vita waaaaaaaaaaaaaa

1. bazylou ( 02/01/2011 00:53)
"La lutte sera bientôt terminée" a annoncé Marc Ravalomanana !
Si ça n'est pas une capitulation, cela y ressemble beaucoup.
Il a enfin compris cette fois-ci que l'argent ne peut pas tout faire !
répondu par ouioui le 03/01/2011 14:00
2. diloo ( 02/01/2011 07:12)
bazylou:

"La lutte sera bientôt terminée" a annoncé Marc Ravalomanana !
Si ça n'est pas une capitulation, cela y ressemble beaucoup.
Il a enfin compris cette fois-ci que l'argent ne peut pas tout faire !


Mba mahaiza leitsy manaraka tsara ny géopolitika mikasika ny korontana setrin'ny kodeta ny HAT an!
Iza hatramin'io kodeta io no naningazinga ny SADC: tsy mila SADC e! Maha vita tena ny HAT e!Tsy mila CI e! Ets. Iza?
Valiny:Ny HAT-mpoza ihany.
Rehefa tsapan-dreo fa tsy tafavaoka satria lanin' ireo mpangalatra HAT ny volam-panjakana, tonga saina fa manomboka maneno ny fonksionera manao grevy, ny miaramila manomboka misitaka ary ny tsiafahy tsy omby vahoaka 20 millions.
Izao vao hoe aleo ihany hifanaraka @'ny SADC sy ny CI, ary aleo @'izay hitady vaha-olana @'ny 3 Mouvances sy i Ra8.
Porofon'izany, nanaiky ny hametraka ny SADC eto amintsika ny HAT @'ity volana janoary ity ihany. Izany hoe ny conditions ny SADC sy ny CI avec l'approbation de Ra8 no voatery neken'ny HAT.
Dinio ihany koa fa manomboka mihataka an'i TGV ny mpanohana ny HAT toa ireo @'ny ESCOPOL ohatra.
Izany hoe tsapan'i lapinou fa aleo ihany miditra négociation pour une sortie de crise dans le cadre d'une Transition consensuelle et inclusive sous l'égide de la SADC et CI, toa izay ny mambra ny HAT opposants sy ny vahoaka sy ny miaramila tonga saina no androaka azy eo.
Normal io fiovan'ny rapport de force io. Tsy ny 3 mouvances no adversaires ny lapinou ankehintriny fa ny oppositions au sein de la HAT ihany.
Koa aiza indray i zandry kely no miantso vonjy: any @'i Dada Ra8 ihany e!
Ny blems koa, efa hiditra propagande présidentielle i rasarkaozy. Tsy te ho voarohirohy sy voatsembatsemban'ny thèmes france-afrique:Madagascar sy Côte d'ivoire izy mandritra ny propagande ho avy izao.
I Vergès sy i Rolland Dumas efa miditra an-tsehatra mikasika ny rahahara afrika koa mety ho avy araka izany ny raharaha fanohanan'i rasarkaozy an'i lapinou.
Mba dinio sy hevero tokoa anie e, raha i Marie Le Pen no manararaotra mampiasa io thème io manoloana ny vola lanin'ny fanjakana frantsay.
Hilaza raMarie hoe: nahaona no nandany volan'ny contribuables frantsay i rasarikaozy, anefa tsy ampy ny vola ao @'ny kesy de l'état?
Ho tonga saina koa ny frantsay: nahoana tokoa i rasarkaozy manoahana kodeta izay contraire @'ny constitution sy ny principe de droit de l'homme.
En tout cas aok'izay ny adalan'i TGVendrana, fa ny fitsinjovana ny vahaoka no tena important et non la personne de ton DJ.
Tena tsapa elahy leisty fa bandy mpilalao bibilava. Koa mandehana ndray elahy rabazy minono any @'ny FPVM fa pokaty ny dinik'elahy.Koazy e!
3. fijo ( 02/01/2011 20:10)
izay mihitsy no izy,fa aza midelira ra basy an
4. AndriambyII ( 03/01/2011 09:36)
>>>>Normal io fiovan'ny rapport de force io. Tsy ny 3 mouvances no adversaires ny lapinou ankehintriny fa ny oppositions au sein de la HAT ihany.
5. andrywui ( 03/01/2011 09:58)
mba mpetraha kely alou bazily mba hamaliana zay efa voasoratra ao ambany fa tsy araka ka !....
6. bazylou ( 03/01/2011 12:28)
tsy misy hafa tsy any sisa no angalana excuse rehefa tsy hay ny milaza sy manazava azy klee.
Manana saina sy tongotra ary aty dohany ny hat sy ny tgv ka inonano idiran'ny sarkozy sy ny sadc ao??
FA maninona ialahy isany no misolelaka sy manao rajakom bazaha foana??? efa voaozona marina tokoa angamba e....
Na ny zanak'ialahy aza frantsay no amahanan'ialahy aza, ka tsy mahagaga raha ao ihany no misesika e


beuuurrrk
7. diloo ( 03/01/2011 12:35)

bazylou:

tsy misy hafa tsy any sisa no angalana excuse rehefa tsy hay ny milaza sy manazava azy klee.
Manana saina sy tongotra ary aty dohany ny hat sy ny tgv ka inonano idiran'ny sarkozy sy ny sadc ao??
FA maninona ialahy isany no misolelaka sy manao rajakom bazaha foana??? efa voaozona marina tokoa angamba e....
Na ny zanak'ialahy aza frantsay no amahanan'ialahy aza, ka tsy mahagaga raha ao ihany no misesika e


beuuurrrk

Soa ihany fa misy mpanjaka ny clown eto @'ny sera. Sa tsy izany ry gérard bazy karàna.
lol. Au moins aloha mba misy resam-beurk.hihi
8. ouioui ( 03/01/2011 14:00)

Soa ihany fa misy mpanjaka ny clown eto @'ny sera. Sa tsy izany ry gérard bazy karàna.

tena kozy io, olona maivan-doha mdr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.673