Nilamina sy nadio Analakely androany

1. gris ( 03/01/2011 12:13)
itako nilamina sy nadio Analakely androany.Na dia taorian'ny fety aza dia tsapa fa nanohy ny asany hatrany ny kaominina,tsy nankeny ampovoan'ny arabe ireo mpivarotra amoron-dalana fa tena naka sisiny tsara.
novalian'i gris ny 06/01/2011 07:33
2. gris ( 03/01/2011 12:35)

gris:

itako nilamina sy nadio Analakely androany.Na dia taorian'ny fety aza dia tsapa fa nanohy ny asany hatrany ny kaominina,tsy nankeny ampovoan'ny arabe ireo mpivarotra amoron-dalana fa tena naka sisiny tsara.
3. ouioui ( 03/01/2011 14:01)
Laingan'elah zany rawik mdr
4. gris ( 06/01/2011 07:33)
tsy lainga izany ry oui-oui a,ny fandalovan'ireo mpiasan'ny CUA nanala ireo mpivarotra amoron-dalana kay no nampilamina sy nampadio azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3395