amoron dalana rehefa tsy omena ny toerana sahaza sy milamina ho azy ireo mpivarotra ireo.
TSy hoe misy tsena ao dia abosesika ao daholo ny adala sy hendry.
TSy hahavita an'io raha izay herisetra sy ompa fa hisy fona io e.
fanafodiny : toroy hevitra ny olona ary omeo asa izy. Na embesana miaramial aaza ireo toerana ireo , hisy fona io.
Ohatran'ilay hoe mipipi eny an dalana satria tsy misy ary tsy ampy wc ny ao tana sy ny eran'ny madagasikara.

beuuurrk
5. gris ( 12/01/2011 06:54)
bazylou>>>>>efa toerana sy tsena
maro no nomena ireo mpivarotra ireo fa ny toe-tsaina tsy azo ifandaminana mints no maha-voa azy ireo.Sensibilisation sy fampianarana ngamba no isan'ny vaha-olana iray tokony ataon'ny CUA amin'ireo pivarotr mba ahatspany sy ahafantarany ny voka-dratsy aterakin'ny loto aparitany eny am arabe eny,sy ny korontana rhtr aterany.Zarina,ahitsy sy ampianarina ny ara-dalana no tokony atao fa tsy hanaraka ny hevi-diso izay nieritreretiny fa mety.

Rappel:toeram-pivarotana= any am Tsena
Sisin-dalana,amoron-dalana= natokana ho an'ny fiara
6. sopran ( 13/01/2011 08:31)
Ts rats n mivarotr,fa atao manaraka ny lalana izany.Lalàna efa nisy hatr@ zay zan we ts az ivarotana eny an-tsisindalana.Ar n asan'n commune sy ireo police communale dia hampanaraka sy hampihatra ny lalàna misy, ary diso Izy raha tsy manao izany.Firifiry t@ ireo olona mivarotra ireo mou no ten @ kianjan'demokratie mba hanantena fanovana? de niova tokoa mou.Fa ny zavatra tsy niova? Ny asan'ny commune,ny lalàna mifehy ny fiaraha-monina[...].Asany izany manadio ny tanana izany ary ts vitsy @ reo mpivarotra koa anie no manao teny tsy tsaroana na dia efa hita izao aza fa diso e.Ra azon'ny mpivarotra atao ny mivarotra hatreny afovoan'arabe dia efa nataony izany, eny fa na de fantany az we ts mety izany.Ts we raha very asa akory d mahazo tsy manara-dalana, ar iza anefa no nahavery asa anao e?? ny commune ve? sa N fitondrana @zao?Ar ngah kou mou raha ts mivarotra eny an-tsisin-dalana de ts maints angalatra e?? sao ilay toe-tsaina zatra tsy niezaka fa namatam-bonona fotsiny kosa no tokony hovaina.Ary ireo mpivarotra eny an-tsisin-dàlana ireo no tena anton'io embouteillage mahatonga hasosorana io.
7. gris ( 13/01/2011 12:53)
sopran>>>>marina zany e,asan'ny kaominina ny hampanaraka sy hampiatra ny lalàna,ny manadio tanàna ka zoany no manasazy izay tsy manara-dalàna.courage les CUA!!!
8. tomms ( 13/01/2011 13:55)
Mahalasa saina ihany aloha io resaka io e!Marina fa tokony hasina lamina le izy nefa mampalahelo ihany ireo mpitrongy vao omana ireo. Bokon'ozatra be no manenjika mpivarotra mampiferin'aina èry.
sopran:

Ary ireo mpivarotra eny an-tsisin-dàlana ireo no tena anton'io embouteillage mahatonga hasosorana io.

Mampahatsiana ana ny resak'izay ramatoa zay tao @ RDJ io teninao io. Fa ity anefa misy fanontaniako: iza no tokony hanana lohalaharana kokoa (raha ny tokony ho izy) eo @ fampiasana làlana, ny olom-belona v sa ny tomobilina?
9. kakafotra ( 17/01/2011 09:28)
raha resaka embouteillage aloha ry sakaiza isany dia ny isan'ny fiara eto no tena mahatonga an'io fa tsy ny mpivarotra loatra!
jereo fotsiny ny Numero....TAP .... nefa TA

Tena tsy azo eken'ny saina mintsy aloha ny zavatra ataon'ireny CUA ireny e!
raha tena hoe mahasahy zareo maninona moa ny tsy mpivarotra etsy behoririka tena mameno ny arabe no tena alany fa maninona ohatra mpivarotra kely milamina manaraka trottoir etsy anosy no ampihariny ny maha hoe be sandry azy ????

Eny ihany anefa no mandeh amividy na sigara zany na kaly na inn dia nefa dia miseho manabotsina tratra fotsiny manolona ramatoa efa hita fa tsy haharesy azy mintsy !! tssss rariny eee

10. tomms ( 17/01/2011 09:52)

+1.
kakafotra > Tena mahalasa saina mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0798